anamadinika @ boaty
22. nenipita
(
06/04/2007 12:29)
de gaga tokoa moa izahay aty an-tanana re olona maheno hoe hay ve na dia ny anamadibnika aby no amidy ami'nny boaty ny anareo any andafy any. Marina raha tsy andefasako 1 gony ianareo de ifampizaranareo o . hi,hih,hi Mazotoa daholo ary e
24. gasytsara501
(
23/04/2007 09:37)
:D Mba atorohy hoe aiza ny site internet ahafahana mividy anana na sakafo avy any Mada, za mantsy novembre tonga taty de tena tsy misy sakafo mahafa-po ana hatramin'izao fa toa matavy daholo, sady za koa be vohoka 9 semaines de tena tsy misy sakafo miditra fa manonofy sakafo avy any Mada.Ny tena olana de ity tsy mahita tany mivarotra sakafo exotique mihintsy za satria somary ambanivolo 100 km de Dijon za mipetraka, mba ampio re eh!!!!!!:D