Isika ihany no antony
21. ikaretsaka
(
08/03/2007 15:49)
cutie:
eny e
tsy ny oul no jerena, fa refa izy kosa no maniratsira ny fiainan'ny sasany , nefa ny tenany tsy hitany akory , de tonga ho azy le lasa mijery oul koa :-D:-D:-D:-D
izay ange no tena mampihomehy e... nareo aza mijangajanga hozizy na aza mangala badin'olona fa voarara izany na tsa haiko aby, aza mangalatra aza mandainga ..
nefa izy mitory teny no tena hitampoko hitampirenena fa manao an'izany ohatra..
dia ahoana?
io le hoe hereo aloha ny ahitra @ masonao kle..
22. Zina
(
08/03/2007 18:21)
ikaretsaka [ Valio ] 08-03-2007 16:49:23
Lohateny : Re : Isika ihany no antony
Hoy i cutie:
eny e
tsy ny oul no jerena, fa refa izy kosa no maniratsira ny fiainan'ny sasany , nefa ny tenany tsy hitany akory , de tonga ho azy le lasa mijery oul koa
izay ange no tena mampihomehy e... nareo aza mijangajanga hozizy na aza mangala badin'olona fa voarara izany na tsa haiko aby, aza mangalatra aza mandainga ..
nefa izy mitory teny no tena hitampoko hitampirenena fa manao an'izany ohatra..
dia ahoana?
io le hoe hereo aloha ny ahitra @ masonao kle..
Ikar, sy cutie,
Olombelona isika ka mora solafaka. Aza mora kiva amin;izany io tsy ho afaka raha mbola eto an-tany daholo ihany isika... fa ilay fanantenana no tokony banjin-tsika dia ilay fihavian'ny Jesosy fanindroany sy ny hitondrany antsika ho any aminy any tsy hisy an'izany intsony.
Izay ilay atao hoe Ampantajaho ny FINOANA mba tsy ho vorebireby @ fiainan'ny ra-olombelona mba tsy ahafahan-tsika Midera sy Misaotra an'Andriamanitra.
Olombelona dia olombelona ihany...
23. Zina
(
08/03/2007 18:28)
hoy i eritra,
Ny fiheverako:
Raha tena misy ny tena oe Kristiana dia efa lasa niakatra any an-danitra. Efa parfait anie izay e...
Marina ny anao misy ny tena resy lahatra ary vonona ny hanaraka an'i Jesosy fa mbola eto an-tany isika ka amiko marina ilay lazain'i cutie oe MIHEZAKA izao no itako. Solafaka androany tonga dia mihezaka ny ho tafarina .. It's a daily fight ( ady isan'andro io)
Heveriko fa tsy dia marina tanteraka izany tenin'i Cutie izany satria raha tena resy lahatra tokoa izy hoe Jesoa no Tompo sy Mpamonjy ny fiainany dia hanana fahatahorana izy na dia kely fotsiny aza amin'izay zavatra ataony ( mangalatra , miteny ratsy sns.mijangajanga.)
Ny fiheverako:
Raha tena misy ny tena oe Kristiana dia efa lasa niakatra any an-danitra. Efa parfait anie izay e...
Marina ny anao misy ny tena resy lahatra ary vonona ny hanaraka an'i Jesosy fa mbola eto an-tany isika ka amiko marina ilay lazain'i cutie oe MIHEZAKA izao no itako. Solafaka androany tonga dia mihezaka ny ho tafarina .. It's a daily fight ( ady isan'andro io)
24. ikaretsaka
(
08/03/2007 19:30)
Zina> fa ny ahy aloha raha ianao no mitory amiko de ny ataonao eo amin'ny fiaraha monina koa jereko fa tsy any @ le "hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho"... tsy any aho!
25. Zina
(
08/03/2007 19:47)
ikaretsaka [ Valio ] 08-03-2007 20:30:12
Lohateny : Re : Isika ihany no antony
Zina> fa ny ahy aloha raha ianao no mitory amiko de ny ataonao eo amin'ny fiaraha monina koa jereko fa tsy any @ le "hoe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanteraho"... tsy any aho!
raha hi- specifier olona iray manokana ianao dia mety izany.
lasa aiza ilay liberalisme amin'io?
Raha tsy diso aho to otran'ny oe olona "en general" ao am-piangonana no resahina????
26. ikaretsaka
(
08/03/2007 20:20)
liberalisme tsara aho fa tsy mpangalatra akoho na mpanamaoly mihitsy no hiteny ahy hoe aza mangalatra akoho na aza manamaoly!
27. xxx
(
08/03/2007 20:48)
ikaretsaka> ialahy anga moa ela tsy hoe mpino indray? ialahy aza milaza fa jesuite..
raha ny tokony ho izy ialahy efa tsy tokony hilazana hoe aza mangalatra akoho intsony fa ialahy mintsy angamba no io mpilaza hoe aza mangalatra akoho nefa mbola mangalatra akoho ihany...:roll:

29. cutie
(
08/03/2007 22:33)
Ikar, sy cutie,
Olombelona isika ka mora solafaka. Aza mora kiva amin;izany io tsy ho afaka raha mbola eto an-tany daholo ihany isika... fa ilay fanantenana no tokony banjin-tsika dia ilay fihavian'ny Jesosy fanindroany sy ny hitondrany antsika ho any aminy any tsy hisy an'izany intsony.
Izay ilay atao hoe Ampantajaho ny FINOANA mba tsy ho vorebireby @ fiainan'ny ra-olombelona mba tsy ahafahan-tsika Midera sy Misaotra an'Andriamanitra.
Olombelona dia olombelona ihany...
ka tsy ho voatarika mitsy le finoana , raha le mpitarika aza mivilana :lol::lol::lol:
fa ilay fanantenana no tokony banjin-tsika dia ilay fihavian'ny Jesosy fanindroany sy ny hitondrany antsika ho any aminy any tsy hisy an'izany intsony
sarotra be ny hino an'io rah ny tenan-jy rery no miezaka hino an'io raha tsy misy mpitarika, nefa raha le mpitarika wa no mamoa-tsampona de naman'ny very ihany zany , ary lasa kely le finoana no sady mandeha ila :-D
30. ikaretsaka
(
09/03/2007 00:05)
za aloha tsy miaraka @ mpitari baro vilambava ry Zina an! tsy mety kosa izay!
XXX> mila mieritreritra tsara aloha izay vao mampiditra pataloha fa sao dia ny tokony ho any aoriana no lasa aty aloha..
mijery tsara aloha vao miteny fa manjary miteniteny foana...

31. fijo
(
09/03/2007 00:15)
io voalazan'ika io mihintsy.
misy miteny amiko ve hoe aza misotro toaka,nefa lery vao masil defa mamofona sy bila,de mba ahoan ano handraisako izany??????

32. prime
(
09/03/2007 11:12)
ikaretsaka> Maninona tokoa hoy aho ianao no tonga dia solomaso mainty be foana no eo imasonao raha vao miresaka mpitory filazantsara e? Tsy ilay asa goavana nahavonjy olona maro sy Jesosy Kristy manatanteraka ny Teniny no voabanjina...
Mikasika ireny pretra sy pasitera ireny ohatra, angamba tsy indray mandeha izay no niresahana an'izay teto fa matetika averinao ny hoe "mpitari-bato mivilam-bava"... mbola hisy ny fotoana ahafahana mamoaka indray andro any hoe firy % ny mpitory filazantsara no tratran'ny "codis" na "revoqués" na "excommuniés" dia firy % no nahavita ny asa aman'andraikitra nankinina taminy dia hibaribary aminao fa ny asan'Andriamanitra tsy maintsy tanteraka na dia misy aza ny fahalemena tianao tsindriana mafy...

33. ikaretsaka
(
09/03/2007 15:21)
prime:
ikaretsaka> Maninona tokoa hoy aho ianao no tonga dia solomaso mainty be foana no eo imasonao raha vao miresaka mpitory filazantsara e? Tsy ilay asa goavana nahavonjy olona maro sy Jesosy Kristy manatanteraka ny Teniny no voabanjina...
ka ilay fomba fitoriana filazantsara mihitsy izany ny antsika no samihafa ange ry prime e.
ny ahy ny fombanao aloha no jereko zay aho vao mino ny torianao! fa tsy hoe solomaso mainty aho http://ikaretsaka.blaogy.com/post/439/2612 .
izay no tsy naha silamo ahy ohatra: satria raha miteny ry zareo hoe mitory fahandriam-pahalemana nefa avy eo manao Jihad dia tsy lasa e!
zay koa angamba no tsy naha voasarika ahy loatra t@ ilay fiangonana maniry etsy sy eroa .. (sectes moa no malaza ho fiantsoan'ny olona azy), satria ventesina ny hoe "iray ihany nefa misy misaratsaraka foana sy vaovao maniry foana misaraka @ ilay foibe...
prime:
Mikasika ireny pretra sy pasitera ireny ohatra, angamba tsy indray mandeha izay no niresahana an'izay teto fa matetika averinao ny hoe "mpitari-bato mivilam-bava"... mbola hisy ny fotoana ahafahana mamoaka indray andro any hoe firy % ny mpitory filazantsara no tratran'ny "codis" na "revoqués" na "excommuniés" dia firy % no nahavita ny asa aman'andraikitra nankinina taminy dia hibaribary aminao fa ny asan'Andriamanitra tsy maintsy tanteraka na dia misy aza ny fahalemena tianao tsindriana mafy...
dia rehefa quodis na excommunicated izy na fantatro fotsiny fa tsy milamina na mifandiso amin'ny zavatra toriany ny zavatra ataony dia tsy inoako fotsiny izy... indrindra ilay 'fijoroany ho vavolombelona" ireny
fa @ io aho tsy mino feon-dakolosy tokana fa maka renseignements atsy sy eroa aloha.
raha tena hitako fa tsy milamina i pastera Rakoto na i mompera Randria, ka tena voamariko sy hitam-poko sy hitam-pirenena ilay tsy mampilamina azy, dia tsy mino izay toriany intsony aho fa aleoko makany @ Pastera Ranaivo na i Mompera Rabe! na nifankahazo tahaky ny inona aza anay
34. fijo
(
10/03/2007 00:06)
omeko ohatra iray nareo.
izahay tany mahajanga"tsararano"dia nisy mpitory izay(pasitera"naman'i mamany.de io rangahy io foana no ataon'i mamany ohatra.jereo rapasy,fa izy dia olona tsotra sns.
de efa asiako aloha ,fa lery maro anaka mihntsy.de hoy aho tamin'i mamany.io anie ry mama tia zavatra matoa maro anaka e.
de sady mody fanina izay mamanay no milaza hoe ka izay indray tsy idiranao fa azy manokana.
ka izhay wa ferany nefa izy manao be .
fa indray andro ary,tara be rapasy ,tsy mbola tonga tao ampiangonana.de ry mamanay"dekonina "no nitady azy eran'ny tanana.fa taiza rapasy no hita hozy nareo???? tany amina makorel.ary ny zanany vavy no nahita azy tao.
fa nony tonga tany antrano mamanay nitantara izay taminat,fa tsy namelako nandritra ny iray volana ,fa vao miteny ,de averiko ny resak arapasy.hi hi ii,nilamin amihintsy aho tamin'izay.
tsy blage io fa tena zava nisy

35. ikaretsaka
(
10/03/2007 00:13)
hitanareo zany??... vokatr'izay dia lasa tsy nino i fijo! de vao mahita an'i pasitera izao izy de mi kmeme sy tonga de miteny foana hoe "aza mandainga ianao rapasy"
de ho tsininy ve ilay izy sanatria?
de ho tsininy ve ilay izy sanatria?
36. fijo
(
10/03/2007 00:16)
ny loza anie dia ,io pasitera io hatramin'ny nialako tany majunga"1986"dia tsy nifindra fa dia mbola tao e.ary misy soratra mibaribary be teo amin'ny rindrin'ny fiangonana hoe "pasitera mpamango makorely"fa lery tsy miontsona.fa ny mpivavaka no menatra
37. ikaretsaka
(
10/03/2007 00:32)
fa raha za lo no entin ela mihaino an zany pastera izany mitoriteny .. ka hoe resaka fijangajangana no theme... dia tena azafady fa tsy mety amiko le
38. cutie
(
10/03/2007 03:35)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 10-03-2007 01:16:52
Lohateny : Re : Isika ihany no antony
ny loza anie dia ,io pasitera io hatramin'ny nialako tany majunga"1986"dia tsy nifindra fa dia mbola tao e.ary misy soratra mibaribary be teo amin'ny rindrin'ny fiangonana hoe "pasitera mpamango makorely"fa lery tsy miontsona.fa ny mpivavaka no menatra
:-D:-D:-D:-D
efa mahazatra , tsy mahagaga tsony :-D
39. fijo
(
10/03/2007 06:42)
ika an,ka sarotra mihintsy ny hiaino izay lazainy rehetra,raha toa ka toa izao no fihetsika aseony.manambady izy ary mitory ny tokony hoatao,nefa ny mandika voalohany ny zavatra toriany dia izy,ka ahoana moa no hiainoako izay mbola lazainy any???
cutie an,ka lery marina efa zatra ko
cutie an,ka lery marina efa zatra ko
40. eritra
(
10/03/2007 19:42)
Zao kosa aloha eh ; tsy hifampitsarana no nanokafana ny adihevitra fa kosa mba hitadiavana vahaolana eo anatrrehan'ny tsy fahombiazan'ny fitoriana ny filazantsara na dia maro aza ny ezaka atao manao tafika masina etsy sy eroa kanefa maro nombola miaina
ao anaty fiainana jentilisa.
Aoka kosa anefa hazava fa ny fitenenana ny zavatra tsy mety v dia ambara ho fitsarana sa tiantsika no hanalan'ny jentilisa baraka antsika kristiana hoe milaza azy hoe zao kanefa manao fiainana toa azy ihany, Ny antony hilazana izany ange dia mba hifanitsiana e
marina anie ilay voalazan'ny rakaroka etsy ambony io eh hoe na ny fotoangasintsika io aza dia efa tsy mety eh kanefa raha miteny zany v zao de hoe aza mitsara mba tsy hotsaraina ?
Tsy laviko fa tsy tonga lafatra isika kanefa kosa Kristiana zany tsy tokony hanana fahasahiana hangalatra zany intsony , tsy tokony hanana fahasaina hijangajanga zany intsony ary averiko le etsy ambon,y hoe le fahatahorana an'Atra no tsy ananantsika