Annif xxx

1. simplex ( 19/02/2007 13:46)
D tsy hay tsony fa be loatra ny annif an'le namana iray zay e.

Hoan'le namana mahatsapa tena, somambisamby :P8)8)

Bon annif :-*:-* na koa bon non annif :°) :-*:-*
mirary soa foana ;-) :-*:-*


!kiss
novalian'i xxx ny 10/04/2007 07:53
2. xxx ( 19/02/2007 14:19)
simplex: merci fa tena faly be za nahatsiaro njy,
de andefaso le hira tiako rehetra ireny zany za ko :-*:-*
3. simplex ( 19/02/2007 14:33)
;-)

mandihy tsara aloha
8)8)
4. Fiffi ( 19/02/2007 14:34)
iza le xxx kosa fa aiza ve de hiarahaba olona miafina zany ? :roll:
5. simplex ( 19/02/2007 14:41)

Fiffi,
tonga d alefaso le gateau sy le manjelanjelatra aloha fa tsy maintsy mitonona anarana eo izy ra va hontsa ny fony faly be eee ^:^;-)

6. Fiffi ( 19/02/2007 14:47)
simplex: heu....hasio indice aloha hihihihih
7. simplex ( 19/02/2007 14:51)
okay, tonga d teneniko anao doly ny zavatra fantako:

* vevavy izy,
* tsy lelah izy,
* androany ny annif-ny na tsy androany

;-)

misaotra mialoha @ le manjelanjelatra :)
8. Fiffi ( 19/02/2007 15:13)
ka raha tsy lhl ve moa tsy ho vhv ? :-D:-D:-D
ao fa hokarakaraiko ny gatô eh ! ho avy tsy ho ela...
9. simplex ( 19/02/2007 15:23)
:D:D:D
weeeeeeeeeeeeeeee merci Fiffi :-*:-*
10. xxx ( 19/02/2007 15:31)
hahazo gateau hono za misaotra mialoha Fiffi
simplex: tsara be ny cadeaux an sady hira no dedicace :D tsy hitako ny havaly azy fa merci merci merci de :-*
11. xxx ( 19/02/2007 15:40)
misaotra anao koa ry simplex: fa nahatsiaro ny annif enao....zany ka tena oul tsy manadino ny namana mihintsy.....misaotra misaotra misaotra ry simplex^:^^:^:-*:-*:*
12. xxx ( 19/02/2007 15:49)
i ftma zao io :wink: ry simplex e
13. Fiffi ( 19/02/2007 15:50)
hummm.......zay fa fantatro hie iza i xxx an ! de maninona nefa no tsy lazaina ? zany moh ry F...ô ? :)

14. Samoana ( 19/02/2007 15:55)
aza mitsinjaka loatra miaraka @ 'hazolahy " njy fa asivo ambiny iarahana any @ jaojoby an.
Bônanif retsy de misaotra nikarakara hatrany ny fahasalamako a:wink::-*
15. ftma ( 19/02/2007 16:01)
fiffi: ka simplex nanomboka le xxx de mba nataoko xxx ko merci t@ le gateau fa tsara be
Samoana: androany mahazo mitsinjaka fa mbola misy 1 volana akana aina ko :wink: dia efa any @ Jaojoby izany ny fotoana e
simplex :-*
xxx ko mamoaka ps eo lasa tsy surprise le izy :D
16. simplex ( 19/02/2007 16:02)
kiiiiiiii be loatra le xxx nefa zay mba nahazo :* tsssssssssss :twisted::°)8)8)

misaotra @ le tena manjelatra Fiffi an :-*
17. Fiffi ( 19/02/2007 16:04)
simplex: ndry ange tsy mahay manafina eh ! tondé fantatray hoe iza le xxx an ! :-D:-D tandremo sao de :oops: ao an ! :-D:-D:-D
ftma: de rien fa ho tahian'Andriamanitra
18. ftma ( 19/02/2007 16:09)
simplex: hihihihi tsy za no nanome :* ny ahy :-*
fiffi: isika rehetra samy ho tahiany
19. simplex ( 19/02/2007 16:13)
ftma: za nga nanotany :b:b
tena =((=(( be mintsy za :°)
aleo mody asiana :-*:-* na d mi-:evil: any antsaina aza :roll:8)8)
20. Fiffi ( 19/02/2007 16:39)
simplex: ndryyyyyyyy :-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2863