inona no mety hanakana ny fitiavana?

1. princesseN ( 19/03/2007 17:03)
aminareo ve ny taona sa ny firazanana sa ny finoana sa ny harena sa inona no mety hanakana ny olon-droa tsy hiaraka sy tsy hifankantia?(l)(l)(l)
2. ikaretsaka ( 19/03/2007 17:11)
boooooooobaka be!
izy rehetra ireo ohatra!
3. booboo ( 19/03/2007 17:22)
4. kelly13 ( 19/03/2007 17:28)
amiko alou tsy reo iany ny manakana ny oul 2 tsy hiaraka na tsy hifankatia fa surtt refa tsisy ny fitiavana
5. fasaly ( 19/03/2007 17:38)
amiko manokana ny tsy fifankazà-toetra no misakana ny fifankatiavana, raha tsy mikatanty toetra dia rava ho azy ny fitiavana efa nisy ohatra:?
6. ikaretsaka ( 19/03/2007 17:46)
mila mifankaza sy mifampizaha toetra lo fa tsy hoe any @ boite de je teumm hanambady sy hananona no masaka andoha..
avy eo samy decu
7. fasaly ( 19/03/2007 17:56)
ié! zay njinja, dia ny tsy fandeferana am roa tonga koa manakana ny fitiavana tsy hiredareda satria samy miseho ho tsy diso de samy be ziriziry eo de samy mianjona any de vita ....8-)
8. diamondra27 ( 19/03/2007 18:39)
l'amour n'a pas de frontière

raha misy misakana de mbola tsy amour zany
9. chakkakkely ( 19/03/2007 19:04)
marina ny an i diamondra , ny tena fitiavana tsy voasaka zany , matoa mbola mahita sakana dia ilay sakana no lehibe fa tsy ilay fitiavana dikany aleo avela any , fa tsy tena fitiavana zany
aleo mitady ilay tena fitiavana sa aona :o
10. simplex ( 19/03/2007 19:15)
teorika zany pas de frontiere zany fa samy manana ny kriterany sy ny idealin'ny doly ny tsirairay.

Nena zao ny kriterako voalohany de hoe: tsy lelah :°):-P8)8)
kritera faharoa: ampy taona ;-):°)
...
11. Vahinala ( 19/03/2007 19:31)
Tsy misy tokony hasakana any olondroa tsy hiaraka raha tsy hoe izy mintsy anga no tsy mifankatia.
12. kelly13 ( 19/03/2007 19:46)
zay le nolazaiko oe refa tsisy ny fitiavana d tsy afaka hiaraka e
13. fasaly ( 19/03/2007 20:10)
vahinala ekena:°) araka ny volazako hoe refa misy antony tsy hifakatiavana tsony de tsy mifakatia;-)
14. princesseN ( 20/03/2007 11:13)
zà aloha mitovy @ vahinala hoe tsy misy mahasakana ny fitiavana zany afa tsy olon-2 miaraka ihany e!:*(l):*
15. Vahinala ( 20/03/2007 15:54)
princesseN:

zà aloha mitovy @ vahinala hoe tsy misy mahasakana ny fitiavana zany afa tsy olon-2 miaraka ihany e!:*(l):*



Zay mantsy sady refa misy koa io fitiavana io tsy misy mahasakana azy izany mihitsy. Fohy aky ny fiainana d ts asiana blema a !
16. soanja ( 21/03/2007 04:09)
princesseN:

aminareo ve ny taona sa ny firazanana sa ny finoana sa ny harena sa inona no mety hanakana ny olon-droa tsy hiaraka sy tsy hifankantia?(l)(l)(l)


Tsy voatonona tamin'ity ny ahy ny kritera takiako. Ny fahaizana sy fifandefarena/fifankahazoana ary fikaratahana. Raha tsy misy ireo de fona le fitiavako.


17. fasaly ( 21/03/2007 07:00)
vahinala: marina aky fa refa mifakatia tsara anie tsy hisaraka e! fa raha mifakatia nefa isaky mihetsika blem de mankaleo koa lay izy de tsy maiontsy hoe hiafara am fisarahana ihany manimba lay fitiavana:°):wink:
18. Vahinala ( 21/03/2007 09:51)
fasaly > Zay aloha e, fa atao ahoana ary koa, blema mety tsy maintsy hitranga foana zany mo ny olona koa namifankatia aza samy manana ny eritreriny dia miezaka mifandefitra foana, zay no tsara indrindra !
19. diamondra27 ( 22/03/2007 08:16)
simplex:

teorika zany pas de frontiere zany fa samy manana ny kriterany sy ny idealin'ny doly ny tsirairay.

Nena zao ny kriterako voalohany de hoe: tsy lelah :°):-P8)8)
kritera faharoa: ampy taona ;-):°)
...



teorika ahoana e!

ny tena fitiavana manarona ny rehetra e!
mbola tsy izy izany matoa voasakan'ny vavan'ny olona
voasakan'ny finoana
voasakan'ny sokajy
...

de toute façon izy 2 irery ihany no hitondra ny fiainany fa raha misy manjo tsy hanampy ny olona
fa ireo kritera 2 ireo kosa aloha mila accompli-avana
20. fasaly ( 22/03/2007 11:54)
vahinala: ié zay no idéaly injinja ny fahaizana mifandefitra fa raha tsy handefitra kosa ny iray fa ny iray foana de tsy maintsy hoe ho tofoka ihany ny iray e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008