Ny tombo-tsoa mety ho azo amin'ny fihomehezana. !!!

1. niryna ( 20/03/2007 05:25)
Rehefa natao ny fandinihina dia mahatratra hatramin'ny efa-jato isa hono ny zaza no mihomehy ao anaty indray andro ary ny lehibe kosa dia manao tsiki-vendrana eo amin'ny dimy ambin'ny folo eo ho eo.Tsy voafetra an'io isa kely io no mitsiky sy mamboraka ny hafaliana isika anefa ao anaty indray andro koa nahoana no tsy mitsiky sy mihomehy lava mihoatra noho izany sady manampy antsika tokony ara -pahasalamana:P:P:?:
Ny mivanitika mihomehy dia toy ny aretina mifindra mihoatra lavitra ny mikoaka , voan'ny sery ary ny fanaovana an'io dia ahitanao tombotsoa eo amin'ny fiainanao ara-batana sy ara-tsaina tokoa.Fifaliana sy fahafinaretana,mbola mianampy ihany koa ny fananana fijery ny zavatra tsara na positif.Ny fihomehezanao amin'ny fo feno fifaliana dia tena hanampy anao tokoa.
Ka mety hihomehy tanivaky izany aho izao raha izany.:(:wink::oops::):o:lol::D:P
novalian'i niryna ny 23/03/2007 15:23
2. niryna ( 20/03/2007 05:31)
Ho anareo ary inona avy no tokony ho tombotsoa azo?
Manentana ny rehetra hamaly ary izay fantatro no omeko any amin'ny farany:P:D:lol::o:lol::oops::?:cry:






3. bimanoa ( 20/03/2007 06:00)
ny tsiky teny iray mba tiako
ny tsiky mahafinaritra
raha te-ho finaritra mitsikitsikia

le sourire c un mot que j' aime
le sourire ca me fait du bien
si tu veux être heureux, souris souris souris
4. bimanoa ( 20/03/2007 06:03)
tsikitsikitsikitsiky ihany, eny tsiky ihany,
fiainam-pifaliana mahaliana tena tiana no vokatr' izany,
fo falifaly ravo hatrany eny ravo hatrany,
misononoka ery ny fiainanay !
:wink:
5. ikalapeta ( 20/03/2007 08:28)
nyrina: be de be aky ny tombontsoa azo avy @ tsiky sy hehy, anjaran-dry mampiasa anazy arak'izay tiandry a!, ny tena tsara de mampiome le olona be ketroketrona reny koa, hihihihihihi:oops:

6. booboo ( 20/03/2007 08:37)
Bimanoa > pam pa ram pam pa ram o^oo^oo^oo^o
7. bimanoa ( 20/03/2007 11:26)
booboo ^- ie
8. vale ( 20/03/2007 13:46)
o^oo^oo^oo^oo^oo^o+ là!là!là!là!...hihihihihihihi
9. booboo ( 20/03/2007 13:47)
hihihihihihi :-*:-*
10. sakaizakely ( 20/03/2007 14:02)
Ka mety hihomehy tanivaky izany aho izao raha izany.


eeeeeeeeeeeeee ! avy eo dia ataon'ny olona hoe mivaha eo :lol: :lol:
11. booboo ( 20/03/2007 14:03)
:-D:-D:-D
12. ikaretsaka ( 20/03/2007 14:13)
nena ny tena tiko le manao pince sans rire ireny
13. sakaizakely ( 20/03/2007 14:17)
booboo> efa impiry nivanitika indry izay androany ? Indry ity tena mpanao vanitikathérapie mits an ! Indry zao dia tanora lalandava ;-)

nde koa za mbo hanao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. bouna ( 20/03/2007 14:24)
:-D:-D:-D tena tsara le mime ka sady eo @ tare hono misy muscle b de b de isaky ny mitsiky de mitombo ono ny esperance de vie an'izay mime fona :?::?::?: hihihihi
15. niryna ( 20/03/2007 15:42)
Ireto ary misy karazany maro fa mba anjaranareo ny hilaza ny tombotsoa azo :
-Manala ny adin-tsaina
-mampidina ny tosi-dra
-manampy ny fitaovana ao anaty rehetra
-manampy ny ati-doha hiasa tsara
-manavotra sy manampy ny fo
-mampifandray anao amin'ny hafa
-mampilamina ny hasorenana
-mahatonga anao ho falifaly.
-manala ketrona amin'ny tarehy izay efa nisy nanazava
Ahoana no hifandraisan'ireo rehetra ireo raha misy mba mahalala ny hafa,na mbola mahita hafa ihany koa ianao:P
dia vao maika afaka ny sorisorimpiainana:roll:
Raha mitsiky sy mihomehy hono isika dia hiaraka hitsiky sy hihomehy amintsika ny hafa sy ny rehetra fa raha mitomany isika ,isika irery no mitomany.
Na ny adala aza anie mitsiky irery e:roll:
16. Zina ( 20/03/2007 15:50)
tsy misy azo ampina intsony fa efa voalaza eo doly...
ity koa misy iray::)

mampivelatra ny saina - lasa manana fisainana positive foana...:wink:

Fanafody tsy vidiam-bola io ka:D
17. Samoana ( 20/03/2007 16:38)
niryna:

ny fanaovana an'io dia ahitanao tombotsoa eo amin'ny fiainanao ara-batana sy ara-tsaina tokoa.



Tombotsoa ahoana ry nyrina? Maika aza ny oul mahita ahy miomehy miteny hoe: "efa marary saina mihintsy letsy ela 'ty kah =))!"


18. xxx ( 20/03/2007 16:43)
=))=))=))=))=))=))=))
19. watafon ( 20/03/2007 21:38)
:-D:-D:-D:-D
maha-tanora lalandava ny mitsiky e!
20. xxx ( 20/03/2007 22:09)
xxx:

=))=))=))=))=))=))=))



=))=)):-$=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1204