Ny tombo-tsoa mety ho azo amin'ny fihomehezana. !!!
44. karinah
(
21/03/2007 15:01)
bouna::-D:-D:-D:-D tsy hainao ny mampiasa an'ilay "hono".hihihi.
:-D:-D:-D tena tsara le mime ka sady eo @ tare hono misy muscle b de b de isaky ny mitsiky de mitombo ono ny esperance de vie an'izay mime fona :?::?::?: hihihihi
47. karinah
(
22/03/2007 12:03)
niryna::-D:-D:-D
Ireto ary misy karazany maro fa mba anjaranareo ny hilaza ny tombotsoa azo :
-Manala ny adin-tsaina
-mampidina ny tosi-dra
-manampy ny fitaovana ao anaty rehetra
-manampy ny ati-doha hiasa tsara
-manavotra sy manampy ny fo
-mampifandray anao amin'ny hafa
-mampilamina ny hasorenana
-mahatonga anao ho falifaly.
-manala ketrona amin'ny tarehy izay efa nisy nanazava
Ahoana no hifandraisan'ireo rehetra ireo raha misy mba mahalala ny hafa,na mbola mahita hafa ihany koa ianao:P
dia vao maika afaka ny sorisorimpiainana:roll:
Raha mitsiky sy mihomehy hono isika dia hiaraka hitsiky sy hihomehy amintsika ny hafa sy ny rehetra fa raha mitomany isika ,isika irery no mitomany.
Na ny adala aza anie mitsiky irery e:roll:
mbola tsy nahazo an'i nyrina ve le hoe mieritreritra zvt de miomé tampoka, ataovy tsara eny imason'reny vahiny hafa irany zany fa ateriny eny @ toby ny adala ndry,hihihi.
48. niryna
(
22/03/2007 15:28)
Zina:
tsy misy azo ampina intsony fa efa voalaza eo doly...
ity koa misy iray::)
mampivelatra ny saina - lasa manana fisainana positive foana...:wink:
Fanafody tsy vidiam-bola io ka:D
=D=D=Dmaste zina
49. niryna
(
22/03/2007 15:30)
niryna:
[quote=Zina]
tsy misy azo ampina intsony fa efa voalaza eo doly...
ity koa misy iray::)
mampivelatra ny saina - lasa manana fisainana positive foana...:wink:
Fanafody tsy vidiam-bola io ka:D
=D=D=D namaste zina oops!
50. niryna
(
22/03/2007 15:33)
ftma:
Tsy voadika teny gasy fa azafady: :D
Le don du sourire
Il ne coûte rien et produit beaucoup
Il enrichit celui qui le reçoit sans appauvrir celui qui le donne
Il ne dure qu’un instant, mais son souvenir est immortel
Un sourie, c’est du repos pour l’être fatigué, du courage pour l’âme abattue, de la consolation pour le cœur endeuillé.
C’est un véritable antidote que la nature tient en réserve pour toutes les peines.
Et si l’on refuse le sourire que vous méritiez, soyez généreux : donnez le vôtre !
Nul en effet n’a besoin d’un sourire que celui qui ne sait pas en donner aux autres.
Misaotra betsaka.manapy izay koa dia rehefa feno fitsikiana ny fiainanao dia mizara iray jiro manaza ny manodidina ianao satria lasa mianatra mihomehy koa ilay olona tsy zatra ireny:*
51. niryna
(
22/03/2007 15:35)
karinah:
bouna::-D:-D:-D:-D tsy hainao ny mampiasa an'ilay "hono".hihihi.
:-D:-D:-D tena tsara le mime ka sady eo @ tare hono misy muscle b de b de isaky ny mitsiky de mitombo ono ny esperance de vie an'izay mime fona :?::?::?: hihihihi
Mitombo hono ny andro hiainana rehefa mifalifaly satria misy fiantraikany amin'ny fo ilay izy.Marina ve izany ry ireto?
53. sakaizakely
(
23/03/2007 13:43)
vale:
nyrina: nahazo kill be njy! mba zay a hay,hihihihihi
zà hiraharaha ze vavan'oul any,na we adala ty na gaigy! [size=13px](sakaizakely[/size]:P) manao ny mety enao misy manenjika, manao ny tsy mety enao misy manenjika. marina aky zany nyrina a, rehefa misy oul mitady hila vannn @ tsy napany reny de :D ihany de hita eo ze tena pasiny, mdrrrrrrrr...
(l):-*:-*:-*
Inona no idiran'i sakaizakely eto ry vale ?
54. niryna
(
23/03/2007 15:23)
sakaizakely:

sakkkaizaaa a mba hendry moa eo^oo^o