Ianao koa ve mba...?

1. niryna ( 04/03/2007 07:09)
Misy zavatra maro karazany izay mety mampatahotra ny olona tsirairay avy ka na inona atao na inona toro-hevitra dia tsy mety afaka mihitsy fa lasa raiki-tapisaka."Phoebia" no filaza azy io.
*Matahotra voalovo kely, akohokely,kalalao be, tanalahy, bibilava,alabe,sahobakaka,dita karazana biby maro..sns

*Misy koa anefa tsy ho voatery ho biby fa miakatra toerana avo be,na midina hantsana lalina,mandeha lakana na sambo na fiaramanidina,mandeha irery amin'ny alina,ao anaty aizina sns..

*Tahotra ny zavatra izay mety hitranga rehefa kelikely ohatra hoe hitoka-monina,fahafatesana sns.Io indray dia misy zavatra nitranga tamin'ny fiainana ka nahatonga ny tahotra hiforona ary lasa olana be eo amin'ny fiainan'ilay olona.

* .......Anareo raha mahita hafa.

Ny fanontaniana dia hoe :
1-Inona no mahatonga io tahotra io?
2-Inona amin'ireo voalaza ambony ireo no mampatahotra anao?
3-Inona no zavatra mitranga raha sendra nahita io xxx tsy nahy ianao?
Nangovitra,nikiakiaka,latsaka izay tsy tokony ho latsaka,nipararetra,tsy afa-mihetsika,nivoraka ny ati-doha,safotra,nitomany,hila hilatsaka ny fo..sns
4-Efa nanandrana na nikiry biby ve ianao hoe tsy mila matahotra an'io intsony aho dia nandaitra ve ilay izy sa tena tsy misy hevitra fa dia leferina e.:roll:
5-Misy olona efa afaka io tahotra io ve dia inona no nataony?:cry::D
Misaotra betsaka. Anareo ary ny fitenenana:P
(l)niryna
novalian'i niryna ny 06/03/2007 07:45
2. fasaly ( 04/03/2007 09:58)
lava beuhhh!....:?^^
3. Stretch ( 04/03/2007 10:46)
taiza oaiza njy no nijanona fasaly.
za vô nijery de natahotra. .:(
4. boubounezy ( 04/03/2007 10:46)
za clostrophobe fa tsy aiko ny matonga anizany.:roll:
5. fasaly ( 04/03/2007 11:37)
strech: teo am ligne faha efatra :?
6. Stretch ( 04/03/2007 15:01)
:-D :-D
njy ko zany textelavabephobie , aretina hitovizana zany ny antsika.:wink:
7. fasaly ( 04/03/2007 15:08)
:-D:-D:-Dié! zay alou e! tena tsy zakako mahita textelavabe fa marary be ny masoko:?
8. sakaizakely ( 04/03/2007 16:06)
Stretch:

:-D :-D
njy ko zany [size=13px]textelavabephobie[/size] , aretina hitovizana zany ny antsika.:wink:


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

9. pissoa ( 04/03/2007 19:54)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. booboo ( 04/03/2007 20:05)
:-D:-D
11. sitlo ( 04/03/2007 21:09)
niryna:

Misy zavatra maro karazany izay mety mampatahotra ny olona tsirairay avy ka na inona atao na inona toro-hevitra dia tsy mety afaka mihitsy fa lasa raiki-tapisaka."Phoebia" no filaza azy io.
*Matahotra voalovo kely, akohokely,kalalao be, tanalahy, bibilava,alabe,sahobakaka,dita karazana biby maro..sns

*Misy koa anefa tsy ho voatery ho biby fa miakatra toerana avo be,na midina hantsana lalina,mandeha lakana na sambo na fiaramanidina,mandeha irery amin'ny alina,ao anaty aizina sns..

*Tahotra ny zavatra izay mety hitranga rehefa kelikely ohatra hoe hitoka-monina,fahafatesana sns.Io indray dia misy zavatra nitranga tamin'ny fiainana ka nahatonga ny tahotra hiforona ary lasa olana be eo amin'ny fiainan'ilay olona.

* .......Anareo raha mahita hafa.

Ny fanontaniana dia hoe :
1-Inona no mahatonga io tahotra io?
2-Inona amin'ireo voalaza ambony ireo no mampatahotra anao?
3-Inona no zavatra mitranga raha sendra nahita io xxx tsy nahy ianao?
Nangovitra,nikiakiaka,latsaka izay tsy tokony ho latsaka,nipararetra,tsy afa-mihetsika,nivoraka ny ati-doha,safotra,nitomany,hila hilatsaka ny fo..sns
4-Efa nanandrana na nikiry biby ve ianao hoe tsy mila matahotra an'io intsony aho dia nandaitra ve ilay izy sa tena tsy misy hevitra fa dia leferina e.:roll:
5-Misy olona efa afaka io tahotra io ve dia inona no nataony?:cry::D
Misaotra betsaka. Anareo ary ny fitenenana:P
(l)niryna

1- ny tahotra ny voa-janahary. Ilaina izy io. Fahiny raha mbola betsaka ny biby toa ny liona sns dia io tahotra io na nahafahan'ny olona mbola niaina. Azavaiko kely. Raha tsy natahotra liona ohatra ny liona dia tsy nandositra ireny ary ho lany tamingana.
2- za matahotra bibilava, le kely 30 sm ireny. Fa ilay ngedabe 1m indray tsy atahorako.
3- taitra be fotsiny
4- Eny, taloha aho natahotra tanala. Dia avy eo aho niezaka nandray tarondro dia nony voaraiko ilay izy dia tsy natahotra intsony aho taty aoriana.
5- tsy azoko ny manavaka ny 4 sy ny 5


12. Stretch ( 04/03/2007 21:16)
de oe textelavabephobie ve zay de apitahorin'ny ty an'io lava be io.
^^ ^^ ^^
13. sitlo ( 04/03/2007 21:38)
matotsa
kofy bay matotsa
jejee
14. niryna ( 05/03/2007 00:36)
fasaly:

lava beuhhh!....:?^^


Matahotra inona ianao?Inona no mitranga rehefa tonga io tahotra io?Efa nahita vahaolana ve ianao?
Izay raha fitinina fa vereno jerevana sy vakio kely hoe sao tsy tafiditra daholo:roll::lol:
15. niryna ( 05/03/2007 00:38)
Stretch:

taiza oaiza njy no nijanona fasaly.
za vô nijery de natahotra. .:(

Haingana ary stretch teneno amin'izay ilay tahotra8O.Efa fantatro aloha fa natahotra.:cry:

16. niryna ( 05/03/2007 00:39)
fasaly:

strech: teo am ligne faha efatra :?

Tena teny antenantenan-dalana dia niverina i fasaly kanefa efa saiko tonga

17. niryna ( 05/03/2007 00:41)
fasaly:

:-D:-D:-Dié! zay alou e! tena tsy zakako mahita textelavabe fa marary be ny masoko:?

Mampitoma kely izany indry.Vakio fotsiny eo amin'ilay fanontaniana ary e

18. niryna ( 05/03/2007 00:53)
[quote=sitlo]
[quote=niryna]

Ny fanontaniana dia hoe :
1-Inona no mahatonga io tahotra io?
2-Inona amin'ireo voalaza ambony ireo no mampatahotra anao?
3-Inona no zavatra mitranga raha sendra nahita io xxx tsy nahy ianao?
Nangovitra,nikiakiaka,latsaka izay tsy tokony ho latsaka,nipararetra,tsy afa-mihetsika,nivoraka ny ati-doha,safotra,nitomany,hila hilatsaka ny fo..sns
4-Efa nanandrana na nikiry biby ve ianao hoe tsy mila matahotra an'io intsony aho dia nandaitra ve ilay izy sa tena tsy misy hevitra fa dia leferina e.:roll:
5-Misy olona efa afaka io tahotra io ve dia inona no nataony?:cry::D
Misaotra betsaka. Anareo ary ny fitenenana:P
(l)niryna

[quote=sitlo]
1- ny tahotra ny voa-janahary. Ilaina izy io. Fahiny raha mbola betsaka ny biby toa ny liona sns dia io tahotra io na nahafahan'ny olona mbola niaina. Azavaiko kely. Raha tsy natahotra liona ohatra ny liona dia tsy nandositra ireny ary ho lany tamingana.
2- za matahotra bibilava, le kely 30 sm ireny. Fa ilay ngedabe 1m indray tsy atahorako.
3- taitra be fotsiny
4- Eny, taloha aho natahotra tanala. Dia avy eo aho niezaka nandray tarondro dia nony voaraiko ilay izy dia tsy natahotra intsony aho taty aoriana.
5- tsy azoko ny manavaka ny 4 sy ny 5

Efa novalianao ilay 4,niezaka nandray tarondro hoy ianao.
5 tsy natahotra intsony taty aoriana.
Efa nahita olona iray afaka an'io tahotra io isika ry ireto a dia i sitlo izany .e!e!.
Sahy niampita rano izy ry ireto a andao ometsika isa 10/10=D =D=D



19. niryna ( 05/03/2007 00:54)
Stretch:

de oe textelavabephobie ve zay de apitahorin'ny ty an'io lava be io.
^^ ^^ ^^



=))
20. xxx ( 05/03/2007 08:43)
[center]Dia ahoana raha [size=13px]Nirynaphobe[/size] ?

Inona no fanafany ?[/center]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1926