anamadinika @ boaty
1. sakaizakely
(
03/03/2007 09:37)
sao mba misy mahay ny fomba fandrahoana an'ireny eto amin'ny serasera azafady. Tsy tadidiko akory aza moa hoe manao ahoana na ny paoziny aza.
Misaotra mialoha :-*
Misaotra mialoha :-*
novalian'i vale ny 23/04/2007 16:12
2. sipagasy
(
03/03/2007 11:55)
raha amiko aloha dia tsihifiko ny ranony iny avy eo dia ampiasaina tahakan'ny mampiasa anana rehetra ihany e! izany hoe somary endasina aloha ny hena asiana tongolo sy voatabia araka izay itiavana azy avy eo vao arotsaka ny anana efa voatsika ary andrahoina miaraka tahakan'ny mahazatra na alaina ro na atao ketsaketsa.
Mazotoa homana e!!!
Mazotoa homana e!!!
6. Stretch
(
03/03/2007 17:55)
anana mifangaroaro maniriniry eny antsaha eny zany aky a! anatsinà , anatarika, anapatsa, . . .
8. dongadonga
(
04/03/2007 07:46)
anana ngitangita izy ,rehefa avy ny orana no tena betsaka izy ,tsiponina eny antsa eny izy fa tsy hambolena akory ,hatao @henakisoa matavy ,gaigaigay ,hummmmmm ,ao tsara an:miam::miam::miam:
9. sakaizakely
(
04/03/2007 08:39)
misaotra @ torohevitra fa alefako eto izany ny sariny rehefa vita dia mba iarahankizarana eto e :P
dia misaotra indrindraindrindra koa an'ilay nanome hafatra manokana. Tongava mitafa eto moa e ! Aza miafinafina any ambadika any (l) (l) (l)
dia misaotra indrindraindrindra koa an'ilay nanome hafatra manokana. Tongava mitafa eto moa e ! Aza miafinafina any ambadika any (l) (l) (l)
13. tisera
(
04/03/2007 19:02)
:)hay ve efa misy @ boite koa ny anamadinika é! ny ahy ilay izy frais mangidingidy iny ampiarahina @ henan-kisoa rehefa any dago tena tiako be mihitsy :miam::miam::miam: anatsinahy koa no toa iantsoana an'io ho an'izay tsy mahay !
14. sakaizakely
(
05/03/2007 08:53)
ieeee. Tena expres natao ho an'ny aty andafy mintsy ilay anana en conserve. Ary tsisy produits simika (conservateur, exhausteur de goût sns) fa juste sira fotsiny donk naturel be. F
Fa mangidy le anamadinika nefa de nohanina ihany moa fa avy am tanana kou.
Tsy nasiako sira fa nataoko tongolo sy voatabia fotsiny dia noritiko saosy tsara fa eheeeeeeee ! Tsa lasa !!! :-D:-D
Fa mangidy le anamadinika nefa de nohanina ihany moa fa avy am tanana kou.
Tsy nasiako sira fa nataoko tongolo sy voatabia fotsiny dia noritiko saosy tsara fa eheeeeeeee ! Tsa lasa !!! :-D:-D
15. kelly13
(
05/03/2007 15:26)
hum, za kou efa nanao an'io anamadinika en boite io fa narina fotsiny fa tsy voatelina! mangidy velona tsisy ilavana azy! ny koba kou efa en boite zao (miam b kosa io) d nividy voanjobory maina kou za une fois tany marseille fa feno biby kely bdb le izy, narina fotsiny :cry:, par contre tsara ny voanjobory en boite! ms tsy maintsy manakipy maso refa hividy azy reo! d za nahita bonbon anglais sy thb teny @ sinou! hihihi lafo velona
16. pissoa
(
05/03/2007 22:20)
Stretch:
anana mifangaroaro maniriniry eny antsaha eny zany aky a! anatsinà , anatarika, anapatsa, . . .
hihihi - mecii fa anatsinà ihany ny fantatro :oops: raha tsy hoe anapatsa le maimbo kely mena ravina ireny (raha tsy zay de tena tsy haiko :oops::-D )
17. pissoa
(
05/03/2007 22:21)
sakaizakely:
toa mangidy reto ilay anamadinika ?
toa arina rano refa mahandro anatsinà ! mba andramo raha tsy natao an'izay ... :oops:
18. booboo
(
05/03/2007 22:33)
mangidingidy mihitsy ny anamadinika kouh...anamangidy ouz ny louveteaux (scout) zay :-D:-D:-D
19. sakaizakely
(
06/03/2007 13:49)
e e e ! Tsa nariako izao ranona ny ranony k'izay angamba ro nampangidingidy azy kouaaaaaaaa ! Fa laniko ihany an !
Fa io antoandro io, vary mena tondraka rond-ravimbomanga sy patsabe no kaliko. Fy dia fy !
Kelly13> Danza kototrany klou ny vidiny e ! 3,50 ve rangah ny boaty 1. Hadinoko ny naka ilay koba nefa de tena hitako ilay izy.
Za klou naka efa ho 10 mahery na voanjobory na vary mena e ! Ary asa koa raha ny saina no efa voa fa hatr@ izay dia tsy dia mandoandoa intsony aho fa mahatsiaro afa-po izany. Tena tojo @ ilay fitenenambôza hoe on revient tjs à ses premiers amours fa hoatran'ny afak'afaka daholo izay tsy nety teo. Talohan'io mantsy izaho naloiloy tontolon'ny andro.
Asa re e !