Tandremo ny fialana andraikitra!!!
21. LazaDaddy
(
16/03/2007 03:24)
Ikaretsaka> Koa raha "kamo" (satria ianao mahalala hoy ianao) hanazava ny Ezekiela 3:20-21 aza ianao dia ahoana no ahafahanao hanazava ny Baiboly iray manontolo?
i Paoly aza hoy ianao mametra-panontaniana, midika ve izany aminao fa tsy nahafantatra i Paoly na "voazara i Kristy" na tsia? :) Kanefa koa izy niteny fa manana ny "sain'i Kristy" :)

22. LazaDaddy
(
16/03/2007 03:37)
ikaretsaka:kanefa ianao ry Ikaretsaka vao anontaniana ilay Ezekiela 3:20-21 tohiny dia niova toy izao:
efa samy efa mahalala daholo ihany no hitoritoriana eo
ikaretsaka:sy hoe
"Andriamanitra ihany no mahalala"
ikaretsaka::)
Andriamanitra ihany hoa no mahalala
23. Rasiligaoma
(
16/03/2007 11:14)
LD> andriamanitra no mahalala fa tsy isika rehefa hijery ny karactereantsika isika
Samy mahalala kiaby raha kristianina no mifampitory baiboly!
mazava aminao kosa angamba o?
tsy miaro an'ikaretsaka aho fa gaga amin'ity fangalanao ny teniny mba hanamarinanao tena .

25. prime
(
16/03/2007 13:36)
Hono hoy aho, tsy haintsika mihitsy ve ilay mba mamaky dia mandinika ilay lohahevitra aloha fa ilay fomba fitoriana sy filaza foana no tsikeraina...?
Tsy misy fomba fitoriana tonga lafatra mantsy fa ny olona tsirairay samy manana ny mahaizy azy avy eo imason'Andriamanitra ka tsy hoe izao no tokony hatao raha mitory na ry anona itoriana no jerena fa ilay Tenin'Andriamanitra tian'ilay mitondra lohahevitra zaraina no tsara banjinina... raha manana ambara na fomba fijery hafa isika mikasika ny hoe : "ny andraikitry ny tsirairay eo amin'ny lafiny fananarana ny namana sy ny fahavalo manoloana ny famonjena" dia tsara manambara izany dia mifampizara... izany no mety hampanan-karena ny finoana eto... hisy hijoro amin'ny heviny tanteraka araka ny voasoratra ao amin'ny soratra masina, hisy hijoro vavolombelona ny amin'ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra, hisy hizara traikefa ny amin'ny fomba fiainana ny Tenin'Andriamanitra, hisy hizara fampianarana hafa mihitsy mety hifandraika amin'ilay Tenin'Andriamanitra, hisy hizara fampianarana tsy misy ifandraisany mihitsy amin'ilay Tenin'Andriamanitra araka ny finoany avy, hisy hanohitra tanteraka ilay fomba fijery na tsy mino mihitsy ilay Tenin'Andriamanitra... dia samy milaza ny heviny... samy afaka mijoro amin'ny heviny avy dia mifandresy lahatra am-panajàna dia an'ny tsirairay no mandinika... fa tsy lany andro isika hoe io fa mitsimpona na tsy mitsimpona na tsy haiko... heverintsika hampiova ny hevitry ny Tenin'Andriamanitra ve ny lazaintsika ho fitsimponana na tsia?...:lol:

26. ikaretsaka
(
16/03/2007 14:00)
prime> ka ianao ange manao hoe aza tsikeraina nefa ianao mitsikera e!! izay ilay olana.:wink:
Amiko aloha raha mitsimpopna ianao ka raha iny no amboarinao araka izay itiavanao azy dia manova tokoa ianao e.
Jereo fotsiny tsy maka lavitra aho .. fa vao teniko fotsiny aza no tsiponin'i LD dia ovany sy tapatapahiny araka izay itiavany azy mba hamoahany ny heviny manokana dia efa miova tanteraka ny heviny !
mainka izany fa...! :wink:

27. LazaDaddy
(
16/03/2007 14:08)
:) Aza mora sendoatra ry namana fa aleo ary aloha asiana "hatsikana" kely mba hampitsiky antsika jiaby a! :)
Niditra fiangonana hono ity ranamana iray. Naroso ny vakiteny tao dia narahina toriteny izay notsongaina na notsimponina avy tao amin'ny Baiboly. Nitsangana avy hatrany ranamana dia niteny hoe:
"Ny Baiboly iray manontolo vakiana sy itoriana teny tompoko azafady"
:)

28. LazaDaddy
(
16/03/2007 14:11)
hono tokotrany hoa ry Ikaretsaka mba tsetsatsetsa tsy aritra: ny fiangonana andehanan'ise ve mitsimpona andalan-dahatsoratra ao amin'ny Baiboly rehefa @ vakiteny sa ny Baiboly iray manontolo no vakiana isan-kalahady? :)
29. ikaretsaka
(
16/03/2007 15:02)
LazaDaddy:
hono tokotrany hoa ry Ikaretsaka mba tsetsatsetsa tsy aritra: ny fiangonana andehanan'ise ve mitsimpona andalan-dahatsoratra ao amin'ny Baiboly rehefa @ vakiteny sa ny Baiboly iray manontolo no vakiana isan-kalahady? :)
ny anay aloha tsy ilay manao hoe "araka ny bokin'i anona ao amin'ny andininy faha zao tapany faha zao " isaky ny mihetsika rehefa hitory teny ireny
fa raha hoe theme momba ny love androany dia tantara momba ny love no atao araka ny soratra masina. dia ilay hevi dehibe no tonga dia aroso fa tsy hoe "andao ..miaraka mitady daholo... ao amin'ny bokin'i zao".. dia eo aloha ... dia avy eo ndray.. "bokin zao toko faha zao"... dia eo ndray aloha ...
Ny fitoriana teny katolika tonga de hoe i paoly nilaza/nanao an zao momba ny love, i Jesosy nilaza/nanao an zao, i moizy nilaza/nanao an zao.. Isika koa tokony manao an zao.. aoka samy handinintena... vita!
30. soanja
(
16/03/2007 16:16)
ikaretsaka:

=D=D=D=D
"Ny manapaka teny hono manapaka aina" hoy ny Ntaolo. Mahavariana ahy ny tsy azahoan'ny rehetra izany teny izany.
31. fijo
(
16/03/2007 23:12)
laza ;elahy ityletsy de mahita fanontanian amihintsy kle......sarotra valiana io kty.
33. niryna
(
17/03/2007 05:23)
Ny ahy indray raha ny hevitro dia tsara ny mifampianatra sy mizara araka izay fantany ary anjaran'ny tsirairay no mandray na tsia fa tsy misy terena.Ilay fanomezana reference dia toy ireny olona miady mila vavolombelona ireny raha ataoko ohatra.Samy milaza ho marina daholo ilay olona ary mety hisy vavolombelona marina na mandainga.Ny fanomezana ny andininy dia mifandraika ny fiainana fa indraindray noeritreretina ho tsy nifandraika.Io izany no porofo ahafahana manazava azy araka ny resaka eto.Mety mahatadidy ankandrina ny olona iray ary raha misy sujet dia miverina iny na ny pejy sy ny misy azy aza dia tadidy hoe avia na havanana,ery ambony na ety ambanin'ny pejy izy izay.koa raha mahatadidy isika dia vao maika tsara,raha tsy mahatadidy moa fa mahay manazava azy dia izay no mety hoe tsiponina ary izay tiany hitenenany azy ary tsy misy mahadiso izany ihany koa.Tsara ny mahalala ny tena votoatin'ny fanontaniana vao miteny sy mamaly fa matetika ilay izy mivoana ary misy mampahatsiahy foana. Mora anie ry ireto ny mitondra tehina e fa sarotra kosa ny mitondra tena e.
35. LazaDaddy
(
17/03/2007 11:51)
ikaretsaka> kay ve mitsimpona andalana araka izay "theme" tiany resahina ihany koa ny any am-piangonanao isan-kalahady fa tsy mamaky ny Baiboly iray manontolo e :)
36. ikaretsaka
(
17/03/2007 12:04)
lazadaddy> tsy andalana no tsiponina ka... fa ilay "tantara" mihitsy...
ohatra hoe:
- oviana (tamin'ny andron'i pontsy pilaty)
-taiza ( e.g tany Kafarnaoma)
-inona no nitranga (nanao fahagagana ohatran'izao jesoa/nampianatra momba an'izao)
-Inona no azo tsoahina momba izany ?(e.g mpamela heloka ny Tompo/ )
- Aiza isika/ny tokony ho ataontsika mijery io toetra io dia mianatra an'io koa!..
Fa tsy hoe maka adalana tapahana dia hoe "lozanao "!... na hoe "ento aty ny kapaotiko adinoko tany troasy"
manjary hoe:
Loza ahoana de loza maninona?
na hoe "le kapaoty le efa niasa sa le ahoana?

37. LazaDaddy
(
17/03/2007 12:09)
LazaDaddy nanontany an'ikaretsaka:Vakiteny no nanontaniana kanefa ahodin'ikaretsaka @ toriteny ilay resaka.
ny fiangonana andehanan'ise ve mitsimpona andalan-dahatsoratra ao amin'ny Baiboly rehefa @ vakiteny sa ny Baiboly iray manontolo no vakiana isan-kalahady?
Fijo> Aleo fa ampiako i Fijo hamaly raha sarotra valiana io e :)
Raha tsy niova fiangonana ikaretsaka dia misy vakiteny anakiroa mandritry ny fotoam-pivavahana any @ fiangonana Katolika:
- Ny iray tsimponina avy ao @ Testamenta Taloha
- Ny faharoa kosa tsimponina avy ao @ Testamenta Vaovao na ilay antsoina hoe "Vaovao Mahafaly"
Izany hoe TSY mamaky ny Baiboly iray manontolo isak'Alahady fa "mitsimpona andalan-dahatsoratra vitsivitsy". :)
38. pissoa
(
17/03/2007 12:12)
:-D:-D:-D
Efa nazavaina teto ilay "mitsimpona" fa tena sarotra beeeeeeeeeee ho an'i LD ny mahazo azy ... Aleo mitsy asiana ohatra ! (refa kelikely zany :-D)

39. ikaretsaka
(
17/03/2007 12:20)
lazadaddy> fa part aiza amin'ilay hoe mitsipona mihitsy no tsy azonao e??:-D
40. LazaDaddy
(
19/03/2007 01:55)
ikaretsaka:Kay ve manaiky fa mitsimpona ihany e!:)
lazadaddy> tsy andalana no tsiponina ka... fa ilay "tantara" mihitsy...
Tsy ny Baiboly iray manontolo no vakiana fa "tantara tsimponina". Io ilay nataoko hoe "mitsimpona andalan-dahatsoratra" :)