inona no mety hanakana ny fitiavana?

21. princesseN ( 22/03/2007 12:47)
Amiko an!ny fitiavana tsy misy mahaskan zany n'inona2
surtout hoe olona zany aloe!refa samy tia d zay! fa refa ny olona miaraka mintsy no tsy mifankatia tsony d zavatra hafa ndray zay !:wink:
22. nikopol ( 22/03/2007 16:50)
rehefa tsy mety velona ny prince na princesse dia mety mitohana ihany ny fitiavana
23. kelly13 ( 22/03/2007 17:40)
mila laxatif zany???? :°)
24. Vahinala ( 22/03/2007 18:11)
fasaly:

vahinala: ié zay no idéaly injinja ny fahaizana mifandefitra fa raha tsy handefitra kosa ny iray fa ny iray foana de tsy maintsy hoe ho tofoka ihany ny iray e:wink:



zay mintsy ka, réciproque le fifandeferana fa tsy mety ra vao ny iray ihany no mandefitra.
25. bonnechance ( 04/04/2007 11:56)
Betsaka ny mety hanakana ny fitiavana. resa-pianakaviana dia anisany, harena,... raha toa ka tsy miorina mafy loatra ny fiatiavan. Fa rehefa miorina mafy izy indrindra miorina ao anaatin'ny fifampitokisana, sincérité ny tsirairay, franchise, complicité mety foana io. Fa ny zavatra hitako koa anefa raha vao miara-monina akaikin'ny fianakaviana kka indrindra somary miditriditra @ lay fiarahana ny fianakaviana dia mahimahina fa handratsy ny tantara izay.
26. princesseN ( 10/04/2007 13:45)
nikopol: ka @ankapobeny alo sarotra ny anambady prince na princesse e!reny ny tena be kritere be!:-D:-D
fa za nge tsy tena princesse akory e!princesse le olon- tiako za(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0369