I love you

61. Fiffi ( 05/03/2007 17:19)
fasaly: ka zay akia zah vao nino koh ! :)
62. sitlo ( 05/03/2007 18:14)
za koa, tsy misy fafiny mihitsy eh
63. fasaly ( 05/03/2007 18:43)
:roll::roll:
64. Stretch ( 05/03/2007 19:44)
xxx manao retour d'azy daôly.
sady mila alefa any CP .

ôtran reny akizy any am C E G reny reny aza tsy manondrana ôtrizao.
65. rush ( 05/03/2007 19:52)
Stretch:

xxx manao retour d'azy daôly.
sady mila alefa any CP .

ôtran reny akizy any am C E G reny reny aza tsy manondrana ôtrizao.
:roll::roll: fanahoana kosa no hoe manondrana ry zareo? ary ny anao? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e5738bef736


66. pissoa ( 05/03/2007 19:54)
hihihi - ka i Stretch nge mbola mpianatry ny CEG sady manondrana ihany njainjay e :-D:-D:-D
67. Stretch ( 05/03/2007 20:02)
nasin-dry fanaporofona njay a tamn'iny ry pissoa an !
tondé any am parké mintsy zany.
reny ngé ky fanalana azy am week end e!

:wink:
68. sitlo ( 05/03/2007 20:13)
maninona koa izao ry ruch? zay mba te hiresadresaka koa
69. pissoa ( 05/03/2007 20:15)
kiiiiiii
tsy nanisy kosa rangah ny tena tiko natao fa mba nananihany fotsiny an :oops::-D
70. sitlo ( 05/03/2007 20:20)
mananihany manisy
71. Stretch ( 05/03/2007 20:24)
nasiny inn aky ry sitlo ?

fa ngé zany mbola fann fôn e !
nefa efa nividy paracetamol tetsy atsenakely.
72. sitlo ( 05/03/2007 20:31)
fa nga voan'ny cetamol ndry?
73. Stretch ( 05/03/2007 21:23)
aza miteniteny fôna oa f'efa voakiana fôna.
74. sitlo ( 05/03/2007 21:29)
:cry::cry:
75. xxx ( 07/03/2007 11:48)

...halako fombanao...
...halako fombanao...
PIZZA ...sa lasopy...?
...Isak'izao no miteny ...dia halanao...
...Isak'izao no miteny ...dia halanao...
I love you o!!!!
76. xxx ( 07/03/2007 12:12)
ntsooooo. . .

i love you too!
:*
77. Fiffi ( 07/03/2007 17:22)
mifankatiava ry zareo fa mahafinaritra ange zany eh !
78. belaza ( 07/03/2007 17:34)
fita oa ry Fiffi!
79. Fiffi ( 08/03/2007 06:21)
80. pimaso ( 09/03/2007 12:50)
Za konko ze tem Be , fiffi a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1343