fanamby hoanareo mpino
41. niryna
(
05/03/2007 05:03)
naughtyboy:
Hoy i Fijo :tsy misy mihitsy lery izany ko,raha sanatria misy tsy tia ahy ka aleo izy ho any
tsy misy hafa ny zaza 1 midongy zv @ RAR ty resak'ela
ty.
N.1:ny RAR aradalana de mahalala ny mahasoa ny zanany
na tsy hino ze lazainy aza ny zaza, fantany ny ataony
N.2:@ mahazaza ny zaza de voafetra ny fahalalany zv
ka anjarany RAR no manitsy azy @ safidiny ndray2
De mbola porofo 1 tonga eo ambaravarana ndray iny fa Ray izy ary sika rehetra de zanany
Tonga amin'ilay valiny mihitsy ianao,tsy ratsy:miam:
42. niryna
(
05/03/2007 05:04)
Fanambinana:
Fijo: Ny Andriamanitra inoanay ry namana dia FITIAVANA. Ny iainan'ny olona izay fitiavana izay no kendreny. Ary tsoriko aminao fa raha hahazo vola amin'ny loto no antony hivavahanao na hatongavanao kristiana de tsy hahazo ianao akory satria : tsy fitiavana ny anao fa FITIAVAM-BOLA sy FITIAVAN-TENA. Fahotana ilomanosan'ny maro amin'izao fotoana izao.
Izay mihitsy ry fijo a
43. fijo
(
07/03/2007 23:50)
ka dia tsy hafaka ny hino mihintsy aho raha izay ko.hay ny anareo andriamanitra tsy mahavita zavatra akory fa miandry olona ihirahira sy hidera azy fotsiny.
aleo misotro toaka gasy hoy dadahh izay
aleo misotro toaka gasy hoy dadahh izay
44. linarako2
(
09/03/2007 11:19)
fijo:
ka dia tsy hafaka ny hino mihintsy aho raha izay ko.hay ny anareo andriamanitra tsy mahavita zavatra akory fa miandry olona ihirahira sy hidera azy fotsiny.
aleo misotro toaka gasy hoy dadahh izay
Ny fahafantarako ny anao indray dia mino ianao,tsy misy azoko lavina izany saingy nanana fisalasalana.Jereo ireo teny mamy notenenin'ny namana anao ireo.Ny olona nanodidina anao ve no jerevanao fa nanao ratsy dia ny kristiana rehetra no tsy izy.Marina aloha izany e,misy izy ary misy tsy izy.Ny tsirairay ihany no mahafantatra azy fa tsy isika ety ivelany satria tsy misy na iray aza afaka hitsara ny olona.
45. niryna
(
12/03/2007 04:21)
fijo:
ka dia tsy hafaka ny hino mihintsy aho raha izay ko.hay ny anareo andriamanitra tsy mahavita zavatra akory fa miandry olona ihirahira sy hidera azy fotsiny.
aleo misotro toaka gasy hoy dadahh izay
=))=))=))Raha izany no mahafinaritra anao dia ataovy e:@ la vie est belle.
