Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...

41. melody ( 26/02/2007 20:27)
vou indray nareo any izany kou! Iny ary ny masoandro e:-D
http://images.google.co.uk/imgres?imgurl=http://www.birthwithlove.com/User/artofbirthing/Images/a%2520sunny%2520day.jpg&imgrefurl=http://www.birthpartners.com/Search/Listing.aspx%3FS%3DMW/1/42/bend/50/740&h=576&w=384&sz=38&hl=en&start=27&tbnid=v919U3926EdWvM:&tbnh=134&tbnw=89&prev=/images%3Fq%3Dsunny%2Bday%26start%3D20%26gbv%3D2%26ndsp%3D20%26svnum%3D10%26hl%3Den%26sa%3DN
42. melody ( 26/02/2007 20:29)
diso ilay izy, zavatra hafo no vokitika - bon, ilay kibo izany no masoandro e, hihihihihi
43. cutie ( 26/02/2007 20:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
ie
44. melody ( 26/02/2007 20:34)
tena =)) zà nijery ilay izy, andrekaiko:-D:-D
45. Stretch ( 26/02/2007 20:39)
:-D
tsy mamay kosa ny masandro any am dry melody.
fa sady tsara jerena fa tsy makarary maso :-D
46. melody ( 26/02/2007 20:43)
izany mintsy ka, tsy mila solomaso contre soleil izany intsony fa malefaka be ilay masoandro sady mafana no bory2:-D:-D
47. cutie ( 26/02/2007 20:46)
nareo reto
=))=))=))=))=))=))
48. ratonga ( 26/02/2007 20:57)
mety azo tsapai-tanana zany ny masoandron'i melody sady tsy mandoro:-D:-D:-D
49. cutie ( 26/02/2007 20:59)
i ratonga nga vononoa :-D:-D:-D:-D
50. xxx ( 26/02/2007 21:49)
tssss! toa resa-jaza ny ato izany fa aleo miala klè!!
51. Fiffi ( 26/02/2007 22:00)
:roll:
52. melody ( 26/02/2007 22:21)
i ratonga nga vononoa

vonona ve hono i ratonga hitsapa raha mamay na tsia hoy i cutie?=))
53. cutie ( 26/02/2007 22:23)
lasa aiza aza izy teo :-D:-D:-D:-D
54. melody ( 26/02/2007 22:28)
lasa natory ngambany fa mamay lotra ilay sujet:-D:-D:-D

fiffi: fa naninona kay?
55. cutie ( 26/02/2007 22:30)
Mpandefa : melody [ Valio ] 26-02-2007 23:28:54
Lohateny : Re : Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...
lasa natory ngambany fa mamay lotra ilay sujet

nitady toerana tsy misy masoandro ngamba :-D:-D:-D
56. melody ( 26/02/2007 22:33)
mety zany tokoa, avelao ary izy hatory e fa tonga eo fona izy rehefa lasa ny masoandro:)
57. cutie ( 26/02/2007 22:35)
ie
irariana :lol::lol::lol::lol:
58. melody ( 26/02/2007 22:41)
irariana inona?:wink:
59. cutie ( 26/02/2007 22:43)
ho avy i ratonga ka hihihi
za manko efa hipa koa :lol::lol::lol:
60. melody ( 26/02/2007 22:44)
ok :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01