Ilay Satana

41. ikaretsaka ( 07/03/2007 18:08)
zina:
baiboly foana??
http://www.bringyou.to/apologetics/a21.htm
42. kiranil ( 07/03/2007 18:15)
Diamondra27> My tian'i Soanja ahatongavana @ ito size ito dia ny hoe : mitandrema fa kiranil no satana eto, satria izao nilaza tatsy ambadika fa izy dia manohana ny philosophy an'ny unitarian universalism na dia milaza aza izy fa tsy manaraka io.

Soanja> Nandinika ny hevitrao rehetra nandeha teto aho ary indraindray misy ny fahamarinany, ekeko izany, kanefa ny tena basen;isy rehetra dia ny fanaovanao ny hevitrao ho mihoatra noho ny Tenin'Andriamanitra izay voasoratra ao amin'ny Soratra Masina.

Ianao ihany no niteny heo tsy ilaina intsony ny mamaky Soratra Masina fa efa hay tsy an-jery ary "tsy masina sy tsy lafatra", fa ny fitsapana ao anaty ihany no tokony hanakery farany.

Ianao koa dia nilaza fa Jesosy Kristy dia olona tahaka antsika ihany fa t@ nanaovana Batisa azy no naha lasa Andriamanitra azy.

Ianao koa dia manaparitaka fa tsy misy ny helo na ny fisarahana mandrakizay amin'Andriamanitra, kanefa dia Jesosy Kristy mihitsy t@ fampianarana nataony no milaza ny fisian'io..

Ary ireo hevitrao ireo dia hevitra vohizin'ny unitarian universalism daholo:

http://www.dividedbytruth.org/FR/wiu.htm
http://www.contenderministries.org/UU/uus.php#beliefs


Izaho tsy mitarika olona hanaraka ahy velively fa kosa hijery an'i Jesosy Kristy ilay messia; ary hino Azy mba hananany ny fiainana mandrakizay.

Jaona 6:40 Fa izao no sitrapon'ny raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.
43. pissoa ( 07/03/2007 18:15)
:-D:-D:-D

Ika : tsy azo jerena io link nomenao io satria tsy bible :-D:-D:-D
44. ikaretsaka ( 07/03/2007 18:23)
zany mo..feno bible bedebe ao na tsy miloko menamena aza
45. exdadabe ( 07/03/2007 18:24)
:roll::roll:
46. ikaretsaka ( 07/03/2007 18:27)
feno tenin'andremanitra bedebe ao hoa na tsy miloko menamena aza
47. Zina ( 07/03/2007 19:09)
ikaretsaka [ Valio ] 07-03-2007 19:08:17
Lohateny : Re : Ilay Satana
zina:
baiboly foana??


Ie TSY MISY afa tsy io ny ahy. Za tsy mino an'io lazain'io olona io satria tsy avy any @ andrimanitra io..
Raha andrimananitra no nilaza oe tsy tokony mi-baser fotsiny @ ny baiboly isika dia HENOKO.:wink:

Kiranil two thumbs up!

exdadabe fa ahona no tsy miresaka intsony?
48. xxx ( 07/03/2007 20:58)
Zina:

ikaretsaka [ Valio ] 07-03-2007 19:08:17
Lohateny : Re : Ilay Satana
zina:
baiboly foana??


Ie TSY MISY afa tsy io ny ahy. Za tsy mino an'io lazain'io olona io satria tsy avy any @ andrimanitra io..
Raha andrimananitra no nilaza oe tsy tokony mi-baser fotsiny @ ny baiboly isika dia HENOKO.:wink:

Kiranil two thumbs up!

exdadabe fa ahona no tsy miresaka intsony?




=D=D=D=D
49. ikaretsaka ( 07/03/2007 21:54)
fa ny tsy azoko mihitsy dia hoe aiza ao anaty baiboly no misy miteny hoe ny baiboly ihany no tenin'andriamanitra?
@ zay manko de mahita aho ka mino ^:^ de sady manao aho hoe masina ny baiboly no hoe lafatra
50. Zina ( 07/03/2007 22:54)
ikar a,
santionany fotsiny ity:
Jaona 17: 17
Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny Teninao no fahamarinana

I pet.1: 23
fa efa teraka indray hianareo, tsy tamin'ny voa mety ho lo, fa tamin'ny tsy mety ho, fa tamin'ny tsy mety ho lo, dia ny tenin'Andriamanitra, izay velona sady maharitra
51. fijo ( 07/03/2007 23:15)
diamondra ,hoy enao hoe tsy fahotan aizany fa cultura???ka io anie no lazaina fa fahotana e.io cultura tsymifanaraka io;
ohatra.aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao"
misy anefa ny lehilahy any amin'ny faritra sasany mahazo manana "vady 2 na 3 na mihoatra"cultura izay,nefa koa vahotana any amin'ny sasany.
io koa ikaretsaka manazava ilay hoe misy manao tokantrano maso snsnefa tsy mahatsiaro tena fa manota.amin'ny sasany nefa izay fahotan amahafaty.ary tena mahatonga ny silamo hamono ny zanany vavy mihintsy aza.
52. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:12)
zina:
santionany fotsiny ity:
Jaona 17: 17
Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny Teninao no fahamarinana



Zina
tsy hoe miaro an'i karetsaka aho fa gaga amin'ity fandraisanao an-tendrony sy fi interpretenao ary fanodinanap ilay toko sy andalana mahaliana (twisted)....

ny "teninao" avy aiza io? izay voalaza ao anaty baiboly ihany ve?? jereo tsara daholo aloha ilay passages aloha sy aorianan'io fa tsy hainao akory ilay Z'histoara


Zina> ny tiak'ikaretsaka ambara angamba dia phrase ohatran'izao no tiany karohanao ao :

" izay tenin'Andriamanitra voasoratra ao anatin'ity boky atao hoe baiboly ity IHANY no marina"
53. Zina ( 08/03/2007 00:24)
Rasil a,
Tsy manodina ny dikany mihitsy aho..
Ny Teniny = Tenin'Andriamanitra = Baiboly = Holy Bible...Mino an;io nareo tsara, tsy mino inona no azoko atao...
Tsy afaka manome fahazavana mihotra an;io aho...:wink:
Efa niverimberina imbetsaka io...
54. soanja ( 08/03/2007 01:04)
[quote=kiranil]
Diamondra27> My tian'i Soanja ahatongavana @ ito size ito dia ny hoe : mitandrema fa kiranil no satana eto, satria izao nilaza tatsy ambadika fa izy dia manohana ny philosophy an'ny unitarian universalism na dia milaza aza izy fa tsy manaraka io.

:-D:-D:-D Mifampiraharaha ao zany nareo sy Diams e. Efa vita ny anjarako nanokatra ilay size hoe Ity no atao hoe SATANA amiko ary izay minia manao an'ireo no heveriko fa manota.

Ny fanontaniana napetrak'i Diams no nahatonga ahy nanome io antony nampifandraisako ny momba anao sy azy satria izy te hahafantatra ny tena antony namoako i size io.

Mitonia/Miresaha lalandava amin'i Tompo fa izy irery no ahitana fahazavana sy fahamarinana. Ny teniny dia miaina ary mandrakizay. :-*:-*:-*:-*:-*
55. Fiffi ( 08/03/2007 07:11)
soanja:
Mitonia/Miresaha lalandava amin'i Tompo fa izy irery no ahitana fahazavana sy fahamarinana. Ny teniny dia miaina ary mandrakizay. :-*:-*:-*:-*:-*
marina zany an !


56. diamondra27 ( 08/03/2007 07:37)
ikaretsaka:

fa ny tsy azoko mihitsy dia hoe aiza ao anaty baiboly no misy miteny hoe ny baiboly ihany no tenin'andriamanitra?
@ zay manko de mahita aho ka mino ^:^ de sady manao aho hoe masina ny baiboly no hoe lafatra


ny baiboly dia natao hoe tenin'Andriamanitra.
Samy mahalala an''io daholo ny ankamaroan'ny olona, raha vao mahita hoe:BAIBOLY any @ librairie dia efa fantatra izay ao an-tsaina fa tenin'Atra io.

Fampianarana azo io, dia ny ray aman-dreny mampita azy any @ zanaka etc...

fijo: yé culture le izy wa, dia ny olona no mi accepter an'ilay izy. fA ota eo anatrehan'Atra ny famonoan'olona sns izay mandika ny teniny
Raha ao anatin'ny Baiboly ary dia hita ao @ JAONA 1:1 manao hoe: t@ voalohany ny Teny, ary ny Teny tao @ Andriamanitra, , ary ny Teny dia Andriamanitra
57. fijo ( 09/03/2007 00:40)
ny baiboly dia natao hoe tenin'Andriamanitra
hita mazava be izany fa tsy tenin'andriamanitra io,fa "natao hoe".....aza hadino fa io baiboly io dia rakitra tantara no notsongaina ary natambatra dia nahazoana azy.

tsy voatery fahotana ny mamono olona.
rah amisy ady ka mamono ny fahavalonao enao dia tsy manota fa nahavita adidy.

misy koa ny etanazia.izay akta iray azo lazaina ho fanamaivananan ilay marary.tsy fahotana izy eo ary ny fahotana aza ngamba dia ny tsy famonoana ilay marary
58. Fiffi ( 09/03/2007 09:31)
fijo:
misy koa ny etanazia.izay akta iray azo lazaina ho fanamaivananan ilay marary.tsy fahotana izy eo ary ny fahotana aza ngamba dia ny tsy famonoana ilay marary
nahita an'iny t@ télé zah de lasa hiany ny saiko hoe: ahoana tokoa ny momba an'io ? nefa raha ho an'ny kristiana de Andriamanitra hiany no tompon'ny safidy fa tsy an'olombelona no hanala ny ain'olona.....


59. Fanambinana ( 15/03/2007 18:30)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
60. nikopol ( 15/03/2007 18:35)
=))=))=))

mba asiako fihomezany ny resaka fivavahana fa miala tsiny aho, azoko antoka fa tsy mifanohitra amin'ny fivavahana ny tsiky
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582