Fisolokiana Lehibe ny kristianisma!

41. xxx ( 23/03/2007 15:14)
Tsy ny kristianisma no fisolokiana fa ny eglise mintsy no ratsy (eglizycatholic#kristianisma), ohatra zao maro tamin'ireo astronome taloha no matimaty novonoin'ny eglizy ohatra ry Galilleo , ry copernic izay nanda ny hivoahany asa fikaroahamy noho ny fatahorana
42. lamie ( 24/03/2007 18:56)
ka tena hafahafa indray ity dinika ity letia e!!!!
43. Fiffi ( 24/03/2007 19:21)
xxx:
ny eglise mintsy no ratsy (eglizycatholic#kristianisma),
heu....fa nahoana no ny eglise katolika no ratsy ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3136