iza moa jesosy?
41. majesty
(
21/02/2007 11:39)
Mahereza less ra fijo fa tsy maintsy mbola ho hitan'ise ihany ny tena fahamarinana indray andro any ,ary mino an'izany aho :D
42. prime
(
21/02/2007 16:07)
fijo anie mahafantatra ihany an'izany lazaina rehetra izany fa te-hahafantatra lalindalina kokoa izy e... sa ts'izany?
43. eritra
(
21/02/2007 19:19)
Hesha < Zay le fitaka ataon' ny Satana amin'ny olona
fa tsy marina izany fa izay mino an'i Kristy ihany no voavonjy ary ao aminy ihany no isy ny fiainana mandrakizay Jao1/12

44. fijo
(
21/02/2007 23:23)
hesha,za anie tsy mino ,fa tsy milaza hoe tia manao ny ratsy e.ny fanaovana ny soa tsy mila finoana izany fa ao antsaina io.
io XXXX io izao manenjika ahy no ataony raharaha.azy ny azy,tsy fandresendahatra no ataony fa henjika,ka tsy olana amiko izany.ianareo mpino aza io mahita fa toa zavatra hafa sy fihetsika manahirana no asehony.izay anie le mpino e.mino aho.ie raha manaiky ahy enao dia namako,fa vao misy manohitra dia miala any ny ompa sy ny henjika rehetra.satria tsy zatra toherina,sady tsy sahy miseo masoandro.asa raha izany no hery aminareo.

45. soanja
(
22/02/2007 06:51)
fijo:
raha zohina ny tantarany dia olondratsy izy.
-zanakandriamanitra.
izay no lazaina.nefa raha dinihana,dia loza be,fa tamin'izany andro izany anie ka tena fahotana mahafaty ny hoe vehivavy bevohoka tsy manambady izany e.mety hiafara amin'ny famonoana io.hatramin'izao aza mbola misy izany any amin'ny tany nisy azy.
i maria anefa dia bevohoka tsy nanambady.ary soa fa nisy josefa nanaiky ny hanambady azy,sy niantoka ny vohoka,fa raha tsy izay dia tys nisy i lery.
Ka le izy tokoa anie ry Fijo de "hippie" lery tamin'ny andro niainany e. Zany hoe tsy nanaraka ny zavatra notakian'i fiaraha monina taminy. Ary marina izany, sekta no niantsoana ny fiangonana notarihiny. Izay akory anefa tsy midika hoe izy no "Olon-dratsy" fa hafa no notoriany ary hafa no nanjaka tamin'izany. Ka raha tsy izay ve niafara tamin'ny fandatsahana ny rany mihitsy teo ambony hazo fijaliana.
Mahery izy ary manjaka kosa ny hafany mandrakizay. Misaotra amin'ny hevitrao. Soanja
46. Salut
(
22/02/2007 11:15)
Fijo: Iza no ratsy ilay tontolo tsy nahazaka ny marina ka namono nahafaty an'i Jesoa, sa Jesoa ilay nanaiky ho SORONA hampalala ny tena MARINA?
Vakio ny tantara sy ny asan'i Jesoa teto an-tany dia mba lazao eto izay hitanao fa mendrika ny hanamelohana azy.
Misaotra

47. fijo
(
22/02/2007 23:45)
soanja ,misaotra e.
salut,le miresaka aminao manahirana ,satria ny ana finoa tsy misy hevitra fa finoana be fotsiny.
io baiboly vakianao io tsy misy soratra ao anatiny ao hoe efa nangery jesosy.mino ve enao fa tsy nanao izany izy??????
nahoana ny olona iray no voaheloka eo amin'ny fiarahamonina iray???satria nanao ny tsy mifanaraka amin'io fiarahamonina io izy.izay dia fahotana.ary heloka koa.

48. prime
(
23/02/2007 06:53)
soanja> :-D...=D=D
salut> =D
fijo> hono tokoa hoy aho, fa inona ilay atao manota izany?:lol:... fandikàna fiarahamonina sy ny lalànan'ny fiarahamonina ve? raha izany mantsy dia mitohy ny fanontaniako hoe, taiza ho aiza na tamin'ny fotoana ahoana Kristy no nandika ny lalànan'ny fiarahamonina?... fa ny voasoratra dia tsy misy manambara izany... na i Pilato Pontio aza nanasa tanana ary niaiky fa tsy nanana heloka i Kristy...
Sady tsy nanana heloka t@ fivavahana jiosy Izy no tsy nanana heloka t@ fanjakàna Rômana... ka taiza ho aiza Izy no lazaina hoe nandika ny lalànan'ny fiarahamonina?...

49. fijo
(
24/02/2007 00:11)
prime,tsy heloka ve ny filazana fa enao no mpanjaka,nefa misy mpitondra eo?????
tsy heloka ve ny mandrava ny tsena tao ampiangonana,nefa ny fiarahamonina nanaiky izany.??
tsy heloka ve ny filazana fa enao no zanakandriamanitra,nefa ny rehetra"fiarahamonia"tsy manaiky izany?????
raha tsy heloka ireo dia mba handramo ao amin'ny fiarahamonina misy anareo ary.dia ho hitantsika eo ny vokany.

50. piste
(
24/02/2007 13:50)
Ho an'i Fijo izany dia ny fiaraha-monina no andriamanitra. Ka inona izany fa dia miverina amin-dry Marx sy Lénine indray anie izany.
Izay fijery izay anefa dia mahatonga antsika ho lasa conformiste fotsiny. Tsy sahy manameloka na miady @ tsy rariny misy eo @ fiaraha-monina.
Ary hafa koa anie izany famakinao ny Baiboly izany é : Mpanjaka aho hoy Jesoa fa tsy @ izao tontolo izao ny Fanjakako( tsy pouvoir temporel izany). Tsy mitetika ny hisongona na haka fahefana eo anatrehan'i Pilaty velively izany Izy. Na iry farany aza tsy nanameloka azy fa nilaza fotsin fa olona mirediredy Izy.
Raha nandrava tsena teo an-tempoly i Jesoa dia nanonona référence biblika izy raha namaky tsara ianao : " efa voasoratra fa ny tranon'ny Raiko(Andriamanitra) dia natao ivavahana fa tsy fierenan'ny jiolahy". Olona mpino avokoa ireo naheno izany. Ary na @ saina tsy miangatra aza dia tsy mety kosa izany manao busness eo @ tokotanim-piangonana izany.
Farany dia ny marina dia tsy maintsy lazaina na hanaiky na tsy hanaiky ny fiaraha-monina. I Kristy dia Zanak'Andriamanitra marina. Raha tsy hino izany ianao dia mba jereo ihany ny asany sy izay manaraka azy. 2000 taona izay nefa mbola tsy foana ihany ny Fiangonana. Nefa maromaro ihany izay fanenjehana natao azy izay.
Ka hoy aho, ny Malagasy dia @ ankapobeny dia mino an'Andriamanitra. Ary par intuition io satria talohan'ny nahatongavan'ny fivavahana kristianina dia efa nino izany ireo razantsika ka izay no nahamora ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly taty amintsika. Ka mahagaga ahy ihany ry zalahy sasany rehefa tonga aty an-dafy lasa mivadika. Satria ny laicisme indray no malaza @ fiaraha-monina aty Europa.
Ny hiafarany dia na asain'ny fiaraha-monina hihinana ny tsy fihinany rangahy dia hanao izany satria izay hoy ny fiaraha-monina.
Aza mba mahavoa marina

51. fijo
(
27/02/2007 23:07)
nahoan no mbolamisy ny vokatra any ampiangonana???tsy varotra ngaha izany????
tranon'ny raiko?????fa izamarina no rainy????izy aza tsy mahalala izay tena rainy

52. piste
(
27/02/2007 23:36)
Ny olana dia rangahy tsy informé @ resaka Baiboly dia miteniteny foana. Ka tsy à la hauteur rangahy no tena marina. Tsy manery an-drangahy hino na tsy hino aho fa mianara-tsara aloha vao miteny, ary mandiniha tsara vao miresaka. Dia tsy hain-drangahy ve ny mahasamy hafa ny vokatra sy ny busness.
Dia voatery hazavaina eto ve izany vao hazava aminareo.Ohatry mampiharihary havendranana anie izany é. Ary tsy nisy vokatra atao mandritry ny vavaka izany é. Ary ny esprit hitondrana azy dia tsy mitovy @ busness mihitsy. Na samy varotra ireo dia iray natao hanatsarana ny fiainam-piangonana, fa ny bizna dia intéret personnel sy ny halatra no betsaka ao.

53. fijo
(
28/02/2007 06:29)
ny vokatra dia misy zavatra amidy ary natao ahazoana vola.
dia mba lazao ahy hoe inona no atao hoe busness????

54. piste
(
28/02/2007 12:55)
tsy ampianatra resa-barotra anao no atao eto fa manontania olona hafa any raha tsy hay, na mamakia boky, jereo eny @ internet fa rangahy toa mpikirakira an'izy ity ihany.
55. fijo
(
28/02/2007 23:17)
ka mba nareo namana eto no hilako valiny ko.sa matahotra sao hitovy ny zavatra lazaiko ny valiny????
56. soanja
(
01/03/2007 02:56)
fijo:
raha zohina ny tantarany dia olondratsy izy.
-zanakandriamanitra.
izay no lazaina.nefa raha dinihana,dia loza be,fa tamin'izany andro izany anie ka tena fahotana mahafaty ny hoe vehivavy bevohoka tsy manambady izany e.mety hiafara amin'ny famonoana io.hatramin'izao aza mbola misy izany any amin'ny tany nisy azy.
i maria anefa dia bevohoka tsy nanambady.ary soa fa nisy josefa nanaiky ny hanambady azy,sy niantoka ny vohoka,fa raha tsy izay dia tys nisy i lery.
Enga nie kosa tsy hankahala an'i Jesoa i Fijo a. Raha izay mantsy de malahelo be zah. Satria io le Andriamanitro. Tsy voatery hino azy anefa ianao an.
57. fijo
(
01/03/2007 05:31)
za tsy mankahala olona tsy mnbola niresaka tamiko akory ka.fa mampita eto fotsiny ny zavatra tsikaritro momba azy.
58. linarako2
(
03/03/2007 01:54)
[quote=soanja]
[quote=fijo]
Io koa fa nisy fanin'enina nahatsapa fa mpakahala an'i Jesosy tompokolahy fijo.Ny tena mampalahelo azy satria aho nanaraka foana ka tsy tantiko intsony dia ny fiantsiana ady nataon'izy rehetra ireo olona mpanara-dia an'i Jesosy.Tsy ilay olona mihitsy no tsy tiany fa Jesosy
[quote=fijo]
Enga nie kosa tsy hankahala an'i Jesoa i Fijo a. Raha izay mantsy de malahelo be zah. Satria io le Andriamanitro. Tsy voatery hino azy anefa ianao an.
Io koa fa nisy fanin'enina nahatsapa fa mpakahala an'i Jesosy tompokolahy fijo.Ny tena mampalahelo azy satria aho nanaraka foana ka tsy tantiko intsony dia ny fiantsiana ady nataon'izy rehetra ireo olona mpanara-dia an'i Jesosy.Tsy ilay olona mihitsy no tsy tiany fa Jesosy
59. fijo
(
03/03/2007 05:53)
Ny tena mampalahelo azy satria aho nanaraka foana ka tsy tantiko intsony dia ny fiantsiana ady nataon'izy rehetra ireo olona mpanara-dia an'i Jesosy.Tsy ilay olona mihitsy no tsy tiany
omeo profo hoe taiza no efa nisy nihantsy ady teto,ankoatra io ataonao io?????
soanja,za tsy mankahala an'i jesosy fa milaza ny momba azy fotsiny

60. niryna
(
12/03/2007 03:16)
majesty:
Mahereza less ra fijo fa tsy maintsy mbola ho hitan'ise ihany ny tena fahamarinana indray andro any ,ary mino an'izany aho :D
Hoy ilay hoe:Izany mihitsy e.Aza mifanaratsy e aza mifanaratsy,fa samy zanaky ny iray anie ka aoka tsy hifanaratsy.Misaotra nampahery azy majesty a