Fa maninona tokoa

41. ikaretsaka ( 07/03/2007 00:01)
zay tokoa izany izy io o?:!:
42. fijo ( 07/03/2007 23:54)
hoy ikaretsaka:"ny an'iza no marina fa toa samy voalaza ao anaty baiboly aby?
ny valiny samy tsy misy marina matoa tsy mitovy ny fandraisana azy.
raha mianatra isika hoe 2+3=5
na any US elahy ,na any ambalakida na any larzaque na any new zeland na aiza dia izay ihany no valiny sy handraisana azy.
fa raha io samy mandika araka izay tiany io,dia midika fa tsy marina le izy
43. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:05)
fijo> ialahy tsy mitovy @ fijeriko sy ny saim-patako .. ialahy antsi krista!

=))
44. niryna ( 12/03/2007 04:19)
fijo:

hoy ikaretsaka:"ny an'iza no marina fa toa samy voalaza ao anaty baiboly aby?
ny valiny samy tsy misy marina matoa tsy mitovy ny fandraisana azy.
raha mianatra isika hoe 2+3=5
na any US elahy ,na any ambalakida na any larzaque na any new zeland na aiza dia izay ihany no valiny sy handraisana azy.
fa raha io samy mandika araka izay tiany io,dia midika fa tsy marina le izy

=))=))=))= 1+1+1=1:-P:-P

45. ikaretsaka ( 12/03/2007 04:26)
ka raha vao mitrsimpona isan'andalana de tsy maintsy io an'i fijo io foana fa tsy mandray ilay tantara manontolo sy ny hevitra tiana ambara @ ilay tantara ko.
46. niryna ( 14/03/2007 05:11)
Rasiligaoma:

fijo> ialahy tsy mitovy @ fijeriko sy ny saim-patako .. ialahy antsi krista!

=))


Rasily a mba azavao azy ireo ny atao hoe antikrista raha miantso azy izany ianao.Misaotra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047