Isika ihany no antony
41. prime
(
12/03/2007 12:15)
ikaretsaka> Mitombina ny voalazanao, fa ny ahy ny fahitako azy dia ilay itondranao ny hevitra mihitsy toy ny milaza hoe ny mpitory filazantsara rehetra mihitsy dia toy ny mpitari-bato mivilam-bava... tsy izay tsara vitan\'ireo mpitory maro maneran-tany no jerenao fa ilay iray sy roa sendra solafaka...
Tany Etazonia farany teo, Pretra anisan\'ny lehibe mihitsy (Eveka)no tratra tamina raharaha pedôfila, raha izay no raisina hampihemotra ny olona maro dia tena finoana marefo ny fahitako an\'izany... ampahafirin\'ny asa soa vitan\'ny Eglizy Rômana any Etazonia izay tranga izay izao nefa?...
Teto Dago, Pasitera anisan\'ny lehibe nijoroan\'olona vavolombelona tao amin\'ny \"misy raha la terre\"... dia ampahafirin\'ny asa fitoriana ataon\'ny evanjelistra maro nefa izay? raha izany no hampihemotra dia tena mbola mila mandinin-tena mafy satria mbola marefo finoana izany...
Izay no ambarako io ambony io hoe ilay tena fahavalo iadiana raha te-hampandroso fiangonana marina i ikaretsaka no tokony iaidiana fa raha tsy izany dia lasa variana hitanisa ny fahalemen\'ny hafa fotsiny...

42. ikaretsaka
(
12/03/2007 13:37)
prime> araho tsara: rehefa voamarina fa nanao tokoa izy ireo dia bedebe ny eveka , pretra sns, excommunicated sy/na nosoloina olona hafa na nametra pialana ..mba tsy hampiala ilay olona izay efa "ao anaty vala".
naka dispositions malaky ny foibe
ary bedebe ny namana gasy/vazaha/zapone/ lasa nanolo ireo lasa ireo '
fa tsy io voalazan'i fijo io hoe najanona teo na dia hitampoko hitampirenena aza!
izay no nampandroso ny vao mainka nahazoany olona kokoa!
:wink:
vakio fotsiny ny asan'ny apostoly sy ny fanoloana izya mpitarika tsy namely tao e.
nareo moa tsy mamaky apocryphes fa any koa vao maika feno! (ny tantaran'ny fiangonana t@ taonjato anelaenlany)

43. prime
(
13/03/2007 11:11)
ika> Tsy mamaky apokrifa ahoana ary...?:lol:
ie, nosoloina avokoa ireny fa tsy nampiova ny finoan\'ny olona velively... ianao mantsy nilaza hoe raha misy izany dia tena hampiozongozona finoana satria ny ataon\'ny mpitory ny anao no tena manan-danja noho izay lazainy... sa ts\'izay moa? ahitsio aho raha tsy izay...

44. ikaretsaka
(
13/03/2007 15:45)
zany mihitsy ka..
raha mitory izy hoe aza mijangajanga dia tokony hita koa hoe tsy mijangajanga aloha, na hoe aza mangalatra..dia hita hoe tsy mangalatra
fa farafaharatsiny mba tsy menatra araka ny nolazain'i fijo ary ambony ny olona mivavaka ao amin'ilay fiangonana . satria mba hitany hoe tsy namely loatra ilay pastera/mompera dia nosoloina hafa .. fa tsy hoe efa zany ny toetrany de mbola ao ihany/na misy soratra aza ro ambaravara-piangonana.
jereo ange ry prime fa raha sanatria misy an izany ny ao @ fiangonana anankiray fia ilay mpivavaka aza rehefa izy samy izy no miresaka dia tsy maintsy hisy foana hoe ... i mompera/pasiteranay manao an zao le!

45. fijo
(
13/03/2007 23:44)
hoy i eritra:" le fahatahorana an'Atra no tsy ananantsika
tsy misy amin'ny gasy io ,satria tsy finoan'ny gasy anie ny kristianisma ,fa finoana nampidirina hanimbana azy e;izay no antony.nefa vao mahare hoe ody gasy dia mikonaina daholo.

46. ikaretsaka
(
14/03/2007 14:14)
fijo> efa natahotra an'andriamanitra hatramin'izay ny gasy ka.
fa tsy kristianina fotsiny izy talohan'ny nidiran'ny kristianisma.
jereo fotsiny ny ohabolana momban'Andriamanitra nataon'ny Ntaolo

47. fijo
(
15/03/2007 00:11)
fa tsy io andriamanitra kristianina io le resahiny araka ny fahalalako azy,aza hadino fa ny mpanao joro koa dia miantso an'andriananahary.nefa ny mpivavaka kristianina manenjika ny mpino sampy.
48. Fanambinana
(
15/03/2007 14:54)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.
Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.
1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.