Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho

21. ikaretsaka ( 16/03/2007 03:00)
hira ndray ary koh.. enao ko ty to lalina:roll:
22. pissoa ( 16/03/2007 17:20)
mbola tsy nandalo teto zandrin'i Hery :cry::cry::cry:

Ika : ny andininy 1 ihany sisa tadidiko amin'io hira tadiavin'i Ika io :oops:

Indro atolotray Aminao Tompo o !
Ny fanatitra avy aminay.
Raiso re raha sitrakao Tompo o !
Ity tantely tapa-bata.
Ny fiainanay, eny re, tsy takona afenina aminao,
Ny adim-piainana, eny re, hitanao Zanahary.

Ka dia entinay, tsisy afeninay, eto an-tananao re ry Tompo
Izay mba vitanay, ny hasasarany, ho enti-misaotra Anao re ry Ray o.
Indro atolotray re ry Ray o
Raiso an-tananao izy ireto
Aza ny hakelezany ry Ray
Fa ny fitiavana asandratray eeeee

[reto manaraka reto tsy dia tadidiko ny filaharany :oops:]
Eny re !
Amin-kafaliana, no hanolorana azy
Amin-kafaliana tokoa tokoa no hanolorana azy
Amin-kavaroana no hanolorana azy
Amin-karavoana tokoa tokoa no hanolorana azy
Amin-kafaliana, amim-pitsikiana
Amin-kafaliana sy fitsikiana no hanolorana azy.
23. ikaretsaka ( 16/03/2007 17:31)
misaotra indrindra ry pissoa an..:-*
24. cutie ( 16/03/2007 18:58)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 16-03-2007 04:00:51
Lohateny : Re : Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho
hira ndray ary koh.. enao ko ty to lalina

ataovy forum manokana zany koa :lol:
25. ikaretsaka ( 16/03/2007 18:59)
ko efa ato izany ko
26. cutie ( 16/03/2007 19:05)
dinika manokana ka :lol:
we hira katolika :lol:
27. dadasy ( 16/03/2007 19:10)
tena tsy teto am-pelatanako ny fihirana Ankalazao. Io ihany no fihirana misy azy anefa :( Sorry pissoa
28. pissoa ( 16/03/2007 20:20)
Ooooo :(
fa misaotra nisahirana aloha e :-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 16/03/2007 21:40)
Pissoa: Mankasitraka koa @ PAYG (ilay podcast Jesuite)
ay ve i pissoa manao an'io koa e... tsara be mihitsy io. (ataovy ao anaty Ipod...podcast ny herinandro 1 manontolo )
rehefa manao ny herinandro faharoa an'ny "Spiritual exercices" an'i Md Ignasy matetika ianao dia io no atao. http://www.nysj.org/nypsj.aspx?pgID=887 Mahereza
Misaotra nizara
30. ikaretsaka ( 21/03/2007 12:44)
raha mba misy manana MP3 an ireny hira n'ny ankalazao sy chorale s ireny koa aloha dia mba omeo ny bandy eeeee
31. pissoa ( 21/03/2007 17:01)
fa tsisy mahay le hira :cry::cry::cry:
32. ikaretsaka ( 21/03/2007 18:18)
ny feony tadidy fa ny tonony tena oooooooo:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866