iza moa jesosy?

21. fijo ( 16/02/2007 06:02)
ary nahoan amo ano hinoana izay voalza na dia tsy misy porofo aza??????
za izao ato milaza fa virja,mikiakia daholo ny rehetra tsy mino,nefa olona bevohoka ary niteraka no lazaina fa virja dia ouii ouiii daholo.
amin'izao fotoana izao,nareo mihazakazaka manameloka raha vao misy mandika lalana?????nahoana izy nandika ny lalana nisy tamin'ny androny no lazaina fa manao ny marina??????????
ny sekta izao henjehan aatao haza lambo?????nahoana nefa izy izay namorona ny sekta no deraina???????
lazaina aho fa manao fijery satanika????misy ve nefa izany satana izany???????toa an'andriamanitra io,ny saina no mamorona azy.
ary tsy fitsarana ve no nanameloka azy?????sa misy voaheloka marina indray?????
22. majesty ( 16/02/2007 06:21)
ôtran'ny malahelo be zany i fijo miresaka :D,
Za mino fa efa kristiana enao teo aloha fa nisy anton-javatra izay nampihemotra ny dianao,fa na izany aza korazy foana e "someone is praying for you"
23. fijo ( 16/02/2007 06:25)
noterena ho kristianina aho fony mbola kely.toa anareo rehetra izay noterena hiangona sy hanaraka io finoana io.
sagy za nony lehibe dia nijery ny nampianarina ahy sy ny zavatra misy itako,ka dia nahatsapa fa tsy mitombona ilay fampianarana.sy nampinoana ahy
24. xxx ( 16/02/2007 06:40)
ary nahoan amo ano hinoana izay voalza na dia tsy misy porofo aza??????

izay no mahafinoana azy. hay ve tsy fantatrao izany e :lol:
za izao ato milaza fa virja,mikiakia daholo ny rehetra tsy mino,nefa olona bevohoka ary niteraka no lazaina fa virja dia ouii ouiii daholo.

satria ianao tsy izy. izany ve dia tsy fantatrao ! te ho izy angaha ianao ka hataonay oui toy ny ataonay aminy ? dsl
amin'izao fotoana izao,nareo mihazakazaka manameloka raha vao misy mandika lalana?????nahoana izy nandika ny lalana nisy tamin'ny androny no lazaina fa manao ny marina??????????

ny mpamono olona ve no avela hiriaria amin'izao ? ny mpanolana zaza enim-bolana ? ny mpanodikodina volam-panjakana ? raha fiaraha-monina toy izany no tadiavinareo tsy mino azy ary tianareo ankasitrahanay dia miala tsiny fa izahay tsy maintsy manohitra.
ny sekta izao henjehan aatao haza lambo?????nahoana nefa izy izay namorona ny sekta no deraina???????

miankina amin'ny ataon'ilay sekta kosa angamba izany. Raha ilay antsoiko hoe sekta mantsy dia betsaka na eto amin'ny serasera fotsiny aza. Toa tsy atao hazalambo ry zareo, angamba izy tsy mitarika ny olona hamono tena na toy izany :lol:
lazaina aho fa manao fijery satanika????misy ve nefa izany satana izany???????toa an'andriamanitra io,ny saina no mamorona azy.

ka inona ity mampisendaotra anao raha tena heverinao fa tsy misy i satana sy ny fijery satanika ?
ary tsy fitsarana ve no nanameloka azy?????sa misy voaheloka marina indray?????

manameloka an'iza aloha io ?
25. majesty ( 16/02/2007 06:44)
Marina io voalazan'ise io,izaho koa fony fahazaza dia noterena hivavaka,fa rehefa lehibe nahatsiaro saina dia nanomboka nandalina an'zay fampianarana rehetra misy mikasika ny finoana na ny tsy finoana,(ohatra ny ffkm,ny secta,ny athé,bahaï,ny yoga,hatramin'ny fampianaran'ireo izay mandalina ny siansa,ny franc maçon,ny demonologie...sns)fa tamin'ny fandinihako an'ireo rehetra ireo vao maika nanamafy orina ny finoako fa misy Andriamanitra.
26. xxx ( 16/02/2007 07:25)
fijo:

noterena ho kristianina aho fony mbola kely.toa anareo rehetra izay noterena hiangona sy hanaraka io finoana io.
sagy za nony lehibe dia nijery ny nampianarina ahy sy ny zavatra misy itako,ka dia nahatsapa fa tsy mitombona ilay fampianarana.sy nampinoana ahy

Hay ity olona miady ny mpivavaka ity efa hatrin'ny kely no naningana.Mila hivavahan'ny be sy ny maro tokoa izy.

27. prime ( 16/02/2007 11:27)
xxx> dia mba ivavaho izy ry ise ary a...
28. Fiffi ( 16/02/2007 20:12)
sady tsy hanomezana azy tsiny izany.....
29. Fiffi ( 16/02/2007 20:29)
http://home.nordnet.fr/~phthery/ev/show/01bienve.htm
30. fijo ( 16/02/2007 21:37)
le Xxx eo ambonin'i majesty tsy valina fa toa mirediredy fa tsy mandinika.za no lazainy fa miakatra.hi hihi,izay efa nahita ahy niakatra teto milaza .
io andriamanitra io samy tsy mbola nisy nahita isika.ka mahagaga ahy ianareo mino ,fa manaratsy sy manambany ny tsy mino.samy finoana anefa ny mino sy ny tsy mino.ka nahoanano avy dia diso ny tsy mino?????sa sao dia manokatra nymason'ny mpino ka atahorana???
31. xxx ( 17/02/2007 00:51)

Io lety fa manomboka misavorivory ny lohany a.Efa tsy mino hono dia lasa mino,hay moa mino ny anjely maity sy ny mpanjakan'izao tontolo izao izy ingahy Satana:roll:

32. niryna ( 17/02/2007 07:09)
Hoy xxx

Io lety fa manomboka misavorivory ny lohany
a.Efa tsy mino hono dia lasa mino,hay moa mino ny anjely maity sy ny mpanjakan'izao tontolo izao izy ingahy Satanamessage

Inona indray ity 8O8O
33. lem ( 17/02/2007 13:50)
za lesy tsy mivadika @ finoako anAndriamanitra a! ninoninona lazainlà! elà zany devoly
34. Fiffi ( 18/02/2007 21:24)
xxx:
Io lety fa manomboka misavorivory ny lohany a.Efa tsy mino hono dia lasa mino,hay moa mino ny anjely maity sy ny mpanjakan'izao tontolo izao izy ingahy Satana:roll:
:roll::roll:

35. xxx ( 19/02/2007 17:48)
le Xxx eo ambonin'i majesty tsy valina fa toa mirediredy fa tsy mandinika.za no lazainy fa miakatra.hi hihi,izay efa nahita ahy niakatra teto milaza .
io andriamanitra io samy tsy mbola nisy nahita isika.ka mahagaga ahy ianareo mino ,fa manaratsy sy manambany ny tsy mino.samy finoana anefa ny mino sy ny tsy mino.ka nahoanano avy dia diso ny tsy mino?????sa sao dia manokatra nymason'ny mpino ka atahorana???

Maninona moa raha mitsotra hoe tsy hita ny hamaliana azy e !
Miakatra ve ianao sa tsia ? mampiseho toetra sy hetsi-po betsaka ny fampiasana mari-piatoana (ponctuation) tafahoatra (abus) rehefa an-tsoratra ny fifandraisana ! :wink:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika%2Ftadiavo&tadiavo=1&submitter=fijo&&debut=0 , dinidiniho ao dia ho azonao hoe tena mandinika be izaho rehefa mamaly. :lol:
36. Fiffi ( 19/02/2007 18:23)
sao de tsy mety kosa ny namoahana an'io jereo eto io satria tany @ resak'olondehibe io nefa eto @ fivavahana sy finoana isika an ! :roll::roll:
37. eritra ( 19/02/2007 19:44)
Ny tiako ambara de hoe tsy vao izao no misy ny antikristy fa efa nambaran'ny Tompo fonyIzy teto an-tany io noho izany tsy dia hitako izay hampiakatra sy hzahataitra antsika amin'izany fa vao mainka manamarina fa marina ny tenin'ny Tompo izay inoantsika ary Atra velona Izy fa ho an'i Fijo dia maniry aho fa hiova hevitra ihany ise araka izay hitondran'ny Fanahy Masina an'ise ary dia mankahery koa.
Tsarovy fa tsy misy zv mandalondalo foana fa misy antony avokoa matoa misy izao dinika nataonao izao angamba hapahiratra ny fijerinao
38. prime ( 20/02/2007 10:48)
Jesosy Kristy efa nividy tamin'ny ràny ny otan'ny olona rehetra tsy an-kanavaka...
39. HESHA ( 20/02/2007 14:04)
misy mpiara-miasa amiko izay ato, tena mino ary tena praticante.
Izy nilaza fa na ny tsy mino aza dia ho voavonjy ihany kou any amparany raha toa ka mifanaraka am lalanan'ny mino ihany ny ataony, ohatra hoe tsy mamono ol izy, manao ny marina, manampy ny ory, sns. . . nefa tsy mpino an'Atra.
Ka ra zay no eritreretiko dia za miteny fa tsitako zay ilana vanona eo fa ra samy tokony ho voavonjy tsinn de miady antrano de lasa samy tsy voavonjy
40. prime ( 20/02/2007 15:36)
hesha> Raha izany no mitombina dia matimaty foana Kristy fa ny fanaovana asa soa dia efa mahavoavonjy fa tsy mila ny ràn'ny Zanakondry tsy misy kilema akory...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092