Fianan-dreliziozy
1. xxx
(
01/03/2007 18:42)
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza ary anisan'ny mampitaraina ny maro hono ny miara-monina amin'ny les Italiens ......Marina ve izany Olana tsy matoky olona tsy misy hoatar'ireny tokoa angamba .....Asa ee....
novalian'i Fanambinana ny 15/03/2007 18:27
3. Fiffi
(
01/03/2007 18:53)
xxx:tongava ange i xxx mijery ny sy mandinika ny fiainan'ny reliziozy aty @ nay aty eh ! raha tsy nisy an'zareo reo de efa vide ny fiangonana.....
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza
4. kelly13
(
01/03/2007 19:20)
zava-doza ny fiainan-drelijiozy? mampitaraina ny maro ny miara-miaina @ les italiens? ----> tsy azo, tsy mazava, tsy araka:roll:
8. ikaretsaka
(
01/03/2007 22:27)
za aloha miaraka miaina amin-drelijiozy fa tsy hitako ny olana e
mety ny italianina tokoa angaha izany?
mety ny italianina tokoa angaha izany?
10. hery
(
01/03/2007 23:55)
Dia gaga aho...
Ny manao safobemantsina no tena "loza". Italianina vitsivitsy no hitanao dia lazainao fa izany daholo ny italianina rehetra...
Dia aza gaga raha ataon'ny olona toa izany koa.

11. cutie
(
02/03/2007 00:31)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-03-2007 23:35:16
Lohateny : Re : Fianan-dreliziozy
maty indray rahery le.hi hi hi
:-D:-D:-D:-D:-D
12. soanja
(
02/03/2007 01:25)
xxx:
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza ary anisan'ny mampitaraina ny maro hono ny miara-monina amin'ny les Italiens ......Marina ve izany Olana tsy matoky olona tsy misy hoatar'ireny tokoa angamba .....Asa ee....
Tadidio fa tsy misy lafatra eto ambonin'ny tany e. Na relijiozy izy na olon-tsotra mpino sns rehefa olombelona dia possible ho solafaka daholo.
Fa ny tsara fijery ny size toy izao dia ny hoe diniho daholo hoe inona avy ireo zavabitan'ny Relijiozy eto ambonin'ny tany hatramin'izay. De avy eo ampitahana hoe iza no nanao soa bebe kokoa ny mpiarabelona aminy. Ary firy % tamin'izany ny zava-dratsy nitranga.
De ampitahana koa hoe firy ny asasoa vitan'ny relijiozy sy ny asasoa vitan'ny tsy relijiozy teo amin'ny olombelona. De toy izany hatrany ny fomba fampitahana sy fitsarana olona tsy miangatra amin'ny zavabitany.
16. naritsimba
(
02/03/2007 06:42)
« Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: » (Matio 22:1)
« Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy. » (Matio 22:2)
« Ary izy naniraka ny mpanompony hiantso izay efa nasaina mba hankao amin'ny fampakaram-bady; fa tsy nety ho avy ireo. » (Matio 22:3)
« Dia naniraka mpanompo hafa koa indray izy ka nanao hoe: Lazao amin'ny efa nasaina hoe: Indro, efa voavoatra ny nahandroko; efa voavono ny ombiko sy ny nafahiko, ka efa voavoatra avokoa ny zavatra rehetra; koa mankanesa aty amin'ny fampakaram-bady ianareo. » (Matio 22:4)
« Nefa tsy nahoany akory izany, fa samy lasa nandeha izy, ny anankiray ho any amin'ny sahany, ary ny anankiray ho any amin'ny varony. » (Matio 22:5)
« Ary ny sisa nisambotra ny mpanompony, dia nisetrasetra taminy ka namono azy. » (Matio 22:6)
« Ary dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany, dia nandringana izany mpamono olona izany sady nandoro ny tanànany. » (Matio 22:7)
« Dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Efa voavoatra ny fampakaram-bady, fa ny efa nasaina no tsy miendrika. » (Matio 22:8)
« Koa mankanesa ianareo any amin'ny sampanan-dalana, ary izay hitanareo, dia asao ho ao amin'ny fampakaram-bady. » (Matio 22:9)
« Dia nivoaka ho any amin'ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy, na ny tsara; ary dia feno mpihinana ny fampakaram-bady. » (Matio 22:10)
« Ary nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpihinana, dia nahita lehilahy anankiray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady. » (Matio 22:11)
« Dia hoy izy taminy: Ry sakaiza, ahoana no idiranao eto, nefa ianao tsy miakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady? Dia sina izy. » (Matio 22:12)
« Ary dia hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Afatory ny tongony aman-tànany, dia ario any amin'ny maizina any ivelany izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify. » (Matio 22:13)
« Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina. » (Matio 22:14)
Maro no mianatra ho mpitondra fivavahana ho lasa pasitera na mopera na masera na diakona fa saingy vitsy no tena manao ny sitrapon'Andrimanitra fa ny sitrapon'ny tenany sy ny tombotsoany no tadiaviny.
Tsy mpiandry ondry izy ireny fa mihinana ny ondry no ataony.

17. Fiffi
(
02/03/2007 06:45)
xxx:raha zah i xxx de ny fiainako aloha no jereko sy heritreretiko voalohany.....zay vao hitsikera ny an'ny hafa....(fa zah tsy hitsikera)
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza
18. tsimatimanota
(
02/03/2007 07:53)
Tsara raha mahafoy tena ho an'Andriamanitra fa, raha tsy mahatanty dia aleo manambady
C'est tout !
C'est tout !
19. Fiffi
(
02/03/2007 09:50)
fa rehefa manao zavatra tsara ry zareo tsy mba misy miteny na mahita.....
20. naritsimba
(
02/03/2007 11:19)
Fiffi> jereo tsara ange @ gazety e, tsy mba ny filazana sy fitanisana ny olona velon'aina soa aman-tsara sy ny teraka, ny natao mariazy ary ireo nahazo fahasoavana no hita ao fa ny filazana manjo sy izao zavatra ratsy rehetra(lozam-pifamoivoizana, vono olona, sns.) izao no tanisaina nefa dia mbola misy mividy ihany ny gazety. Izany dia mampiseho fa ny toetrantsika olombelona mihitsy no efa mpankafy ny zavatra ratsy rehetra.
MBA DINIHONTSIKA ANGE EH!
MBA DINIHONTSIKA ANGE EH!