finoana sy siansy,fitaovana mifameno

41. niryna ( 16/03/2007 06:37)
:?::?::roll:
42. rabilabila ( 19/03/2007 23:21)
Miala tsiny aho raha hitsatsaingoka kely ny resaka ataonareo eto,efa niadiako hevitra betska izy io ka indro atolotro anareo ny hevitro (izay nataoko copier/coller),azafady indrindra raha misy fehezn-teny vitsivitsy amin'ny teny vahiny:

-Diso izay olona (na camp inn izy na camp inn ) mieritreritra fa fifandresen-dahatra ny resaka ,ary diso koa izay olona mametraka ny "fahamarinany " ho au dessus ny fiheritreretana sy ny fisainan'ny hafa satria ny zavatra sur ho an'ny athée dia ny tsy fisian'andriamanitra (na tokana na maro )ny ankoatran'izay dia hametrahany fanontaniana foana na filozofika , na siansa ary ny fametrahany ny arguments -ny eto dia ny mba hananan'ireo hafa mandalina ,mamakafaka , mikaroka izay mety hahampitombona ilay arguments.


-Ireo FIILOSOFY GRIKA nanomboka tamin'i THALES sy PYTHAGORE ary indrindra i DEMOCRITE sy EPICURE no NAMPITOMBONA NY FOMBA FISAINANA HIKAROKA SY HAMAKAFAKA ka niteraka ny SIANSA sy ny TEKNOLOJIA moderna taty aoriana ela ( ny baiboly sy ireo mpanompo azy dia tsy nanao afatsy NANENJIKA NA NAMONO SY NANDORO ireo siantifika


-La religion a une haine des sciences car les hypothèses ,les resultats risquent de perturber la prétention de la réligion sur l'existence d'une réalité au delà de la nature ,inaccessible à notre connaissance mais ayant une impact sur notre existence.

-Ny revolisiona ara-tsaina nentin'ny foto-kevitra naroson'i DARWIN dia mampirodana ireo resaka maro noterena hinoan'ireo vahoaka hatramin'izay ( maro ireo namoin'ny ainy rehefa tsy nanaiky an'izany : aman'etsiny ireo mponina tany Amerika na Afrika no novonoina noho izany )
-Hatramin'izao aza moa mbola mi-menacer ny olony ny finoana sasany mba tsy hanome vola ny telethon sns......
Marihana fa :
-ireo fikarohana na vokatra izay heverina fa tsy mikasika avy hatrany ny finoana dia tsy kasiana ( indrindra moa fa ireo vokatra teknolojika izay ampiasaina amin'ny fiainana an-davan'andro ,na koa ny fitaovam-piadiana matanjaka ahafahana mahazo vola ,andrahonana sns... ) .


Ny mpino dia mitàna ny fahamarinany amin'ny mistery sy ny dogme (fahamarinana tsy afaka démontrer-na),

Ka raha mampiasa ny sainy ny olombelona hanazavany ny zavamisy izay confimer-n'nysiansa ,dia avy eo mbola mahatoky izy (amin'ny fanànany saina ) fa mbola ahita valiny mety ahafa-po kokoa mba hanatsaràny ny fiainany sy ny ho aviny dia TSY MILA mitady tehina , mamorona andriamanitra hiaro azy na hiafenana ..........hanàla ny fitaintainana ,hanàla ny tahotra ny fahafatesana ka hamoronana paradisa sns.......

- Le but de la science n'est pas de démontrer si dieu existe ou non ; la science et les philosophies matérialistes depuis ses débuts avec Democrite , Epicure ou Lucrèce , essaient de comprendre l'univers -par des méthodes fondamentalement matérialistes qui lui sont propres

- L'athéisme n'est pas une guerre contre les "pauvres chretiens" ,c'est un combat libérateur contre le dogmatisme donc pour la connaissance ,contre l'ignorance , contre l'illusion (le lendemain qui chante...)......

-Rehefa résultats manelingelina na koa manozongozona ny VERITE ao anatin'ny baiboly dia tsy voateliny (toa ny tany no miodina manodidina ny masoandro fa tsy toy izay ninoana talohan'ny nisian'i COPERNIC sy GALILEE izany nandrahonana azy ireo ary nandorana an'i Giordano bruno)

Marihana fa :
-ireo fikarohana na vokatra izay heverina fa tsy mikasika avy hatrany ny finoana dia tsy kasiana ( indrindra moa fa ireo vokatra teknolojika izay ampiasaina amin'ny fiainana an-davan'andro ,na koa ny fitaovam-piadiana matanjaka ahafahana mahazo vola ,andrahonana sns... ) .

Dia faranako hoe:
L’honneur de la science n’est pas d’établir des vérités définitives, mais de s’exposer constamment au démenti: elle se distingue par là des idéologies et des religions, et c’est ce qui fait d’elle un savoir exemplaire" .


Misaotra namaky hatramin'ny farany ,raha misy zavatra manelingelina anareo moa dia miala tsiny dieny mialoha.

43. cutie ( 19/03/2007 23:33)
misaotra nizara e :lol::lol::lol::lol:
44. naughtyboy ( 20/03/2007 14:48)
tena mibilabila zany resaka ato zany fa taiza no nisy verite voazongozona tao @ baiboly? mbo omeo oh. na ref @ zany we za fa mahaliana .Raha ampitahaina reo 2, reo Baiboly sy siansa de izao:
Baiboly: manavotra fanahy marobe manampy @ atao sy hita rehetra eny ary indrindra manazava
ny fiandohana sy ny fiafarany tany sy iseho aorina
Siansa : niatomboka t@ famoronana afo ka miafara any@ famoronana afo Be ho antsika rehetra toy ny fitaovampiadina nokleary(vazy2 io nefa marina)mbola
betsaka no tsy voazava fa zay kely fantatra @ izy io no itompona oe rariny satria voaporofo
45. prime ( 20/03/2007 15:19)
fijo:
taloha ry prime(talohan'i abrahama dia tsy voafaritra le andriamanitra hoe firy.fa toa nisy andriamanitra daholo izao rah arehetra izao)ka izay no tiako lazaina.fa nony tonga i abrahama di ahoe lasa tokana sisa.ary lery ngamba tokana satria nanao jadona be taimin'ireo hafa nisy ko
... O ry fijo a... vao nanomboka tany @ Adama sy Eva dia efa voalaza fa Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany tokana no niresaka tamin'izy ireo... Andriamanitra tokana no niresaka tamin'i Noah... samy talohan'i Abrahama avokoa izany...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7216