Fianan-dreliziozy
21. prime
(
02/03/2007 13:30)
Izaho ry zareo dia tsy mitsahatra mihitsy mamerina hoe aza mitsikera ny mpanompon'Andriamanitra fa olona efa voahosotr'Andriamanitra izany hoe "relijiozy" izany... Andriamanitra mihitsy no tsikeraina raha izany no itsongolohana isaky ny ataony rehetra...
Maro ny asa itiavan'Andriamanitra sy anirahany ireny mpanompony ireny ka aleo Andriamanitra nifidy Azy no hitsara azy fa mbola mafy ny hitsaran'Andriamanitra ireny olom-boahosotra ireny noho ny olon-tsotra araka ny voasoratra hoe :
"[Anatra ny amin'izay mety hataon'ny mpampianatra, indrindra fa ny tsy hanotany amin'ny lelany, ary ny toetry ny fahendrena avy any ambony] Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany ianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra." Jakoba 3:1
soanja> Ny olana anie ry soanja dia na Jesosy aza efa nilaza fa tsy mahavita mihoatra noho ny olon'izao tontolo izao ny mpino raha resaka asa soa e...

23. Rasiligaoma
(
02/03/2007 14:45)
soanja:
Tadidio fa tsy misy lafatra eto ambonin'ny tany e. Na relijiozy izy na olon-tsotra mpino sns rehefa olombelona dia possible ho solafaka daholo.
Fa ny tsara fijery ny size toy izao dia ny hoe diniho daholo hoe inona avy ireo zavabitan'ny Relijiozy eto ambonin'ny tany hatramin'izay. De avy eo ampitahana hoe iza no nanao soa bebe kokoa ny mpiarabelona aminy. Ary firy % tamin'izany ny zava-dratsy nitranga.
De ampitahana koa hoe firy ny asasoa vitan'ny relijiozy sy ny asasoa vitan'ny tsy relijiozy teo amin'ny olombelona. De toy izany hatrany ny fomba fampitahana sy fitsarana olona tsy miangatra amin'ny zavabitany.
ity an'i soanja ity no hitako fa mahavaly azy amin'ny fomba tsotra sy mazava indrindra!
ny zava-boahary rehetra dia tsy voatery ho arifomba daholo: andriamanitra ihany no arifomba! fa jerena ny vokany sy ny nataony tamin'ny fiainanao dia eo no manao evaluation
24. prime
(
02/03/2007 15:10)
xxx> Ohatry ny misy hevitra tian'i xxx lazaina izany fa tsy ambarany tsara mikasika ny fifampitokisana... asa raha afaka hazavainao tsara...
25. rakaroka
(
02/03/2007 20:55)
'za olon-tsotra fa dia naka lesona tsara marobe tamina na fiainana reliziozy tsy tsaroako loatra aza izay mbô lesoka tamin-drizareo tellement "aspects" positif marobe no
tsapako nivoitra t@ rizareo. Efa namangy namana tany @ "monastera" ireny aho fa "IMPECCABLE" e:
Ny fandraisany anao: Ny firindram-piainana indrindraindrindra, ny "rigueur et justesse de vie"
tsy fahitako anefa namboloiko hatrany!
Tsaroako tokoa fa maro no nanavy rizareo nitia olona:
Izaho tsy vany hanenjika sanatria satria tsapako
"tout à fait normal izany: nisento aza ny nataoko!..
Mana-namana Italiana koa fa dia ny "contrairen'ny voalaza eto ny toetrany!...tsy azo aravona loatra angamba izay voalaza eto!

26. fijo
(
02/03/2007 22:22)
za koa ry zareo tsy mpino,fa na izany aza be ny namako no mpino sy mpitondra finoana ary tsy dia ahitako olan afiry.fa ny ahitana olan adia matetika le milaza ho mpnino nefa tsy mpanatanteraka fa le ambava fotsiny.
27. linarako2
(
03/03/2007 00:08)
fijo:
za koa ry zareo tsy mpino,fa na izany aza be ny namako no mpino sy mpitondra finoana ary tsy dia ahitako olan afiry.fa ny ahitana olan adia matetika le milaza ho mpnino nefa tsy mpanatanteraka fa le ambava fotsiny.
Aiza izay ahalalanao izay any am-pony any.Aza mitsara fa ny vava hitenenanao ihany no hitsaran'ny olona anao.Miaraha ory amin'izay ory,miaraha faly amin'izay faly.Mba manaova tahaka azy ireo,manoro,mitory teny,mijoro ho vavolombelona.Ianareo rehefa tsy mahita tsara ho tenenina na tsy mino dia aza manevateva na manambany ny hafa mitory ny filazan-tsara.Inona no tombotsoanao manenjika ny mpitory ny filazantsara.Tsy mba manenjika anao ve ny fisainanao e.Izay tokony no angaha ilay hoe ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany
28. ikaretsaka
(
03/03/2007 00:15)
mpamosavy mandeha alina aza hono misy mahita..betsaka ilay manao io lazain'i fijo io
fa io ilay voalaza hoe jereo sy lanjalanjao @ asany aloha ilay izy izay vao mitsara sy miteny
fijo:
ny ahitana olana dia matetika le milaza ho mpnino nefa tsy mpanatanteraka fa le ambava fotsiny.
fa io ilay voalaza hoe jereo sy lanjalanjao @ asany aloha ilay izy izay vao mitsara sy miteny
29. fijo
(
03/03/2007 01:10)
linarako ve mahay mamaky teny???aiza aho no manenjika mpitory eo?mba mahaiza mamaky aloha vao mirediredy fa ianao izao no mitsaratsara fahatany
30. niryna
(
03/03/2007 07:31)
tsimatimanota:
Tsara raha mahafoy tena ho an'Andriamanitra fa, raha tsy mahatanty dia aleo manambady
C'est tout !
Marina izany,olombelona nofo sy ra ihany izy ireo.Mety misy solafaka toy ny rehetra.Tsy misy na iray aza marina eto an-tany.Koa aleo ny zavatra tsara vitan'ny hafa no jerena fa tsy ny fahalemeny satria mitovy antsika rehetra ihany izy ireo.Tsy voatery ho toerana iray no hitenenana azy fa misy mpitondra fivavahana solafaka hatraiza hatraiza.Ireny indrindra no tena be fahavalo sy be mpanenjika.Aleo angamba izay tsara sy mahasoa ary ahitana fahafinaretana aram-panahy no ho jerena fa tsy hijery ny kileman'ny hafa lava izao.Asa aloha e
31. ikaretsaka
(
03/03/2007 14:12)
io raha ny efa fahitana azy dia tsy ny fanambadiana akory no vaha olana.. fa ny any @ fomba fisainana sy ny fifehezana tena mihitsy!
fa jereo fa na misy mpitondra fivavahana manambady aza dia misy mahavita manao tokatrano maso any ambadika any ihany!
fa jereo fa na misy mpitondra fivavahana manambady aza dia misy mahavita manao tokatrano maso any ambadika any ihany!
32. tywa68
(
03/03/2007 15:04)
Ikaretsaka : tsy maintsy misy foana ny hanenjika ny katolika, @iny lafiny tsy fanambadiana iny !
Ka mora ho an'olona ny miteny hoe mialà tao fa ary afaka manambady sns ...
Ny tsara atao an-tsaina anefa ho an'ireo mpanenjika ny katolika : dia hoe tsy noterena ireny olona ireny fa nanao safidy ; ka azy ny miatrika ny fitsaràna farany, raha lainga sy fanararaotana no nahatonga azy hiditra ao ! ary tsy nisy nandrara koa hoe rehef ao dia tsy afaka mivoaka intsony raha te-hanao fiainan'olondrehetra :wink:

35. Fiffi
(
03/03/2007 17:35)
naritsimba:naritsimba: ny zavatra tsy azoko de zao: fa maninona no mitsikera ny fiainan'ny olona ? hitondra inona zany avy eo ? raha manana fiana tsara , marina , feno fahendrena ny sasany de tsara zany ! inona indray moa no tadiavina mihoatran'zany ? fa avelao ny olona hanao ny fiainany....fantany ny hataony......
Fiffi> jereo tsara ange @ gazety e, tsy mba ny filazana sy fitanisana ny olona velon'aina soa aman-tsara sy ny teraka, ny natao mariazy ary ireo nahazo fahasoavana no hita ao fa ny filazana manjo sy izao zavatra ratsy rehetra(lozam-pifamoivoizana, vono olona, sns.) izao no tanisaina nefa dia mbola misy mividy ihany ny gazety. Izany dia mampiseho fa ny toetrantsika olombelona mihitsy no efa mpankafy ny zavatra ratsy rehetra.
MBA DINIHONTSIKA ANGE EH!
fa tena marina io an ! tsy aleo ve ireo zava-tsoa vitan'ireo reliziozy no jerena ?
37. Fiffi
(
04/03/2007 18:12)
soanja: tsy misy fisaorana akia an ! bizzz koa ndry..:)
Izay fotsiny no mba tiako hamafisina de ny hoe: mba ny zava-tsoa vitan'zareo no mba jerena satria maro de maro izy ireo......:)
Izay fotsiny no mba tiako hamafisina de ny hoe: mba ny zava-tsoa vitan'zareo no mba jerena satria maro de maro izy ireo......:)
38. prime
(
06/03/2007 14:01)
Mbola miandry hatrany ny tena tian'i xxx ambara mikasika ilay fifampitokisana eto...
40. fijo
(
07/03/2007 06:17)
raha io resaka tsy fanambadiana hoan'ny mpitondra kato io.dia hoy kardinaly razafindratandra;"tsy hoe tsy mahazo manao firaisana ny mpitondra katolika,saingy manelingelina ny asany kosa ny fanambadiana"izany hoe hafaka manana sipa ny frera sy mopera,fa tsy manambady fotsiny mba tsy hanelingelina azy amin'ny asany.
valinteny nataony tao amin'ny sekoly notre dame tao mahajanga io
valinteny nataony tao amin'ny sekoly notre dame tao mahajanga io