Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho

1. pissoa ( 15/03/2007 07:02)
Miarahaba !

Mba andikao an'io izay afaka azafady o ! Tononkiran'i (Tsy tadidiko), fa ilay Nodiovin'i Kristy ny isan'ny sasinkira !

Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho,
Ny fanahiko faly amin'Andriamanitra
Fitafiam-pamonjena no narakony ahy ...


Misaotra :)
2. Fiffi ( 15/03/2007 07:09)
pissoa: hira chorale ve sa hira fanampiny ?
3. hery ( 15/03/2007 08:07)
Fiffi> hira ao @ Ankalazao ny Tompo io kah.

Nodiovin'i Kristy Ny Fiangonana
4. mimitiana ( 15/03/2007 08:13)
coucou!!!
hay, le hiran'ny chorale katolika ve?
Nodiovin'i kristy ny fiangonana (2)
Tamin'ny batemy fandroana
Narahi-teny satria:
Sitrany ho toy ny ampakarina
Mamirapiratra, tsisy pentina fa masina.

Mientanentana ravo @ tompo aho
Ny fanahiko faly @ Andriamanitra
Fitafiam-pamonjena no narakony ahy
Lamba-pahamarinana no natafiny
Fehilohana mpampakatra no nomeny
Ary haingo marevaka toy ny ampakarina


Pissoa a! zay ihany aloha no tadidiko fa hiezaka andefa ny ambiny; mazotoa ô!!!
5. hery ( 15/03/2007 08:14)
Efa hoe tsy hiran'ny Chorale wah io fa hira ao amin'ny Fihirana...

6. booboo ( 15/03/2007 08:27)
hihihi dia nohirain'ny chorale zany e :°):°)
7. Fiffi ( 15/03/2007 08:29)
booboo: hihihihhi
heu...de tsy hananako zany io fa ny ahy @ teny frantsay ....(tsy manana fihirana teny gasy katolika)
8. hery ( 15/03/2007 08:49)
Fiffi> tokony mba manafatra Fihirana teny Gasy koa fa VCD aza vita ny manafatra azy ;-)

Pissoa> andraso fa anontaniako zandrinay fa izy zao manana.
9. Fiffi ( 15/03/2007 10:05)
:oops:
10. pissoa ( 15/03/2007 13:25)
Misotra namaly ...

Ie, Ankalazao ny Tompo io ... hiraina any ampiangonana any Dago fa tsy tadidiko tsony fotsiny ny tonony :oops:

Thx mimitiana :-* dia miandry an'i zandrin'i Hery ooo :-D
11. kelly13 ( 15/03/2007 13:28)
"Ankalazao ny Tompo" mou le fotsy² ny lokony sa le mavo²? mba t hanana kou za! tsy misy fividianana azy v aty? s d voatery anafatra?
12. ari.malala ( 15/03/2007 14:46)
Kelly13, isankarazany ny lokon'ny fonony ka, misy fotsy misy mavo fa Ankalazao ny Tompo na Vavaka Isan'Andro ilay boky.
13. kelly13 ( 15/03/2007 15:34)
tadidiko mantsy fa tsy naintsy nanana t@ izahay mbola nianatra, d faly ery rehefa hoe hanao repet' d hihira mafy b zay (ny feo kadradraka b @ io)
14. nikopol ( 15/03/2007 15:36)
Mientanentana ravo ao amin'ny tompo aho ( izaho koa )
15. kelly13 ( 15/03/2007 15:37)
fa miezaka mahatadidy za fa tsy haiko ankia io hiranjy io pissoa kou :(
16. ikaretsaka ( 15/03/2007 15:50)
hery:

Efa hoe tsy hiran'ny Chorale wah io fa hira ao amin'ny Fihirana...





tokony mba asiana fihirana koa letsy ato sy ny RVG le... indrindra ilay zafindraony be sy hira vaovao ao @ ankalazao ireny fa toa fihirana fanampiny foana sy ilay mahazatra no mandeha .

nareo ve tsy mahatsaoa fa rehefa mivavaka any mada le rehefa manao vacances ireny dia ohatran'ny oainina be izany ilay raha misy hira 14 atao dia ny 10 amin'ireo tsy hainareo ? dia lasa ohatran'ny hafahafa be izany hoe nareo koa mba te hivavaka sy handray hanjara @ fientanam-panahy miaraka @ mpino fa tsy afaka satria tsa mahay le hira!:roll::roll:
17. ikaretsaka ( 16/03/2007 01:29)
fa efa mitady tononkiram-pivavahana ihany fa ny ahy ilay hira fanolorana misy an ilay hoe
Indro arolotray anao tompo o...tantely tapa bata... amin-kafaliana sy ampim-pitsikiana no anolorana azy

iny
18. cutie ( 16/03/2007 01:49)
tokony mba asiana fihirana koa letsy ato sy ny RVG le... indrindra ilay zafindraony be sy hira vaovao ao @ ankalazao ireny fa toa fihirana fanampiny foana sy ilay mahazatra no mandeha

fihirana aiza fa efa misy tononkira ao :-D:-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 16/03/2007 02:00)
fihirana katolika no tiako lazaina ka
20. cutie ( 16/03/2007 02:04)
de lasa serasera katolika njay koa :-D
fihirana sa hira alou e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2609