...
67. rakaroka
(
22/03/2007 21:24)
vale:
Rakaroka: de ndray2 za itanareo, ndray2 za ts'hitanareo v.hihihi.
Magie?....sa mena mahazo?...Ha!ha!ha:-D:-D:-D
68. Vahinala
(
22/03/2007 22:23)
za d tsy mahazo ity resaka iray ity fa d manarakefa klo ......------
69. xxx
(
22/03/2007 22:41)
norma ianao raha tsy mahazo ry booboo satria dinika tsy misy dikany, tsy fantatra na inona na inona fa dia firediredihana fotsiny!na ny zazakely aza tsy mirediredy tahaka izao!
