Fianan-dreliziozy

41. ikaretsaka ( 07/03/2007 07:11)
ze tsy nananona t2nareo no aoka hitora bato azy e
42. niryna ( 07/03/2007 07:28)
ikaretsaka:

ze tsy nananona t2nareo no aoka hitora bato azy e


izany tokoa
43. prime ( 07/03/2007 12:28)
fijo> Fa lasa resaka fanambadian'i relijiozy indray ve ilay resaka e? toa tsy izany anie no lohahevitra e...
44. Rasiligaoma ( 07/03/2007 14:08)
HS ndray ny namana fijo..
fa na izany aza tsy nazavain'ilay nampiditra sujet kosa aloha ny tiany holazaina amin'ilay "italiens" e
45. tywa68 ( 07/03/2007 14:23)
fijo : tsy ny valinteny azonao tao @ sekolinao tao Mahajanga d hoe tsy maintsy marina !
Mety naheno vilana koa enao :lol:
Safidy io manambady, na manao sipa sns... fa ny olona manome ny tenany ho mpanompon'Atra dia olona voantso, ary vonona ny hiatrika ny sarotra momban'io fiantsoana azy io (tsy misy dikany amin'izy ireny ny tsy fisian'izay fiarahana ara-nofo) satria safidy ilay nidirany tao ! Ary raha nahafantatra olona naningana ianao (nandainga) d misy foana izany fa izay no maha-olombelona antsika vao olon'i Tompo !
46. xxx ( 07/03/2007 21:04)
tywa68:

fijo : tsy ny valinteny azonao tao @ sekolinao tao Mahajanga d hoe tsy maintsy marina !
Mety naheno vilana koa enao :lol:
Safidy io manambady, na manao sipa sns... fa ny olona manome ny tenany ho mpanompon'Atra dia olona voantso, ary vonona ny hiatrika ny sarotra momban'io fiantsoana azy io (tsy misy dikany amin'izy ireny ny tsy fisian'izay fiarahana ara-nofo) satria safidy ilay nidirany tao ! Ary raha nahafantatra olona naningana ianao (nandainga) d misy foana izany fa izay no maha-olombelona antsika vao olon'i Tompo !

Ny marina marina ihany,inona no tombotsoany hilazainy fa tsy nisy kanefa nisy,tsy nisy nandrara mihitsy hoe aza manambady

47. xxx ( 07/03/2007 22:00)
ka mitombo ve ny karamanao sa lasa betsaka ny kapoabary andrahoina sa ahoana raha miditra lalina amin'izany?
48. fijo ( 07/03/2007 23:24)
tywa,kardinaly io olona niresaka taminay io.fantatrao ngamba izany toerana izany raha hoan'ny rafitra katolika.ary jereo fa misy mamerina io zavatra nolazainy io ary ambadika ary.noho izany fantany tsara ny zavatra lazainy.ary raha diso aza,dia ny kardinaly no diso fa tsy izahako.ka rah aity faharoa ity no izy ,dia hoavy indray fijo fa miomana an.
tsy resaka fanambadiana hoy ny namana sasany???resaka fiainan dreliziozy anie ity e.ka aza adino,fa ny resaka firaisana dia tafiditra ao koa.ny fiainandrelijiozy tsy hoe mihira sy mivavaka sy mikaly dia izay.ao koa ny vatany
49. Rasiligaoma ( 07/03/2007 23:59)
xxx:

ka mitombo ve ny karamanao sa lasa betsaka ny kapoabary andrahoina sa ahoana raha miditra lalina amin'izany?


aza miditra @ fiainan'ny olona tokoa ee.. ny ary kerena!=))
50. rira ( 08/03/2007 00:27)
Tena sady mahafinaritra nefa to mahalasa eritreritra rangaha ny resaka eto. Efa tena tsy arakay kely loha manko ilay izy satria efa tsy fantatra ny tiana hapetraka.
Raha resaka fanambadiana no holazaina dia. Ianao izay be vava. Hiditra hitsikera ny fiainan"ny mpitondra fivavahana io dia mba diniho tsara olombelona ireny fa tsy anjely, tsy vatan-kazo na vy (avec accent).Mety solafaka. Manana fihetseham-po. Aza ny fahalemeny no jerena fa ny fahasoavan entiny ho an'ny fiainanao. Zara ara izy mahafoy tena na dia eo aza ny fahalemeny ko. Amin'ny maha-gasy, mora ve izany tsy manan taranaka hamelo-maso izany, handova ny anaran-dray hoy ny betsileo, hamelona ny Tranobe hoy ny antsimo antsinana.Nefa dia niditra izy. raha te-hitsikera dia ampidiro ao ny zanakao, ny zanaky ny rahalahinao, sy ny anabavinao, ny zanaky ny mpiray tanana aminao rehetra dia raha mahafahy tantraka ny tenany izy ireo dia mba manana hisafidianana isika amin'izay ka hangataka amin'ny Fiangonana hoe esory iry anakiray iry fa tsy mamely. tsy tsara fitondarn-tena.
51. Fanambinana ( 13/03/2007 13:38)
Fijo:
raha io resaka tsy fanambadiana hoan'ny mpitondra kato io.dia hoy kardinaly razafindratandra;"tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"izany hoe hafaka manana sipa ny frera sy mopera,fa tsy manambady fotsiny mba tsy hanelingelina azy amin'ny asany.
valinteny nataony tao amin'ny sekoly notre dame tao mahajanga io

Aza manao dika vilana ry namana fa manahirana. Mba diniho tsara izay nolazain'ilay olona ary aza ovana izay zavatra nolazainy. Raha tsy azonao ny tiany ambara dia anontanio izy.
Ny reliziozy sy ny pretra, matoa nifidy ny ho relijiozy na pretra dia vonona ny tsy hanao sipa na hanambady izany. Ireo mahatsapa fa tsy mety aminy io fiainana io no miala ary mandeha manambady sns...
52. Fanambinana ( 13/03/2007 16:05)
Fijo: aza heverina ho mitovy aminao daholo koa ny olona. Raha ianao no tsy velona tsy manao firaisana dia aza heverina fa toy izany koa ny hafa.
53. pissoa ( 13/03/2007 16:07)
Fanambinana:

Fijo: aza heverina ho mitovy aminao daholo koa ny olona. Raha ianao no tsy velona tsy manao firaisana dia aza heverina fa toy izany koa ny hafa.

ito marina be ... :-D:-D:-D
54. fijo ( 14/03/2007 00:21)
fanambinana,raha izay no izy,tsy misy pretra intsony ngamba eto antany.aoka hazava fa tsy any mada irery io resaka pretra manaonao io fa hatraty ivelany dia tena mivandravandra io fomba io
55. Fiffi ( 14/03/2007 06:03)
ary mba aiza i xxx nametraka an'le dinika ?
56. nikopol ( 14/03/2007 09:59)
misy karazana olona dia manao resaka safobemantsina fotsiny; nisy x1 sy x2 nanao xxx, dia lazaina fa ny x rehetra nanao daholo.
57. Rasiligaoma ( 14/03/2007 12:41)
marina ny an'i nikopol
58. fijo ( 15/03/2007 00:14)
ka x kosa ko.
59. Fanambinana ( 15/03/2007 15:08)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
60. pissoa ( 15/03/2007 15:27)
aoka zay fanambinana an :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065