...
25. rush
(
22/03/2007 11:15)
lasa indray ny dinika tsy fantatra na inona na inona an'i nikopol, raha tsy nikopol dia i salmo1!tena tsy mazava e!
33. rakaroka
(
22/03/2007 14:13)
Ndray mpandeha iry "T" dé "..." indray, am manaraka
dé anjaranao ny maminany:?::roll::lol::lol:
dé anjaranao ny maminany:?::roll::lol::lol:
34. rakaroka
(
22/03/2007 14:16)
Siora mihitsy fa raha miresaka mivantana am i Nik
dia karazan'irony tsy mahalaza izay holazainy irony izy:lol:8O8O:roll::roll::wink:
dia karazan'irony tsy mahalaza izay holazainy irony izy:lol:8O8O:roll::roll::wink:
39. rakaroka
(
22/03/2007 15:18)
O Ra Nik! rehefa tsy mahita holazaina dia mangina :-@e...Fa tsy hatsangana ny tanana 'nefa vao hoforonina ny "sujet"...::-w:-w:-w-D:-D:-D:-D:-P
