Ianao koa ve mba...?
21. sitlo
(
05/03/2007 08:59)
io ry Niryna rehefa tiana ialana dia afaka foana ah, aiza koa no hisy lhl hatahotra tanalahy izany? oiainina be koa
22. Stretch
(
05/03/2007 19:57)
ka rehefa ialana marinadia afaka e !
ny ahy zao ni zappe ko tery le textelavabe
za lo tsy namaky e !
mbô e e !
ny ahy zao ni zappe ko tery le textelavabe
za lo tsy namaky e !
mbô e e !
24. Zina
(
05/03/2007 21:42)
sitlo [ Valio ] 05-03-2007 09:59:32
Lohateny : Re : Ianao koa ve mba...?
io ry Niryna rehefa tiana ialana dia afaka foana ah, aiza koa no hisy lhl hatahotra tanalahy izany? oiainina be koa
zany mihitsy ry sitlo... Ny saina ihany no mitondra an'io
25. niryna
(
06/03/2007 07:40)
sitlo:
io ry Niryna rehefa tiana ialana dia afaka foana ah, aiza koa no hisy lhl hatahotra tanalahy izany? oiainina be koa
Sitlo a sahobakaka ary alain'ny ankizy ilay izy ka tena mihazakazaka mandositra ilay olona:roll:
Plastique alabe ireny noheverin'ity vehivavy fa velona,vao nitranga mihitsy io tamin'iny herinandro iny,izahay variana niasa,lasa nihazakazaka nikiakiaky ity vehivavy.Taitra ny iray trano.8-)
Hoy aho mantsy azy hoe bibikely anie io e ary maty fa tsy velona,mbola mitsikilo kely ihany ny masony mijery ilay izy ary farany izy naka namana lahy fa tena hijery hono raha tsy izy tokoa.=)).Tsy mampihomehy ny tahotra fa nampihomehy ahy ilay tsy fahatokisany.o^o
26. niryna
(
06/03/2007 07:43)
xxx:
[center]Dia ahoana raha [size=13px]Nirynaphobe[/size] ?
Inona no fanafany ?[/center]
Izaho koa aza mba miandry fa soa ihany fa efa nisy an'i sitlo niteny fa afaka hono ko.Inona ny an'i xxx,vao maika takomana ao amin'ny xxx eo,tena manaraka ny lamosina anie ilay izy e=))indrindra raha hafenina ny anarana;-)
27. niryna
(
06/03/2007 07:45)
Zina:
sitlo [ Valio ] 05-03-2007 09:59:32
Lohateny : Re : Ianao koa ve mba...?
io ry Niryna rehefa tiana ialana dia afaka foana ah, aiza koa no hisy lhl hatahotra tanalahy izany? oiainina be koa
zany mihitsy ry sitlo... Ny saina ihany no mitondra an'io
Dia ahoana indray ilay olona saro-kitikitika ireny? Izy koa ve io? Vao ahetsika kely fotsiny ny fanondro dia mikolay mandositra izy kanefa efa dadabe;-)
