La gloire de Vierge Marie

41. fijo ( 28/02/2007 23:00)
ka raha i maria no olana alefaso aty hitaingina ahy e.
42. ikaretsaka ( 01/03/2007 01:42)
vizana eo ialahy ra fijo..
tamind-ra filomenina aza ialahy efa nivoaka sepotra ko
43. fijo ( 01/03/2007 05:22)
ka filomena tsinona efa io no asany ko.fa maria "hono" virja toa ahy ka mety hozakako
44. linarako2 ( 03/03/2007 01:24)
Mandefitra:

Hitako tao @ net http://www.santorosario.net/francais/gloires5.htm
Ka mahalasa saina ahy :
Le Père Contenson soutient la même doctrine ; il explique en ce sens les paroles adressées par Jésus du haut de la croix à saint Jean, et il les commente en ces termes : " Voilà votre Mère, c'est comme si le Sauveur eût dit : Personne n'aura part aux mérites du sang que je répands, si ce n'est par l'intercession de ma Mère. Mes plaies sont les sources de la grâce ; mais les ruisseaux n'en couleront sur aucune âme que par le canal de Marie. Jean, mon cher disciple, vous serez aimé de moi en proportion de l'amour filial que vous aurez pour elle ".
Ahoana ny hevitrareo?



Fa maninona ny olona no miankohoka ny olona toa azy?
45. linarako2 ( 03/03/2007 01:28)
maditra:

Finoana doly izany. Enao no mino izay tianao inona. Tsy zoko ary tsy zonao fotsiny ny mitsara olona amin'ny zavatra inoany!

Ny baiboly ihany no ahitana ny marina.Misy fiangonana izay antsangany ho andriamanitra ety an-tany ny lehiben'ny fiangonany.Izaho irery ihany no hiankohonana hoy Jesosy.Mitovy ahy,ianao io Maria io.Milaza ny marina ny olona fa tsy finona an'i Tompo io.Mbola tsy mino foana ve ianareo hatramin'izao e.Ny saplet,ny fiankohofana ny maria.Efa niteraka anie izy taorian'io e.Mandehana miankohoka an'i fijo raha izany

46. fijo ( 03/03/2007 01:30)
aoka moa ra niryna an,
47. ikaretsaka ( 03/03/2007 02:10)
tsy ny baiboly no ahitana ny marina fa ny tenin"andriamanitra ry linarako2/niryna a an
48. fijo ( 03/03/2007 05:12)
fanina letsy izy fa aoka izay an.
ny ao an tranon'ireo anie letia mora vinavinaina e.
boky iray ihany no misy ao=baiboly
ondana iray ihany koa=baiboly
ny taratasy ary amin'ny trano fisainana no tsy holazaiko sao .....
49. pissoa ( 03/03/2007 09:14)
:-D:-D:-D
50. tywa68 ( 03/03/2007 10:00)
linarako2 : Mbola miteny aminao aho hoe vakio ny dinika sasany atsy ambadika atsy, fa aza faly manenjika ny katolika sy ny fomba fanaony !
51. xxx ( 07/03/2007 20:52)
Afaka manaza ny heviny kosa ny olona.Vakio ny didy folo fahaefatra.Aza miankohoka amin'ny sary na zavatra hafa.Aza manana andriamanitra hafa afa-tsy izao irery
52. Zina ( 07/03/2007 21:21)
xxx [ Valio ] 07-03-2007 21:52:19
Lohateny : Re : La gloire de Vierge Marie
Afaka manaza ny heviny kosa ny olona.Vakio ny didy folo fahaefatra.Aza miankohoka amin'ny sary na zavatra hafa.Aza manana andriamanitra hafa afa-tsy izao irery


marina mihitsy izany:wink:
53. ikaretsaka ( 07/03/2007 22:10)
ka tsy misy manao andriamanitra azy sy miankohoka amin'i maria ange
54. Zina ( 07/03/2007 23:24)
ikaretsaka a,
an3 kosa ka miankohoka @Andriamanitra ihany no azo atao:wink:
55. Rasiligaoma ( 07/03/2007 23:57)
ka tsy misy miaknkohoka amin'i maria ange na manao azy ho Andriamanitra e,
tsy misy mihitsy hoe mivavaka aminao zahay maria fa hoe mivavaha ho anay mpanota no misy!
56. Zina ( 08/03/2007 00:29)
tsy misy mihitsy hoe mivavaka aminao zahay maria fa hoe mivavaha ho anay mpanota no misy!


Rasil a,
i maria anie efa maty ko e ahona no hihenony an;izany?

Andriamanitra par contre it's a Living God, Andriamanitra velona.
57. tywa68 ( 08/03/2007 06:54)
Zina sy xxx : Tsy resaka didy folo faha-4 fa ilay fiheveranareo hoe mivavaka @ i Maria : efa hoe mangataka aminy sy @ olona masina mba hanampy anay @ ilay vavaka atao @ i Tompo.
Dia aza miteny hoe tsy mila azy ireo, satria tsy anjaranareo ny miteny hoe mety izany na tsia, tsy hitanareo ny tena ao am-ponay rehefa manao izany zahay fa anay sy Atra irery ihany io.:wink:
58. niryna ( 12/03/2007 03:52)
ravatorano:

fa nanomboka oviana indray zany hoe nanana rahalahy sy anabavy i Jesosy kle ?
zao zany vao reko hahahahaha
sa ilay film mandeha v zany razandry ?

Ao amin'ny baiboly io,rehefa teraka izy dia nanambady amin'izay Josefa sy Maria ary dia niteraka.Ireo zanany ireo koa no lasa nanaradia ny nataony rehefa maty izy.

59. ikaretsaka ( 12/03/2007 04:28)
tsipony hoe ry niryna hojerena tokoa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2738