Ilay Satana
21. diamondra27
(
07/03/2007 05:34)
satana dia manjaka eto @ity izao tontolo izao iainantsika ity, ary izy no andriamanitra eto ant-tany raha izay no tianao ilazàna azy, izany hoe: satana manana fahefana feno tanteraka eto an-tany SAINGY kosa misy indro, tadidio kely hoy ANDRIAMANITRA (@ maha-kristiana io aloha: azonao atao ny manapka ny fahefanao @ olona iray AFA TSY ny AINY IHANY NO AZA ALAINA satria Andriamanitra no nahary antsika dia Izy ihany koa no maka)
Manaraka izany dia hoy ianao etsy mabony hoe:
Ny ahy fotsiny dia tsy voafetran'i baiboly ny Tenin'Andriamanitra fa hitako manerana an'io amin'ny fiainana sy ny asa ary ny zavamisy rehetra. Zany hoe raha tsorina dia tsy dia mirona loatra amina organisations (organized church or religion) na fiangonana na zavatra voafetra ny Fanahiko fa mikatsaka lalandava an'Andriamanitra amin'ny fiainana andavanandro ary mampifandray izany zavatra hitako izany amin'ny vavaka ataoko isanandro, hiresahako amin'Ilay Avo indrindra dia i Jesoa Kristy
Ny baiboly anie natao ho an'i Kristiana Fitaratra hanitsiany ny fiainanay e! ny zavatra efa niseho sy mbola hiseho no lazaina ao, ary misy fahamarinan'izany satria hita miseho izany @izao fotoana izao; ireny signes manambara fa efa akaiky ny Tompo.
Ilaina ny mikatsaka an'Andriamanitra isanandro kanefa vao tsy ela akory aho dia nahazo ity teny ity(3andro izay): aza manao anao ho hendry
Ny tiako lazaina dia hoe: tsy toko y hionona @ fahalalantsika isika @ fanarahana ny Tompo fa mila io fiarahana @ hafa io mba hiroborobo @ fanarahana Azy, raha tsy izany dia solafaka eny an-dalana eny ? satria ny asan'i satana dia mahakivy ary marobe(izay manao azy ho efa mijoro tsara dia aoka hitandrina sao ho lavo)
Izany hoe:amiko tsy ny finoana @ maha zao sy zao no zava-dehibe fa ny fitaizana izany, fizarana @ manodidina anao, témoignage, modely etc
Raha tena miaina @ maha-kristiana ianao dia ho tsapanao fa hitan'olona misoritra eny aminao ny hoe: maha zanak'Andriamanitra anao satria na dia eo aza ny asan'i satana dia ila famirapiratan'i Tompo aminao ny hitan'ny olona , satria velona ho an'i Jesosy ianao fa tsy velona ho anao (efa convertie izany e!)
Dia izay sao lasa lavabe ka tsy maharaka ny sasany.
Fa io asan'i satana lazainao @ size io dia d'accord aho ary tena mila fotoana lavabe ny manazava azy satria mino aho fa any ho any misy tsy mahazo ny tena dikany tianao ampitaina
Ny tiako lazaina dia io resaka sakafo lazainao io ohatra , na koa io hoe: fanimbana ny tontolo iainana, mila fanazavana be izany hoe: nahoana no manimba ny fanahy? Ho an'ny olona efa mpino sy mahalala an'Atra dia mazava ho azy le izy
fa ho an'ny tsy mahalala de sarotra aminy izany
Nefa eto @ internet de tsy mahalala an'Atra daholo ny olona akory

22. fijo
(
07/03/2007 06:01)
tandremo,fa ny ota koa dia arakaraky ny vanimpotoana sy ny toerana misy anao .misy ota ohatra any mada nefa tsy ota aty europa.
23. diamondra27
(
07/03/2007 06:11)
fijo: andray kosa e! tsy europe sy madagascar ihany ange ny eto antany e!
25. diamondra27
(
07/03/2007 06:18)
fijo: ahoana koa izany hoe: tsy ota any europe fa ota any dago?
F'angah tsy rehefa ota dia ota
ny ota @ finoana musulman de tsy haiko , fa raha any dago ianao na aiza na aiza rehefa hoy ny coran hoe: ota ity de ota izay
de tahaka izay koa ny finoana kristiana
fa ny olona no mi-adoucir an'le izy tsy ho ota, ary iny le asan'i satana voalaza etsy ambony
satana dia mpihatsaravelatsihy, mpamitaka, mpandangolango etc;;;ka mitandrema ihany
misy koa anefa ny olona tsy mino na inona na inona fa "il croit en homme hono"
de finoany ihany koa izay aloha satria izay no fantany fa mahasoa azy ka atao ahoana.

26. fijo
(
07/03/2007 06:24)
diamondra an,aty europa ohatra"ohatra indray ity sao tailanina ny resaka"
aty ohatra dia azo atao ary eken'ny lalana mihintsy ny tsy fanaovana akanjo eny amrondranomasian sasany eny.tsy fahotana izany io aty.
any mada ohatra dia tena zavadoza be ny fanaovana izany,ary fahotana mampigadra mihintsy.

27. diamondra27
(
07/03/2007 06:47)
fijo::lol: ka tsy ota izany amiko fa resaka culture, sa ahoana?
na eto europe koa aza ange de voafetra ihany no azony hanaovana izany fa tsy afaka manao izany izy ohatra hoe: any paris na ville fa any @ plage ihany e.
jereo zao ny naturiste any cap d'agde: ao ihany ry zareo no afaka mivalapatra be @ maha naturiste azy sady efa misy fefy ao (vavahady), satria zay no lalàna mifehy de arahina
mila fantarina izany aloha hoe: inona no atao hoe: OTA

28. ikaretsaka
(
07/03/2007 07:09)
rehefa eken'ny consiance ilay izy dia hoe tsy ota hono
firifiry moa no manao tokatrano maso sy mampirafy any ho any nefa dia tsy miaiky hoe manota satria amin'ny conscience ny ilay izy dia mety
de mandeha mivavaka soa aman-tsara ry zareo nefa vady tsy vita ninoninona ity iraisana trano na vadin'olona tary no milafika ao aminao..
de diakona na ambony raha ao ampiangonana ao @ io an
fa tsy nanota hono izy araka ny conscience ny dia
tsy maninona izy ary mahita tory tokoa fa tsy enjehan'ny eritreriny
izany no fataon'ny ankabeazan'ny olona fa tsy za no namorona!

29. niryna
(
07/03/2007 07:13)
diamondra27:
Ary indrindra indra dia tsy manambany na manamavo izany finoany izany fa safidiy izany, saingy kosa @ maha-kristiana ahy manana an'i Jesosy ato anatiko dia natao hizara izay azoko aho, dia tsy maintsy mamita izany mission izany araka izay vitako(be ny fakampanahy, fitsapana eny andalana etc...); izany hoe: maneho ny ahy aho ka raha manaraka ilay olona dia Fifaliana lehibe any an-danitra ho an'ny olona iray izay mibebaka , fa raha mitazona ny finoany izy na mijanona tsy hino(tsy mino an'i Jesosy) dia tsy ahy izany efa nolazaina ahy fa asan'i Tompo io fa izaho dia moyen fotsiny (fitaovana ampiasain'i Tompo), fa tsy olako na hoe: tsy maintsy ataoko izay hampino ny olona iray.
Izany no mahatonga ahy hitory na @ fotoana na tsia (fomba firesaka, fihetsika, fifandraisana); tsy voatery mitory baiboly ihany no atao hoe: mitory fa ny fihetsika rehetra.
Dia tonga eto @ asan'ny satana @izay isika izao.
Tano ny hevitrao ry diamondra fa io koa ny ahy no tanjoko hatramin'izao fa tsy tato amin'ny serasera ihany .Raha mahavonjy fanahin'olona iray fotsiny aza aho dia efa mahafaly ny foko izany.Tsy misy moa dia efa nanantanteraka ny hafatry ny Tompo aho
30. diamondra27
(
07/03/2007 07:52)
ikaretsaka:
rehefa eken'ny consiance ilay izy dia hoe tsy ota hono
firifiry moa no manao tokatrano maso sy mampirafy any ho any nefa dia tsy miaiky hoe manota satria amin'ny conscience ny ilay izy dia mety
de mandeha mivavaka soa aman-tsara ry zareo nefa vady tsy vita ninoninona ity iraisana trano na vadin'olona tary no milafika ao aminao..
de diakona na ambony raha ao ampiangonana ao @ io an
fa tsy nanota hono izy araka ny conscience ny dia
tsy maninona izy ary mahita tory tokoa fa tsy enjehan'ny eritreriny
izany no fataon'ny ankabeazan'ny olona fa tsy za no namorona!
ka ota eo anatrehan'Atra izany fa ny olona no milaza sy manamboatra azy tsy ho lasa ota
31. diamondra27
(
07/03/2007 07:55)
niryna: merci @ fampaherezana
izay rehetra atao dia aoka hatao ho voninahitry ny Tompo
(fa indraindray ho'aho de misy ny fahalavoana)

33. prime
(
07/03/2007 10:30)
Rehefa mandà ny sitrapon\'Andriamanitra ny olona, rehefa tsy mankato ny didin\'Andriamanitra, rehefa tsy mihaino ny Tenin\'Andriamanitra... dia izay ilay antsoina hoe manota... ka ny ota dia ilay tsy fanatanterahana ny Tenin\'Andriamanitra...
I Eva dia nampiasa tsara ny \"conscience\"\'ny raha nandre ny torohevitra sy fakam-panahy nataon\'i satàna hoe :
- inona moa no tsy mahamety ny azy raha mihinana aho dia mahalala ny tsara sy ny ratsy?
- inona no tsy mahamety azy raha mitovy amin\'Andriamanitra aho mahafantatra ny tsara sy ny ratsy?
- inona no olana amiko raha manandrana dia ho hita eo raha ho faty tokoa?
- inona no olana raha mihinana aho, i Adama no nifanaiky tamin\'Andriamanitra fa tsy izaho?
Tsy vitan\'izay fa mbola nanome an\'i Adama koa izy... ka rehefa nampiasa ny \"conscience\"\'ny koa i Adama dia nanaiky resy lahatry ny vadiny ary nihinana ka nandika ny fanekena tamin\'Andriamanitra... ary dia tanteraka ny ota rehefa Adama mihitsy izay nifanaiky tamin\'Andriamanitra no nihaino bebe kokoa ny vadiny noho izay nananaran\'Andriamanitra azy...
Ny fankatoavana indrindra an\'io \"consciences\" io sy ny tsy fihanoina an\'Andriamanitra no tian\'ny soratra masina iambenan\'ny mpino amin\'ny hoe \"fitsiriritana sy filàn\'ny nofo ho lasa fitorontoronina ota\"...

34. diamondra27
(
07/03/2007 13:46)
prime: voalazana =D
dia hiditra @zay ny atao hoe asan'i satana izany isika.
Ao @ baiboly tsy misy teny mandrara we aza manao izao sy zao fa kosa teny sasatsasany ny nataony ao hoe: ohatra "aza ho mamon-divay ianareo" = mahazo misotro ihany izany amiko fa tokony hahay hionona, mahalala limite.
Misy koa hoe: araraoty ny fahatanoranao fa tandremo aza manimba ny tempolin'Atra( satria ny tenanao dia tempolin'Atra), izany hoe: azonao atao ny manotrona ny fanaon'izao tontolo izao fa tsy voatery hanaraka ny fanaony = ohatra miaraka@ olona maanao fety, na boîte de nuit etc... fa tokony hijoro @ maha kristiana anao ianao
Ny tiako lazaina dia tsotra rehefa tena mahatsapa fa i Kristy no mitantana ny fiainanao dia miala ho azy ireo zavatra ireo, fa raha kosa ao @ ireo toerana ireo no tian' Atra iasànao dia tsy afaka @izany ianao.
Tsy hoe rehefa kristiana akory dia tsy afaka mi s'amuser fa tokony mahalala hoe: manome voninahitra an'Atra ve 'zao ataoko izao.
-Ny fanimbana ny mahaolombelona amin'ny lafiny rehetra: fanaovana zavatra tafahoatra loatra ka tsy mitondra soa olona manakaiky anao, ny vatana sy ny fanahy ary ny saina.
io amiko dia mikasika ilay fitiavana sakafo na la vie tafahoatra, tsy fahalalana onona
hany ka manjary tsy équilibré ny mahaolombelona antsila (corps , âme et esprit), raha tsy zany dia mitovy @ biby isika
Dia rehefa avy eo rehefa miletra sakafo matsiro ohatra dia marary, avy vao hoe: vonjeo @ity aretiko ty za Jesosy,

35. Rasiligaoma
(
07/03/2007 13:49)
dia vokatr'izany ange tsy misy izany hoe mahatsapa tena ho nanota izany eh! rehefa ampiasainao ny conscience nao
io le hoe "je ne suis pas ivre, j'ai un peu trop bu"

36. soanja
(
07/03/2007 15:32)
Diams> Misaotra andry niezaka namaly. Tsy mandiso ny hevitrandry momba an'i Satana sns mihitsy aho fa tiako mba valiandry ity fanontaniako ity raha possible satria indry nametraka fanontaniana tamiko momba ny size.
Antenaiko fa namaky ny zavatra novoiziko teto hatramin'izay indry. Nisy indray mandeha ve teo amin'i soratro nilaza fa ambony noho n'i Andriamanitra ny tenako na ny olombelona?
Hoy i Soanja:
Ny tiako anontaniana andry fotsiny hoe raha misy olona milaza andry fa ity ny finoana inoanao ary manaparitaka azy amin'ny hafa, nefa tsy io no finoanao dia inona no ilazandry an'iny olona iny azafady?
Io Kiranila io mantsy dia tena olona fantatro teto fa nanova ps noho n'ny antony samihafa. Koa anjaran-dry ny mahita azy amin'ny fomba tsy miangatra. Samy Kristianina izahay, eny indry koa. Indry nanontany ahy dia mba mangataka koa aho raha afaka mamaly ny fanontaniako indry.

37. ikaretsaka
(
07/03/2007 16:33)
Hoy i Soanja:
Ny tiako anontaniana andry fotsiny hoe raha misy olona milaza andry fa ity ny finoana inoanao ary anjaranao manaparitaka azy amin'ny hafa, nefa tsy io no finoanao dia inona no ilazandry an'iny olona iny azafady?
Raha izao no anontanian'i Zoky soanja dia "Brainwasher" ilay olona amiko
Arakaraky ny halalina na harivon'ny "salosana" koa io anefa.
misy ary betsaka no tratra
38. Zina
(
07/03/2007 17:15)
Hoy i Soanja:
Ny tiako anontaniana andry fotsiny hoe raha misy olona milaza andry fa ity ny finoana inoanao ary manaparitaka azy amin'ny hafa, nefa tsy io no finoanao dia inona no ilazandry an'iny olona iny azafady?
Ny ahy ndray izao no zavatra ho lazaiko amin'io raha misy miteny amiko dia izao: henoko izay lazainy, rehefa manome ahy toko sy andininy ao @ baiboly izy fa diso ilay finoana aparitako dia ho-etudieko ilay izy raha itako fa marina ny azy dia hanaiky aho ary raha itako fa tsy marina dia hiady hevitra "a partir de la bible FOANA" ndray izay ary rehefa tsy mifanaraka ny hevitra dia samy mitazona ny azy.
39. diamondra27
(
07/03/2007 17:52)
soanja:
Diams> Misaotra andry niezaka namaly. Tsy mandiso ny hevitrandry momba an'i Satana sns mihitsy aho fa tiako mba valiandry ity fanontaniako ity raha possible satria indry nametraka fanontaniana tamiko momba ny size.
Antenaiko fa namaky ny zavatra novoiziko teto hatramin'izay indry. Nisy indray mandeha ve teo amin'i soratro nilaza fa ambony noho n'i Andriamanitra ny tenako na ny olombelona?
Hoy i Soanja:
Ny tiako anontaniana andry fotsiny hoe raha misy olona milaza andry fa ity ny finoana inoanao ary manaparitaka azy amin'ny hafa, nefa tsy io no finoanao dia inona no ilazandry an'iny olona iny azafady?
Io Kiranila io mantsy dia tena olona fantatro teto fa nanova ps noho n'ny antony samihafa. Koa anjaran-dry ny mahita azy amin'ny fomba tsy miangatra. Samy Kristianina izahay, eny indry koa. Indry nanontany ahy dia mba mangataka koa aho raha afaka mamaly ny fanontaniako indry.
za ngah niteny an'izany hoe: ambony noho Atra ianao fa io le oe: satana ataonao Atra io no nolazaiko, de nampiako hoe:ATRA eto antany satana
Soanja: efa namaly io fanontaniana nge za e!
jereo ery ambony ery
40. Fiffi
(
07/03/2007 18:06)
28 Lazaiko aminareo marina tokoa: Hahazo famelan-keloka ny zanak' olombelona amin' ny ota rehetra sy ny fitenenan-dratsy* rehetra izay ataony; 29 fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin' ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy, 30 satria ny olona nanao hoe: Azom-panahy maloto Izy.