I love you

21. sitlo ( 03/03/2007 17:00)
mba asivo sarina vhv
22. Stretch ( 03/03/2007 17:02)
iza ny tin driko, paris hilton ?
:-D:-P:-D
23. Stretch ( 03/03/2007 17:03)
sa brithney sola ?
24. sitlo ( 03/03/2007 17:07)
dain

Gasy kah, Malala an'ny tarika zay taloha ohatra, na i Fanja tam imagine. :°)
25. Stretch ( 03/03/2007 17:12)
ay an !
faible am malala an ! fanja an !
:-P
26. sitlo ( 03/03/2007 17:17)
faible am'ny aooooooona ary?
mba te hijery ny sariny fotsiny aho
27. Stretch ( 03/03/2007 17:26)
ko tsy makary am daily njy de vita .
mijereva tana in love fa samy ao zareo am le
ny itiavako anao iny .
za lo tsy havita mametraka e !
za ko tsy mahay ôtran lay rainiboto ary am daba ary .

=)) =))
28. sitlo ( 03/03/2007 18:01)
:lol:
Fantatro hoe sary iray izay ihany no hainao apetraka. :roll:
29. Stretch ( 03/03/2007 18:04)
le we tiako enao v ?
:-D
za ko tsy mahy afa tsy mizara fiti tsinn ko .
tena poinsa io !
mbô e !
30. sitlo ( 03/03/2007 18:10)
(l)
31. Stretch ( 03/03/2007 18:23)
:-*(l):-*
32. sitlo ( 03/03/2007 18:28)
:-D hmmmmmmm
33. sakaizakely ( 04/03/2007 13:55)
Strech sy fasaly> io ary akia no mbo tiako dia ahoana ? Izahay ange tsy maharaka vedety gasy intsony e ! Efa elabe tsy nandeha soirée gasy fa raikitra @ papozy tsisy mpiambina :cry: :cry: :cry:
34. Stretch ( 04/03/2007 14:34)
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/dadah%2Bde%2Bfort%2Bdauphin/video/xt76o_malahelo-cherie-dadah-de-fort-dauph


io zao ohatra bôgosy kely.
fa io zao miavonavona angambany an !

fasaly > kiks ve tsy miavona.
tovo j'hay manko mba taty amnay taty fa
sady miavona nefa ratsy vel,
tsy napoiziko fa ra tsy niavon'izy de
manja iany .
35. fasaly ( 04/03/2007 14:45)
strech: i tovojhay tsy miavona ka! niaraka naka sary aza zahay knou!:-P:wink:;-):-D:-D

fa ikiks lazan'i namako miavona hono fa tiko fona hihihih! na miaino ny hirany sy ny feony fotsiny ihany aza hummmmmm!


sakaizakely::-D:-D:-Dde aleo mampionontena am vôza sisa veuh!:?:-D:-D:-D:-D i bradt alou tiko e! sy ny zvtr atony kou mafinaritra ahy......fa i tom cruise tsy tiko:x
36. Stretch ( 04/03/2007 14:59)
ka nijery tana in love a tam le tournée njareo farany teo.

i francis turbo rery no mba cool, fa ny sisany zay . aleoko tsy miteny , leoleo spectacle gasy mintsy a tam zay .
37. fasaly ( 04/03/2007 15:07)
taiza io ry strech????ny spect no tiko lazaina????
i nini kiaka kou cool be kou!:?
38. Stretch ( 04/03/2007 15:21)
:-$
39. sakaizakely ( 04/03/2007 16:02)
Strech > hoy ny vôza hoe les gouts et les couleurs, ça ne se discute pas.

Samy manana ny tiany tokoa fa tsy mampientana ahy mintsy le i Dadah io. am'zay kou ange tsy misy risque hoe goliriko nen'i toi e

Aleoko ihany mionona @ Brad Pittbull entrée miampy an'i Hugh Grant plat principal ary Robbie Williams atao tsindrintsakafo. Ny kawa miaraka amin'i Jude Law Kaly izany ka kaly !!!!
40. sakaizakely ( 04/03/2007 16:04)
fasaly> mitovy tsika. Za kou tsy mirevy Tom Cruise
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3518