La gloire de Vierge Marie

21. sonwin ( 27/02/2007 08:55)
hoy i xxx:

Amiko dia zavatra logique be ilay izy. Taiza moa i Jesoa no tonga nofo sy ra ? Tao ankibon'i Maria. Nisy ran'i Jesoa nalatsaka ho ahy ve raha nanda izany i Maria ? Tsy haiko, ny hany haiko dia tsy nanda izy. Nanaiky izy, ary tao aminy no tonga nofo i Jesoa mba hahatanteraka ny famonjena ahy. Dia tsy ho menatra ve aho hitono-tena hoe nandatsahan'i Jesoa ny rany, nefa ilay renin'i Jesoa nanome ra sy nofo azy aza hodradraiko fa hitoeran'ny fahalotoana ary mitovy amin'ny vehivavy rehetra fantatro ihany. Andriamanitra mihitsy no efa tsy nampitovy an'i Maria amin'ny vehivavy hafa rehetra ! "Nanomana vehivavy iray mendrika ho renin'ny Zanany Andriamanitra, dia i Maria". Tsy azontsika lavina ary tsy azontsika foanana izany.

hoy i sw : okay!8)
22. Fiffi ( 27/02/2007 09:11)
majesty:

Vierge Marie ??? efa hoe Maria tsy vierge zany intsony fa i Jesosy aza anie manana rahalahy sy anabavy iray tampo e!:?
Jesoa naterak'i Maria virjiny.......


23. ikaretsaka ( 27/02/2007 16:34)
xxx:

ikaretsaka> tsy hoe rehefa betsaka ny mankany dia lasa iny no reference...




fa matoa io misy dia ao raha..
ny Ntaolo aza manao hoe ny hitsikitsika tsy mandihy fotsana fa ao raha!
24. ikaretsaka ( 27/02/2007 16:36)
Mandefitra:

Personne n'aura part aux mérites du sang que je répands, si ce n'est par l'intercession de ma Mère

Raha Jesosy tokoa ilay Mpamomjy inoanareo,de Izy no efa niteny hoe "Izaho no Lalana ..., tsy mankany @ Ray afa-tsy @ alalako"
Tsy mahatsiaro tena hoe nivily lalana ve nareo raha mandray lalankafa hahazoana famonjena ankoatr'i Kristy?

ka i Jesoa anie no lalana fa i Maria no saofera e! zay le izy! sao afangaronareo!


25. ikaretsaka ( 27/02/2007 16:40)
LazaDaddy:

olona amina million isan-taona koa no mankany @ vehivavy janga...sa mitovy ihany izany? oops!

io indray ilay "mampitovy ny vary @ fary"!
dia vehivavy janga koa izany ny renin'andriamanitra? iny indray no tsy hitako..re oups!


26. dailynews ( 27/02/2007 18:14)
ny titre-ny no nojereko tao @ ilay rohy hoe:Que l'intercession de Marie nous est nécessaire pour nous sauver

ny olana ny @ io dia maria dia vehivavy manana ny maha izy azy tokoa tao @ baiboly tahaka andry abrahama, paoly, jaona, elia sns..... saingy ny olana dia olombelona ihany izy fa tsy Atra na dia reny aranofo n i Jesoa aza. noho izany tsy tokony hanoa ny asa tahaka an i Jesoa izy @ fanaovana intercession ho antsika.

ny manao intercession ho antsika dia i Jesoa fa tsy maria raha ny voalazan ny baiboly no jerena.

27. fijo ( 27/02/2007 22:21)
mifanaraha aloha ianreo mpino fa aza mifanaritsaka toa io.
izany maria virjiny izany resaka taigina izany.
28. cutie ( 27/02/2007 23:55)
:-D:-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 28/02/2007 03:08)
ko efa hoe i jesoa no lalana fa i maria no saofera ko ianona ko!:roll:
30. LazaDaddy ( 28/02/2007 04:32)
avelao iraretsaka hisafidy ho "taingenan'i maria" rehefa izay no tiany =))

31. majesty ( 28/02/2007 05:01)
ra fijo zany dia miandry kendry tohina fotsiny an :D

hoy ravatorano:

fa nanomboka oviana indray zany hoe nanana rahalahy sy anabavy i Jesosy kle ?
zao zany vao reko hahahahaha
sa ilay film mandeha v zany razandry ?


mitady ho taraiky enao zany razoky fa vakio haingana aloha ny filazan-tsaran-dry masindahy marka sy ry lioka sy ry Jaona sy ry Matio fa voalaza ao izany an,mba manao devoara à la maison kely enao aloha androany alina mamaky an'ireo fa aza mi-tchat mintsy klou :D
32. Rasiligaoma ( 28/02/2007 05:33)
LazaDaddy:

avelao iraretsaka hisafidy ho "taingenan'i maria" rehefa izay no tiany =))




aza mifananihany sy mifanompa ohatran'izao kosa fa tsy mbola nisy nifampitaingina izany kosa raha resa-pinoana no atao e..

rehefa tsy mino ianao dia lazao fotsiny ny antony tsy inoanao dia ampy fa aza manao bpasphemie sao hotsaraina @ izany!... fa tsy nisy nanao kosa tao ary tsy nisy nanao anao ny hoe notaingenan'i paoly koa ny anabavinao na ny reninao na ny cousine nao!
mazava
33. fijo ( 28/02/2007 06:18)
majesty an,ka izay no itako aloha ko.hi hi hii
ravato an,tara be marina i zoky izany an.....i jesosy anie zaza zanaka tamina sipa taloha e,fa ry zaka sy ny anabaviny (raha tsy diso aho dia saraha sa farah) no anaran'ny anabaviny,satria misy fikarohan amantsy izao fa nony voaheloka i lery dia nankaty amin'ny faritry mediterane io anabaviny io.ka toa "voalaza fa teto marseille".mbola misy manao io fikarohan aio izao.
rasiligaoma an,mino ny fisian'nadriamanitra i laza,saingy mametrapanontanian aihany izy fa tsy hoe mino dia matory.ary itako hoe marina be ny azy
34. Rasiligaoma ( 28/02/2007 06:24)
@ teny jiosy dia mitovy ny dikan'ny hoe rahavavy sy cousine
35. fijo ( 28/02/2007 06:33)
vao miha sarotra ny resaka raha izany rasily an.
36. Rasiligaoma ( 28/02/2007 06:45)
dia pli enao ramode te handalina..pli le izy miha lalina..
37. tywa68 ( 28/02/2007 08:12)
Rasiligaoma:

dia pli enao ramode te handalina..pli le izy miha lalina..

:-D:-D:-D

38. xxx ( 28/02/2007 14:42)

Trop be izany ilay comparaison ataon'i LazaDaddy !!! sahala @ olona tsy mba natera-behivavy !!!
39. Fiffi ( 28/02/2007 14:46)
LazaDaddy:
avelao iraretsaka hisafidy ho "taingenan'i maria" rehefa izay no tiany =))
mba hasio fanajana fa tsy lasa kosa zao eh !


40. ikaretsaka ( 28/02/2007 14:54)
nivoaka t@ vato aman-kazo kosa angamba izy raha izany e..
bpalphemy kosa izany!:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646