Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...
22. Samoana
(
25/02/2007 16:53)
Aleo ihany ronono no trandrahina misimisy fa iny azo antoka fa maha-botabotra vahoaka e :miam:!
Ny solitany izany anie ka sady mandoto rivotra no sady miteraka ady lava e :-w!
Ny solitany izany anie ka sady mandoto rivotra no sady miteraka ady lava e :-w!
23. cutie
(
25/02/2007 21:06)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 25-02-2007 15:12:37
Lohateny : Re : Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...
Enga tokoa anie ! !
fa sao de lasa ôtran'ny safira eo ko
le gasy miosona fotaka mangady lay lavaka
hahita an'lay vato fotsony zara angamba
raha mahazo vola kely vidiny zay vato hita ao
Fa ny vahiny manondrana no voky aloha ery
ambony seza.
tsy maintsy we ohtr'zay ihany :lol:
24. melody
(
25/02/2007 22:26)
Aleo ihany ronono no trandrahina misimisy fa iny azo antoka fa maha-botabotra vahoaka e !
ka na betsaka aza ny ronono ry samoana, rehefa tsy misy ny vola ho botabota sa ahia?:wink:
Ny solitany izany anie ka sady mandoto rivotra no sady miteraka ady lava e !
hisy fôna ny ady na tsy misy solitany aza kou, hisy fôna ny antony hiadina - izany no atao hoe lalam-piainana:)
25. cutie
(
25/02/2007 22:32)
hisy fôna ny ady na tsy misy solitany aza kou, hisy fôna ny antony hiadina - izany no atao hoe lalam-piainana
raha any dago no resahina ka :lol:
26. Fiffi
(
26/02/2007 09:01)
raha vao resaka solika aloha de tsy maintsy hisy foana ny disadisa eh ! fa tsy hiriana akory zany saingy.....
27. melody
(
26/02/2007 14:42)
cutie: ka ny any dago mintsy no resahina kou:wink:
mbola tsy henondry ange ireo miady seza ireo klé, izany ary mbola tsy misy solika miakatra akory:lol:
mbola tsy henondry ange ireo miady seza ireo klé, izany ary mbola tsy misy solika miakatra akory:lol:
35. melody
(
26/02/2007 19:54)
cutie ntsô, eny ary e, tsy mafy fo akia indry a, mitsiky @ izay:lol::lol: sa crocodile tears ny andry io?:-D
36. cutie
(
26/02/2007 19:56)
:-D:-D:-D:-D
tsy manaiky za raha tsy mahazo bizz alou :cry::cry::cry::cry:
tsy manaiky za raha tsy mahazo bizz alou :cry::cry::cry::cry:
37. melody
(
26/02/2007 20:01)
firy no omenandry aloha? iny ary aloha f'aza midongy an:-*:-*:-*:-*:-* ampy?:-D:-D:-D
