...

81. sonwin ( 23/03/2007 10:50)
fa feno fitaka ny tany
82. booboo ( 23/03/2007 10:53)
mamangy @ fahoriana àry
83. nikopol ( 23/03/2007 11:15)
zay ilay fiainana
84. mamzelkely ( 23/03/2007 11:24)
atao akory:?
85. nikopol ( 23/03/2007 11:25)
tsy maintsy mionona
86. sonwin ( 23/03/2007 11:34)
gaigy be izany
87. nikopol ( 23/03/2007 11:35)
mila tapimaso
88. xxx ( 23/03/2007 11:39)
mahaiza mionona e!
89. nikopol ( 23/03/2007 11:42)
indreto zahay tompoko
90. xxx ( 23/03/2007 11:53)
tonga higodogodona
91. booboo ( 23/03/2007 11:57)
:-D:-D
92. nikopol ( 23/03/2007 11:58)
tonga hifendrofendro
93. simplex ( 23/03/2007 12:02)
indreto izahay mitonatonana hitondra teny fampahoriana
94. nikopol ( 23/03/2007 12:03)
misaotra tompoko, misy mapionona aza mionona maika fa misy anareo.

95. booboo ( 23/03/2007 12:06)
hihihihihihi
96. simplex ( 23/03/2007 12:06)
tsy misy vonikazo
97. nikopol ( 23/03/2007 12:07)
tsy misosok'elo intsony ( falifaly nahazo vola)
98. simplex ( 23/03/2007 12:10)
eny e
99. happyfriend ( 23/03/2007 12:45)
:lol:
100. nikopol ( 23/03/2007 13:07)
araky ny maha mpino antsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089