Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...

61. niryna ( 27/02/2007 07:28)
Ary toe efa nisy fitrandrahana solitany nataon'ny japanese sa ny korean tany amintsika taloha ary lany volabe ny fanjakana kanefa toa tsy nisy fa donan-tsetroka fotsiny:roll:.Enga anie ka mba hamokatra amin'ity indray mandeha ity.
62. fijo ( 27/02/2007 21:33)
tandremo,ny fananana sy fitrandrahana solika tsy midika fa hanankarena ny firenena.jereo tsara ny mlisy ao afrika ao.
63. Fiffi ( 28/02/2007 11:26)
fijo: fa ahoana akia ?
64. cutie ( 28/02/2007 21:37)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-02-2007 22:33:01
Lohateny : Re : Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...
tandremo,ny fananana sy fitrandrahana solika tsy midika fa hanankarena ny firenena.jereo tsara ny mlisy ao afrika ao.

marina zany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078