Fisolokiana Lehibe ny kristianisma!

21. prime ( 20/03/2007 09:29)
Tsimiandravola> Raha fisolokiana ny kristianisma dia inona izao ataonao izany ry tsimiandravola? fahamarinana ve?:lol::-D:-D
22. jentilisa ( 20/03/2007 10:24)
Ampiako tsimiandravola amin'ity!
http://pharisienlibere.wordpress.com/2006/11/21/croyances-athees-3/
Vakio tsara fa mahasoa antsika rehetra!
23. piste ( 20/03/2007 11:48)
ho an-dRabilabila,
Ny tsipahiko dia ny fanaovanareo ny tenanareo ho ambonin'ny hafa ,na iza na iza io hafa io.
Izay manana fahendrena dia soa ho azy sy ny mpiara-belona izany ,fa tsy ianareo no détenteur n'ny fomba mendrika ka mila mampianatra ny hafa .

Ny tsipahiko dia ny fitompoanareo teny fatratra hoe :ianareo no mitazona ny fahamarinana.


" L'athéisme n'est pas une guerre contre les "pauvres chretiens" ,c'est un combat libérateur contre le dogmatisme donc pour la connaissance ,contre l'ignorance , contre l'illusion (le lendemain qui chante...)......"


Eo ianao dia sahy milaza an-kitsirano fa bado izahay kristianina, ary ny fivavahana kristianina dia fanabadoana olona fotsiny.

Iza marina re no mitompo-teny fatratra é, iza marina no tena manambany olona é ?
Rehefa ianareo izany no manambany anay dia lazaina fa milaza ny marina ianareo. Ary rehefa izahay no miaro ny finoanay dia lazaina fa manambony tena sy mitompo tena fatratra.
Izay anie no lazaiko aminareo hoe: mba lòjika @ hevitrareo é.
Zao fotsiny é, aza terena hanaraka ny hevi-bontolonareo ny olona mpino. Satria raha naharesy lahatra ny anareo dia efa betsaka no niova.
Ary ny tena mampahantra anareo dia ny tsy fahafantaranareo ny maha-olona :
vous voulez reduire l'homme à une seule et unique dimension de la raison, pourtant l'homme n'est pas que raison. Bien d'autres facultés le constituent : spirituelle, affectivité, psychique. Et n'oublie pas que l'homme est par nature un etre religieux. Vous ne pourrez jamais en effacer ni en ignorer. Car nous sommes créer à l'image de Dieu. La preuve que nos ancetres, bien avant l'arrivée du Christianisme ont déjà cru en Dieu.
De plus, votre plus grande erreur est la considération de la religion( surtout le Xisme) comme l'aliénation de l'homme, au contraire, elle la libère et réhausse sa dignité d'etre humain. N'oublie pas ceci : " la gloire de Dieu c'est l'homme vivant, épanoui et heureux ".

Dia mba jereo ireo asa soa ataon'ny Fiangonana sy ny Kristianina miezaka manandratra ny maha-olona. Fa ianareo inona no nataonareo. Mba nahavita azy ve ny comunisme sy ny socialisme-athéisme tany ex-URSS raha tsy ny fanaporetana sy famonoan'olona.
Ka izao fotsiny é, arosoy ny hevitrao fa vonona aho hamaly anao.

24. kiranil ( 20/03/2007 15:03)
Rabilabila, soanja, cutie> Vakio manontolo ny Deut 20 dia ho hitanareo fa misy izao alohan'io toko faha 16 io:

"Raha mby akaikin'izay tanàna hiadiana hianao, dia milazà fihavanana aminy.

Ary raha fihavanana no avaliny anao, ka mampandroso anao izy, dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao, ka hanompo anao izy.

Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te-hiady aminao, dia ataovy fahirano izy."

izay vao tonga any amin'ny andininy faha 16:

"Fa ny tanànan'ireto firenena ireto kosa, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.

Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao, --

mba tsy hampianarany anareo hanao araka ny fahavetavetany rehetra izay nataony tamin'ireo andriamaniny, ka tsy hanotanareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo." Deut 20



Raha ny andininy 16 no hi-baser-na ny raisonnement dia marina ny teninareo fa "fandringanana amin'ny tsy antony ilay izy" fa raha dinihana manontolo ilay tantara dia ho hita fa ireo olona ireo [hetita, amorita, kananita, perizita, hivita ] izay nasaina naringana dia olona nanao fahavetavetana.

Dia toy izay avy ireo andininy hafa nolazain'i bilabila ireo.

PS: raha tsy misy baiboly ao aminao dia : www.baiboly.org


raha tena vonona handinika tsara ny voalazan'ny Soratra Masina ary manaiky tarihin'ny Fanahin'Andrimaitra izay nampanoratra Azy dia ahita fa tsy misy fifanoherana io na iray aza; ary marina 100% io Boky io satria marina fa olombelona tahak antsika nampanoratina azy io fa kosa, Andriamanitra no tompon'ny zavatra rehetra voalaza ao.

Misaotra.
25. ikaretsaka ( 20/03/2007 15:20)
io ny defaut an'ilay mitsipona sy manapatapaka e..lasa tsy tafita tsara ny hevitra. dia lasa mampisangojy olona
26. kiranil ( 20/03/2007 15:22)
Matio 10:34 Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.

Jesosy Kristy dia tonga tety an-tany andrava ny asan'ny maizina sy heriny, dia ny fahafatesana izay vokatry ny fahotana, tamin'ny nanolorany ny rany teo ambon'ny hazo fijaliana ary ny nitsanganany tamin'ny maty.

Jesosy Kristy tsy tonga tety hamitra-pihavanana amin'ny Satana, devoly, losifera [izay nikomy ary lasa fahavalon'Andriamanitra] fa ny handresy azy. Satana no manjaka sy mampisy ny ratsy rehetra eto amin'ity tany ity:

I Jaona 3:8 Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly

27. Zina ( 20/03/2007 15:23)
Kiranila marina ny anao,
raha tena vonona handinika tsara ny voalazan'ny Soratra Masina ary manaiky tarihin'ny Fanahin'Andrimaitra izay nampanoratra Azy dia ahita fa tsy misy fifanoherana io na iray aza; ary marina 100% io Boky io satria marina fa olombelona tahak antsika nampanoratina azy io fa kosa, Andriamanitra no tompon'ny zavatra rehetra voalaza ao.
:-*
28. naughtyboy ( 20/03/2007 16:58)
iza no voafitaky ny kristianisma fantatry rabila na reo firenena farany zay mandroso na oul de samy tsy
mahalala fa tsy sakana akory na fisolokina izy io ka de ampahafantarina ny rehetra atr@ zaza ary ampiroborobona,za manokana tsy mbola voasoloky nefa aza matahotra fa ra nisy zany efa ela no fantatro, satria nisy ve ny vono olona tetsy sy teroa de adisoany mpino ireny, nahoana no tsy heverina intsony fa isika ko anie tompon'andraikitra @ atao rehetra fa tsy ny baiboly no nisafidy reny adalana reny na Andriamanitra. taiza ny siansa no tsy nanakana reny vono olona reny hatr@ zay zay no mahatonga le oe misy an'A.tra eto antany mifehy ny adala sy hendry manoro lalana reo diso .
Asa mo misy fiteny gasy iny oe ny "Heloka ibabohana mody rariny fa ny rariny ibabohana mody heloka "
Mitombina be io @ an'Andriamanitra @ reo tsy rariny
ataontsika rehetra na mino na tsia .
29. tsimiandravola ( 20/03/2007 23:05)
kiranil:

Rabilabila, soanja, cutie> Vakio manontolo ny Deut 20 dia ho hitanareo fa misy izao alohan'io toko faha 16 io:

"Raha mby akaikin'izay tanàna hiadiana hianao, dia milazà fihavanana aminy.

Ary raha fihavanana no avaliny anao, ka mampandroso anao izy, dia hampanaovinao fanompoana ny olona rehetra ao, ka hanompo anao izy.

Fa raha tsy mety manao fihavanana aminao kosa izy, fa te-hiady aminao, dia ataovy fahirano izy."

izay vao tonga any amin'ny andininy faha 16:

"Fa ny tanànan'ireto firenena ireto kosa, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, dia aza asiana miangana izay olona rehetra ao.

Fa aringano tokoa ireo, dia ny Hetita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao, --

mba tsy hampianarany anareo hanao araka ny fahavetavetany rehetra izay nataony tamin'ireo andriamaniny, ka tsy hanotanareo amin'i Jehovah Andriamanitrareo." Deut 20



Raha ny andininy 16 no hi-baser-na ny raisonnement dia marina ny teninareo fa "fandringanana amin'ny tsy antony ilay izy" fa raha dinihana manontolo ilay tantara dia ho hita fa ireo olona ireo [hetita, amorita, kananita, perizita, hivita ] izay nasaina naringana dia olona nanao fahavetavetana.

Dia toy izay avy ireo andininy hafa nolazain'i bilabila ireo.

PS: raha tsy misy baiboly ao aminao dia : www.baiboly.org


raha tena vonona handinika tsara ny voalazan'ny Soratra Masina ary manaiky tarihin'ny Fanahin'Andrimaitra izay nampanoratra Azy dia ahita fa tsy misy fifanoherana io na iray aza; ary marina 100% io Boky io satria marina fa olombelona tahak antsika nampanoratina azy io fa kosa, Andriamanitra no tompon'ny zavatra rehetra voalaza ao.

Misaotra.
Marina fa niezaka ianareo mba mitady ny hamerina ny contexte,kanefa tsy manala ny tsinin'ny baiboly mihitsy izany.Eto dia asongadinareo mazava mihitsy ny intolérence réligieuse raiketin'ny baiboly:fivavahana hafa ary andriamanitra hafa ny an'ireo olona asaina ringanin'ny jiosy ireo.Tompon-tany ireo fa tsy mpangalatra.Ary raha ny fanompoantsampy sy ny fahavetavetana no tena jerena,ny tany palestina ihany angaha no "vetaveta fiaina" toy ny filazan'ny baiboly tamin'izany andro izany?

Marina mihitsy ireo voalazan'i rabilabila ireo na dia tsongondahantsoratra fotsiny aza.Ary raha olona mpitsongo lahatsoratra sy mpamoaka izany hors contexte dia ny mpino no tena record.


30. tsimiandravola ( 20/03/2007 23:30)
za manokana tsy mbola voasoloky nefa aza matahotra fa ra nisy zany efa ela no fantatro
Jamba ianao izany!
-Evanjelin'ny tahotra.
-Fanasana ati-doha no betsaka:
-Raha ny ahy manokana no resahako (nefa iraisako amin'ny fianakaviako sy ny mpiray tanindrazana amiko maro) dia fenon'izany fisolokiana izany ny fahazazako sy ny fahatanorako,ary tsy ny ahy ihany fa ny an'ireo havako:ny an'ny reniko ,ny an'ny anadahin-dreniko.SNS

Ohatra fotsiny:Hoy izahay ankizy tamin'i DDZ anadahindreninay:"fa mba naninona wa ry DDZ io tongotrao io no nivilana tsy ahafahanao mikiraro intsony?Dia hoy izy hoe nianjeran'ny hazo tany an'ala rankizy â!Ny fanazavana dia avy amin'ny reninay no azo: Nianjeran'ny hazo tany an'ala ny tongotr'i DDZ tamin'izy naka hazo hanaovana ny katedralin'Ambohimiadana,sy ny collège St Michel ary Ste Famille.(Ny tary nefa amin'izany tsy nisy mba afa-nianatra tany amin'ny iray amin'ireny akory fa any amin'ny collège Rasalama no mitontona)Tsy mba manambola mantsy mba hatao denier de culte na "hividianana" ny "salut" (indolzansy pleniera),fa dia ny herintsandry no mba azo amidy.

Ohatra koa:Tsy mba afa-nikaozy firy tamin'ny reniko aho fahiny fahavelony,satria rehefa eny an-dala izahay mianaka dia rafitra manao raozery izy,manao hasiviana(,tsy manky mihitsy ny azy izany fetin'i masin' maria izany.)Rehefa eny andalana izahay dia manao file indienne,izy mivesatra ny entany eo
31. kiranil ( 21/03/2007 02:14)
Tsimiandravola> Tsy ho be resaka aho rangahy fa raha mbola tsy tsapan\'ny olona fa Satana, izay fetsy tokoa kanefa tsy misy afa-tsy lainga no ao aminy, izay mamitaka ny maro no manjaka eto amin\'ity tany ity, na amin\'ny resaka religion izany na gouvernement na economy eran-tany; dia izay ilay tena vosasa atidoha.

Asio maso kely fotsiny ireto rehefa sendra misy fotoana malalaka iny:

http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/Illuminati/occult_connection.htm

http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/Wicca%20&%20Witchcraft/signs_of_satan.htm


Raha resaka religion manokana indray moa dia ato aleha :

http://jesus-is-savior.com/False%20Religions/false_religions.htm

dia diniho na marina na tsia ny voalaza ao amin\'ireo rohy ireo,

\"Fa [izahay] tsy mitolona amin\'ny nofo aman-dra, fa amin\'ny fanapahana sy amin\'ny fanjakana sy amin\'ny mpanjakan\'izao fahamaizinana izao, dia amin\'ny fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra [lanitra]\" Efesiana 6:12


PS: Afaka jerena amin\'ny teny frantsay ireo raha toa ka misy ny liana amin\'izany.

Misaotra.
32. kiranil ( 21/03/2007 02:37)
"Ary amin'izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindrampo, dia tsy ketraka.

Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin'ny fihendrena, na manatsatso ny tenin'Andriamanitra izahay; fa amin'ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin'ny fieritreretan'ny olona rehetra eo imason'Andriamanitra.

Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin'izay ho very izany,

izay nohajambain'ny andriamanitr'izao tontolo izao, dia ny sain'ny tsy mino, mba tsy hiposahan'ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy, Izay endrik'Andriamanitra.

Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin'i Jesosy.

Fa Andriamanitra, Izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin'ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin' ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny tavan'i Jesosy Kristy."

II Kor 4:1-6


**********************************

"the god of this world hath blinded the minds of them that believe not, lest the light of the glorious gospel of Christ, who is the image of God, should shine unto them" (II Corinthians 4:4)


33. naughtyboy ( 21/03/2007 11:52)
tsimiandravola asa na ny koziko no tsy nazava ary ny fahalalako ko tsy tanteraka fa za de anisany reo olona mba nomena saina handinika sy hamakafaka toy ny rehetra.Zvt 1 mazava amiko tsy mila mpandika de ity : tsy jamba akory aho na voasasa loha na entiny
tahotra hino2 foana ny fisan'A/tra
efa nandalo andrana maro2 nahatsapako ny fisiany ilay hery Mpiahy aho sy ny fahasoavany de resy lahatra fa misy Andriamanitra na tsy voaporofo arabatana aza ary manampy sy miaro zay matahotra fitiniko ny resaka ny tsy fahalalana na tsy fahampiany fahalalana azy no manosika ahy te ahafantatra bb koko ny aminy mba ahafahako milaza fa eo foana Izy mijery antsika rehetra noho zany tsy lany ny androko no sady tsy mbola voasoloky na jamba
fa mba afaka mandinika ko ..
34. xxx ( 21/03/2007 12:57)
tsimiandravola: de iza ary ilay mpahary hinoanao sy hitopoanao teny fantatra io? sao mba marivo salosana koa izahay ka hivadika=))
35. Fanambinana ( 21/03/2007 13:03)
tsimiandravola : Hono wa, raha tsy nanao ny college Saint Michel ve na ny college Sainte Famille ny DDZ nareo dia tsy nianjeran'ny hazo ny tongony?
Ohatra ahindrahindranao be ny resaka vola amin'ilay resaka fianarana ao amin'ny Saint Michel sy Sainte Famille. Ohatra ny tsy fantatrao fa mikarama anie ireo mpampianatra rehetra ao fa tsy mivelona amin'ny rivotra fotsiny e! Nefa na izany aza dia fantaro fa misy mpianatra ao amin'ny Saint Michel zara raha mandoa vola kely fotsiny isam-bolana, ary misy aza ny tsy mandoa mihitsy.
Ny reninao nivavaka dia maha-te hidera ny fihetsiny, saingy ny mampalahelo dia ianao tsy mba nahatsapa ny herin'ny vavaka nataony.
Farany: Efa mba ela ihany no niainako fa mbola tsy nahita olona nilelaka ny peratry ny Eveka aho. Aza manatavy resaka. Lazao izay tianao lazaina dia izay.

Fehiny: Ny faitako azy dia fialonana no mahatonga anao tsy hino. Mialona ny sasany afa-nianatra tao amin'ny Saint Michel sy Sainte Famille ohatra.sns...
36. niryna ( 21/03/2007 13:42)
naughtyboy:


efa nandalo andrana maro2 nahatsapako ny fisiany ilay hery Mpiahy aho sy ny fahasoavany de resy lahatra fa misy Andriamanitra na tsy voaporofo arabatana aza ary manampy sy miaro zay matahotra fitiniko ny resaka ny tsy fahalalana na tsy fahampiany fahalalana azy no manosika ahy te ahafantatra bb koko ny aminy mba ahafahako milaza fa eo foana Izy mijery antsika rehetra noho zany tsy lany ny androko no sady tsy mbola voasoloky na jamba
fa mba afaka mandinika ko ..



Izay mihitsy,misy mitaby porofo vao mahatsapa ny heriny,kanefa hiandrasana hijaly ve vao hitady azy?Miankina ny tena tokony io fa tsy an-tery
37. piste ( 21/03/2007 21:42)
Tsimiandra, karazana revolte noho ny injustice niatra teo @ fiainanao no nahatonga anao mankahala fivavahana. Zava-misy io.
Matetika tokoa ny fihetsiky ny kristianina ihany no mahatonga olona ho tafitohina ka lasa tsy mpino intsony. TAny Rwanda ohatra dia maro2 ireo pretra voarohirohy t@ génocide nitranga tany.
Andram-piainana sarotra ihany aloha io. Na izany aza sentiment négatif no nandraisanao azy : haine.
Tsy manafoana ny fisian'Andriamanitra anefa izany. Ary tadidio fa olombelona ihany izy ireny. Ary betsaka ny kristianina no manana toetra maha-te hidera, dia ny mamanao ohatra.

Farany: raha mandefa teny henjana aminareo aho dia tsymidika fankahalana fa tsy mety kosa rah ny finoako no afokaina eto. Tsy manakana ny hevitrao aho fa aoka hifanaja fotsiny
38. ikaretsaka ( 22/03/2007 02:19)
misaotra an'i piste...
39. paris10 ( 22/03/2007 14:19)
tsimiandravola:raha ianao no tsy manana finoana, aleo zahay hanana ny anay!isan'ny finoanany dia ohataran'ny fanomezana sakafo ny zaza (legioma,vitamina sns, sns),hitombo tsara sy ho salama mandrakariva,ny fianarana tovozina sy ny fahendrena mba ho olom-banona,aza minana koa ianao zany dia hita eo e!
40. Zina ( 22/03/2007 15:16)
piste :-*

paris10 a
mivavaka ho azy lesy no tena tsara a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.09