Annif xxx

21. ftma ( 19/02/2007 17:08)
simplex: :-D ntsoooo :-*
22. simplex ( 19/02/2007 17:37)
:D:D
vola omena ra misy :°);-)8)8)
23. Fiffi ( 19/02/2007 17:56)
atao inona ? :roll:
24. Fiffi ( 19/02/2007 17:57)
efa ireo ny gatô bdb !:)
25. andry08 ( 19/02/2007 18:21)
Bon anniversaire i ftma, ho tahian'andriamanitra!:-*
26. fasaly ( 19/02/2007 18:51)
bonnanif i ftma ! manaova fety manja be anio de aza adino ny gatôko an!:-*:-*:-*:-*:-*
27. ftma ( 19/02/2007 19:05)
simplex: atao inona le vola?
andry08 misaotra betsaka
Fasaly: efa miandry ato ny anjara gateau njy fa tongava aingana
28. booboo ( 19/02/2007 19:19)
Ftma > manao be resaka @ copains copines ao ndray angaha oun enao no tsy mety mandray tel ouz i PirenohoMbaliana ? hihihihihihihihi. Joyeux anniversaire dia mirary soa boooooobaka beeeeeeee mihitsy zahay :-*:-*
29. Ralay ( 19/02/2007 19:24)
Bon annif akia njy ry ftma dia ho tratrin'ny taona mitsingerina foana. :-* zah tsy mihinana gato fa sambos ihany an :lol:
30. cutie ( 19/02/2007 19:38)
bon anif koa akia njy ry Fa a
De aza adino ny gateau-ko:-*:-*:-*:-*:-*
31. mbaliana ( 19/02/2007 19:43)
bonne annif ftma ... dia aiza ny invitasi0 :-*:-*:-*:-*
32. ftma ( 19/02/2007 20:08)
Misaotra anareo rehetra nahatsiaro e
Booboo: efa hoe za tsy nanao fety ko ataovy mamerina miantso fixe izy :wink:
cutie: efa ataoko ao anaty congel de anjara gateau njy
mbaliana: za niandry hoe ho inviter njy ko
Ralay: za indray ve no anao sambos tssssss mba hanatero

33. cutie ( 19/02/2007 20:10)
cutie: efa ataoko ao anaty congel de anjara gateau njy

hihihihihi
tandremo sao de lany tampoka eo aza:-D
34. tywa68 ( 19/02/2007 20:12)
saika tara aho marina ! mirary soa ry ftma a ! bizzz
35. ftma ( 19/02/2007 20:15)
tywa68: hihihihi efa nisy solontena njy ka "iray" anie nareo e :wink: merci
cutie: hihihihi efa ao ka tongava aingana
36. mbaliana ( 19/02/2007 21:51)
fa> ihihiih za koa nianjy tany aminjy koa
37. cutie ( 19/02/2007 22:50)
cutie: hihihihi efa ao ka tongava aingana

teherizo tsara ao aloha hihihihii
38. mbaliana ( 20/02/2007 09:59)
ho asiso ao zany gateau zany .. na dia any anaty refrigeratera aza :-D:-D:-D:-D:-D
39. lanto ( 20/02/2007 10:17)
Fa> dia mbola hamafisiko eto le sioka omaly e
:-*
40. xxx ( 20/02/2007 10:30)
bon annif kou mignone e :oops: :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493