I love you

41. sitlo ( 04/03/2007 16:05)
mionona amin'i Brad pit hono :-D Manonofy atoandro ny avy any france
42. sakaizakely ( 04/03/2007 16:21)
:-P k'hita fa manonofy kou :-P :-P :-P
43. Fiffi ( 04/03/2007 17:42)
fasaly:

ary amourèzzzzzz daholo kou ny xxx rehetsa ato amity dinika ity:roll::roll::-w:-D andeha hanao xxx kou zany amzay alourèzzzz:-P
:-D:-D:-D:-D:-D


44. Stretch ( 04/03/2007 19:32)
ekena tsy hifandirana aky sakaiza a !

fa le artista gasy ngé mbô azo atao ba :-*
au moins e !
tsy manonofy,
za kory tsy midika oe hikôty anî francis turbo ndray a refa any coulisse izy.
za zao ra mahita an'i sitlo bandy gasy zany an !
tondé atao bise be mintsy :-*
fa sure a fa tsy ho nofy io.


sitlo>:b ::miam: :b :miam::-$
45. pissoa ( 04/03/2007 19:59)
resa-dove x doly ze ale :?:-D:-D:-D
46. fasaly ( 04/03/2007 20:53)
fita wa ry pissoa tsy efa miteny aho fa amourèzzzzz aby aby ireo xxx ireo:-w:-w:°)
47. sitlo ( 04/03/2007 20:56)
marina ihany ny an'i fasaly, kay misy mpandinika ato amin'ny serasera
48. fasaly ( 04/03/2007 21:01)
ié! iza anefa no tsy mandinika ato e!:wink:8)
49. Fiffi ( 04/03/2007 21:04)
zany ange hoa eh !
50. Stretch ( 04/03/2007 21:04)
pissoa > reraka nga ndry , atao aôna ary fa hisy
ôtran'ny dove ve.
fasaly sy sitlo hendry ndray nga nareo dà ?
51. sitlo ( 04/03/2007 21:21)
fasaly> misy kah
52. Stretch ( 04/03/2007 21:26)
mba tapaho ny tongotro sy ny tanako fa za ndray zao no lazainy sitlo fa tsy mandinika eo.

isa
roa. . .
53. sitlo ( 04/03/2007 21:29)
ny mahana ihany no mpanao ratsy
54. Stretch ( 04/03/2007 22:27)
ka lazao ary hoe iza e !

lazao fa i xxx ndray.
55. sitlo ( 04/03/2007 23:30)
Clama, calma fa inona ary ity mikorapaka be ity.

Nefa i naivo.
56. Fiffi ( 05/03/2007 08:03)
xxx:
ty ny fokoooooooo! omeko anao...
ze t aime be , fitiavana e!
....
fa ho an'iza io ry xxx ?


57. xxx ( 05/03/2007 09:23)
ho ahy io ry Fiffi a !

tiako ianao ry xxx
@ foko manontolo :* :*
58. Fiffi ( 05/03/2007 14:08)
hihihhi xxx tian'i xxx @ fony manontolo zany an ! :) tsara kah ! de mifankatiava zany nareo fa tsara rehefa mifankatia...
59. xxx ( 05/03/2007 14:20)
xxx isekely ihany no mba mamiko
faniriko hatry ny elabe
masoandroko
fifaliako
ka tsy mety ho adinoko
(l)
(l)
(l)
60. fasaly ( 05/03/2007 17:16)
fiffi: ka njy kou tsy mety mino mitry hoe amourèzzzz dool ny xxx ato am forom:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2756