Annif xxx

41. mignone ( 20/02/2007 10:54)
:-D:b
42. nikopol ( 20/02/2007 10:55)
mbola ela ny verseran'i mimi koa :-D
43. ftma ( 20/02/2007 11:26)
Lanto: tena mahay misioka njy ka
Mbaliana: tsy masiso izany raha ao anaty congél ko
cutie: aza atao tara fa sao tratry ny anniv manaraka:wink:
Misaotra ny rehetra nahatsiaro fa tena nahafinaritra iny anniversaire-ko virtuel iny an
:-* manokana simplex :wink:
44. kelly13 ( 20/02/2007 11:50)
hay v anniverseranjy le izy ry ftma e? hihihi bon annif njy d mahatratrà ny ela indrindra d ho salama mandrakizay d pleins de bonheur d plein de bisous kou ankia aaaa!!!
45. ftma ( 20/02/2007 11:56)
kelly13: hihihihi mba nataon'i simplex akamatatra fa nisy nahalala ihany e
Misaotra akia fa tena mahafinaritra nareo an na namana virtuel aza mahafaly tokoa ny fifandraisana :-*
46. kala ( 20/02/2007 11:58)
bon annif izay nanana annif t@ omaly sy ny anio.:-* :-* :-* :-*
fiffi > masaka be le izy akia. tena mi dance mihitsy zà ato :-$ :-*

mahafinaritra ê!

ndao asiana fotoana hanaovana décoration n'i fiffi @ fampirevena gatô ê!

47. simplex ( 20/02/2007 12:52)
refa misy fety d misy hoe decoration label Fiffi hehe :@:@

ftma :-*:-* vola omena ra misy wa :°);-)
48. cutie ( 20/02/2007 16:20)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 20-02-2007 10:59:10
Lohateny : Re : Annif xxx
ho asiso ao zany gateau zany .. na dia any anaty refrigeratera aza

:-D:-D:-D:-D
de @anif manarka njay no hohanina e :-D
49. cutie ( 20/02/2007 16:21)
cutie: aza atao tara fa sao tratry ny anniv manaraka

zay mitsy ny tetiko ka :-D:-D:-D
50. ftma ( 20/02/2007 17:16)
simplex: efa hoe ataonjy inona vola ko?
cutie: aleo tsy tehirizina izany ko miandry ny @ manaraka indray
51. cutie ( 20/02/2007 17:17)
cutie: aleo tsy tehirizina izany ko miandry ny @ manaraka indray

miam be nga le gateau hihiihihihi
tapero aza e , de tsarovy za hihihihihi
52. mbaliana ( 20/02/2007 19:27)
ftma> ts masiso fa lasa maina kay moa.. tena aleo marina miandry ny amin'ny manaraka ka....
53. Stretch ( 22/02/2007 12:36)
54. wooda ( 22/02/2007 23:59)
SAO DE TARA ZA?

Joyeuse Anniversaire, joyeuse anniversaire ftma tous mes voueux de bohneurs et de mbola mitohy fa mety tsy antonona eto:-D:-D

Azafady aloha eh! mbola manavao ny aty fa maro loatra ireo toerana naleha ka mbola tsy nijery firy le en détails :wink:
Bise be dia be aloha eh! le kdo efa nalefako any! maromaro ihany izy ato fa tsy omby le adresse e-mail!

Joyeuse Anniversaire, joyeuse anniversaire ftma
:cry: za aty fa tsy nahita an'izany gâteau izany!
tena tara marina!
55. ftma ( 27/02/2007 23:37)
wooda: :-D efa tara be fa na izany aza misaotra betsaka de :-* mbola misy gâteau congélé (anjaran'i cutie) ao raha hihinana
56. xxx ( 10/04/2007 07:52)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/8.gif[/IMG]
57. xxx ( 10/04/2007 07:53)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/ceserafille1hw8.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866