Tandremo ny fialana andraikitra!!!

41. Rasiligaoma ( 19/03/2007 02:00)
ary ity LD ty mahay manavaka ny gauche @ droite kle..
ny mitsimpona sy ny maka sy ny mangorona sy ny mioty aminy mitovy ihany! =))
ny anao rehefa le hevitrao de ze hampiditra ilay tsipona ihany no tianao atao an... lalina izany!
soa ny bandy fa tsy secte ohatran'i LD ary hisaorana an'Andriamanitra lehibe
42. Rasiligaoma ( 19/03/2007 02:03)
nyan'i LD raha ny ankihibeny no tiany hiditra ao anaty braguette ohatra de na zavatra hafa aza no tokony hiboaka sy miditra eo @ braguette de tsy manaiky izy raha tsy ny ankihibeny!
loza izany!
43. cutie ( 19/03/2007 02:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
tapaka ny tsinaiko :-D:-D:-D:-D:-D
44. ikaretsaka ( 19/03/2007 03:24)
nahafantatra an'i LD daholo amin'izay kosa angamba isika
45. LazaDaddy ( 19/03/2007 04:52)
mahatsikaiky ianareo rankizy. Rehefa tsy hitanareo intsony izay ambara dia novaina ho LD ny adihevitra. :)
46. prime ( 19/03/2007 10:19)
:-D:-D:-D... Misy mahay manodina lohahevitra eto kah... izaho angaha vao fantatr'i Laza?...:-D:-D
ikaretsaka:
prime> ka ianao ange manao hoe aza tsikeraina nefa ianao mitsikera e!! izay ilay olana.
... :-D:-D:-D Mitsikera amin'ny ahoana ary??? mba mamaky tsara ve ianao aloha e? fanamarihana ny ataoko fa tsy fitsikeràna raha tsy azonao tsara... hoe aleo ilay lohahevitra no iverenana fa jereo anie ity iafaràn'ny resaka noho ilay resaka fitsikeràna sy fitsimponana sy tsy fitsimponana tsy mitondra fahasoavana na dia kely aza e???

Ny lohahevitra dia averiko fintinina eto indray : "ny andraikitry ny tsirairay eo amin'ny lafiny fananarana ny namana sy ny fahavalo manoloana ny famonjen'i Kristy"

Azo itarina ireo fitsikeràna ataonao ireo satria ohatry ny te-hiteny ianao hoe ny an'ny katôlika no tena mety fa "tsy mitsimpona" fa mamaky ny tantara manontolo... dia mitondra inona nefa izany???
47. ikaretsaka ( 19/03/2007 12:25)
LD>
aleo aloha azavaiko tsotsotra: ny mampihomehy anay "ankizy " dia ilay ataonao ka::wink:
raha ohatra teny hoe "bonbon" (aleo esoriko aloha ilay tsimpoka =))) no raikitra ao andohanao dia lasa izay teny misy "bonbon" rehetra no ifantohanao! ka na "Biscuits" aza no resahina ka mampiditra resaka bonbons aloha ilay olona mba hampidirany ilay sasin-kevitra dia mitsatsaingoka ianao hoe "aaaaaah bonbons" !
any no mampihomehy anay fa miala tsiny :-D

Prime>"ny andraikitry ny tsirairay eo amin'ny lafiny fananarana ny namana sy ny fahavalo manoloana ny famonjen'i Kristy" ekena fa
samy manana ny azy, samy manana ny fombany, fa tsy hoe mety amin'ny 1 tsy voatery mety amin'ny hafa...
tsy misy conventions io na rules tsy maintsy arahana hoe tsy maintsy zao ilay andraikitra fa samy mahatsapa ny azy any anatiny any, ary tsy ny fitenenana sy ny fitoriana @ ny namana no fanafodin'io fa miainga ao aminao aloha..
48. cutie ( 19/03/2007 13:29)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-03-2007 04:24:39
Lohateny : Re : Tandremo ny fialana andraikitra!!!
nahafantatra an'i LD daholo amin'izay kosa angamba isika

ie:-D:-D:-D:-D:-D
49. LazaDaddy ( 19/03/2007 22:13)
Fanamarihana fohy: Raha te hanenjika an'i LazaDaddy aloha dia tsimaintsy manenjika an'i Kristy vao mahazo azy satria izy mihafina ao amin'i Kristy :)

Fa iverenako amin'izay ilay fanontaniana. Ahoana ny hevitrareo momba ny Ezekiela 3:18-21? Mora ampiarina eo @ fiainana an-davan'andro ve? Inona no mety ho sakana?

50. cutie ( 19/03/2007 22:15)
:-D:-D:-D:-D
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-03-2007 23:13:22
Lohateny : Re : Tandremo ny fialana andraikitra!!!
Fanamarihana fohy: Raha te hanenjika an'i LazaDaddy aloha dia tsimaintsy manenjika an'i Kristy vao mahazo azy satria izy mihafina ao amin'i Kristy

51. ikaretsaka ( 19/03/2007 23:58)
Inona aloha ny fotokevitry ny ezekiela 2 3 4? raha tsy mahadiso?
tsy misy manenjika an'i LD velively fafanamarihana io..

IO ndray ilay hoe.... ze manenjika anahy antikristy!:roll:

miala any mniala any
52. ikaretsaka ( 20/03/2007 00:00)
sy le hoe nena ihany ny marina fa raha manao fanamarihana kely ny nolazaiko de anti krista izay...:wink:
53. LazaDaddy ( 20/03/2007 00:05)
ikaretsaka> Ezekiela 2 3 4? Inona no tian'ingahy resahina? Andraso ezahiko valiana fa tsy azoko.


Ezekiela 2 sy 3 dia miresaka ny fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony.

Miainga avy ao ilay "andraikitra nomen'Andriamanitra ny mpanompony" voalaza etsy ambony (Ezekiela 3:18-21). Eo no mipetraka ny adihevitra eto hoe: ahoana ny fampiharana an'io andavan'andro? Inona ny mety ho sakana? Inona ny mety ahamora ny fampiharana an'io?

Ezekiela 4 indray dia resaka faminaniana hafa mihitsy miresaka an'i Jerosalema. Ka io no tsy azoko hoe inona no ifandraisany?

54. ikaretsaka ( 20/03/2007 00:10)
dia iza no inoanao.. i ezekiela sa ny tenin'i jesoa?
sa hijanona @ le fomba fananarana t@ andron'i ezekiela ny approche rehefa firy arivo taona aty afara?
izy mirahalahy mianaka aza efa amin'arivo taona ny elanelana dia nanatsara i jesoa, nandeha koa ny bills sy ny cannons isan-karazany mbola nanatsara le approche
.. dia isika @ zao fotoana izao koa efa 2000 taona ny elanelana..
de mbola hijanona any @ ezekiela ihany ve ramose ??
55. LazaDaddy ( 20/03/2007 00:15)
azafady fa tena tsy azoko ny tian'ikaretsaka ambara.

I Ezekiela dia mpaminany, tsy niteny tamin'ny anarany manokana fa nitondra ny hafatr'Andriamanitra. Ary i Jesoa koa dia nino izany :)
56. LazaDaddy ( 20/03/2007 00:17)
ikaretsaka> tsy "amin'arivo taona" araka ny teninao koa ny elanelana t@ andron'i Ezekiela sy i Jesoa fa somary nanitatra kely toy ny "siligaoma" ianao teo :)
57. ikaretsaka ( 20/03/2007 00:50)
azafady fa hitsimpona kely aho:

Hoy i LazaDaddy nanontany an'ikaretsaka:
ny fiangonana andehanan'ise ve mitsimpona andalan-dahatsoratra ao amin'ny Baiboly rehefa @ vakiteny sa ny Baiboly iray manontolo no vakiana isan-kalahady?


Hoy i ikaretsaka:
lazadaddy> tsy andalana no tsiponina ka... fa ilay "tantara" mihitsy...


dia notohiziko

ohatra hoe:
- oviana (tamin'ny andron'i pontsy pilaty)
-taiza ( e.g tany Kafarnaoma)
-inona no nitranga (nanao fahagagana ohatran'izao jesoa/nampianatra momba an'izao)
-Inona no azo tsoahina momba izany ?(e.g mpamela heloka ny Tompo/ )
- Aiza isika/ny tokony ho ataontsika mijery io toetra io dia mianatra an'io koa!..


dia mbola notohiziko

Fa tsy hoe maka adalana tapahana dia hoe "lozanao "!... na hoe "ento aty ny kapaotiko adinoko tany troasy"

manjary hoe:
Loza ahoana de loza maninona?
na hoe "le kapaoty le efa niasa sa le ahoana?



de hozy aho koa
ny anay ilay hevi dehibe no tonga dia aroso fa tsy hoe "andao ..miaraka mitady daholo... ao amin'ny bokin'i zao".. dia eo aloha ... dia avy eo ndray.. "bokin zao toko faha zao"... dia eo ndray aloha ...

ny vakiteny katolika tonga de hoe i paoly nilaza/nanao an zao momba ny love, i Jesosy nilaza/nanao an zao, i moizy nilaza/nanao an zao..



De aveo ..raha mitory teny ny katolika... vokatr'izany... isika koa tokony hanao an'izany! mandiniha tena.... vita! credo, fanolorana, komonio, mody!

fa tsy blablabla eo lo adiny 3 de ravaina @ zay ny service fa noana ny mpiangona sy i pasitera!
58. LazaDaddy ( 20/03/2007 00:57)
ikaretsaka> dia ahoana amin'izay ary ilay resaka Ezekiela sy Jesoa io fa toa ahodikodinao foana ny resaka? :)

Raha tsy te hamaly an'io moa ianao tsy maninona fa asaina ny namana handroso hevitra ny momba ilay Ezekiela 3:18-21. Ahoana ny fampiharana azy io? Inona ny mety ho sakana? Inona ny mety ahamora ny fampiharana azy?
59. ikaretsaka ( 20/03/2007 01:13)
dia hozy jesoa t@ io ( sy ny nataony ) ry laza hoe..

-aza tsaratsaraina aloha ny olona. hoe iza no tsara fanahy iza no ratsy fanahy, tsy hoe izay tsy mitovy amin'ny hevitrao de ratsy fanahy na izay manao oeoe sy marina an'izany @ hevitrao de tsara fanahy!

-tsy ny fampitahorana azy ho faty no hialany ao (raha ratsy fanahy izy) , fa ny fizarana fitiavana aminy. (jereo ny tantaran'ny zaza mpandany, ny nandavan'i piera an'i jesoa intelo ... nga jesoa niteny hoe lozanao ry piera fa nojereny fotsiny rapiera de tonga saina?? na nga ilay dadany nanozona ilay zanany??)

-Ny Fariseo nitsaratsara an'i jesoa sy le nanava tena hoe zahay tsy miaraka amin'ireo... sy le hoe jereo lety.. efa mba nikozy an'i lery ihany zahay ..ha! da nahazo valisoa tokoa reny ka!

Za manokana (azafady fa tsy za manokana tampoka fa hitako hoe tsara ilay hevitra) diniho tsara aloha... fa aza maika hampiatra fotsiny... sao zavatra hafa no hiharany! (hozizy le baboon @ Lion king iny)

60. LazaDaddy ( 20/03/2007 01:20)
fitsarana ve ny famakian'ikaretsaka an'ilay Ezekiela 3:18-21 sa fananarana? Inona tokoa ny voasoratra ao sao sanatria manova izany isika ka manitatra toy ny "siligaoma" indray? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082