mivavaka

41. fijo ( 16/02/2007 21:55)
ra prime an,misy XXXX romotra be anie io e.izao le vokatry ny fandaniana andro any ampiangnanan ko
42. xxx ( 17/02/2007 00:34)
xxx:

ndeha miverina mianatra !

Ny fianarana dia tsy ho tapitra ary ianao io no tena mila matoa milaza izany,efa samy manana fahalalana ny olona miresaka sy ireo manoro hevitra ary miresaka fivavahana ireo.Tompo o mamela azy fa tsy fantany izay lazainy sy hiadivany ato(l)

43. mbolasoa ( 18/02/2007 14:10)
Amiko ny finoana no mitondra io fivavahana io , raha mivavaka ka mino fa mihaino J K d tena joli.
Nefa indraindray misy zavatra mba tena iriana fa tsy mety azo, impiry isan'andro no tokony mivavaka, inona no ren'ny Tompo kokoa ny miteny mafy refa mivavaka sa ny mivavaka mangina? maniry mafy ny hahita famonjena avy amin' Andriamanitra.
44. Fiffi ( 18/02/2007 23:18)
mbolasoa:
Nefa indraindray misy zavatra mba tena iriana fa tsy mety azo, impiry isan'andro no tokony mivavaka, inona no ren'ny Tompo kokoa ny miteny mafy refa mivavaka sa ny mivavaka mangina?
heu....tsy hoe ny fivavahana mafy (miteny mafy) , na hoe im-piry isan'andro no hahenohin'Andriamanitra ny vavaka hatao....fa ny olona no tsy mahay mangataka ...

Misy koa manko ny olona mahatsiaro an'le fivavahana rehefa misy zavatra ilaina hiany.....arakin'le hira hoe "efa trotrakin'ny adin-tsaina ...zay vao mba nahatsiaro anao ry Tompo."


45. prime ( 20/02/2007 15:21)
Efa imbetsaka Kristy no nampianatra momba ny vavaka sy ny firaisana ary ny fifandraisana amin\'Andriamanitra ka nanome fanoharana maro... fa ny tena mahalaza ny olona dia ilay zava-nisy tao Galilia sy Samaria ka nandalovany t@ vohitra iray ka nifanenany t@ boka folo lahy (Jaona 17:11-18)... rehefa nositraniny ireo ka nasainy niseho t@ mpisorona (mba hanao fanatitra) dia iray ihany no sisa niverina tany @ Kristy nisaotra sy nanome voninahitra Azy, nefa dia sady hafa firenena ilay io fa tsy jiosy akory...

Toy izany ny ankamaroan\'ny olona, eny fa na dia ny mpino aza... fa rehefa sendra olana dia hay ny miantso an\'i Kristy Mpamonjy, ary tena mamonjy tokoa Izy... fa rehefa miteny amin\'izay Kristy hoe Izaho no Tomponao fa omeo Ahy ny \"izao sy izao\"... dia hoy ny maro hoe \"TSIA\"... araka ny voasoratra hoe :

\"Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon\'ny maro, aminareo, ry mpisorona, izay manamavo ny anarako. nefa manao hoe: Amin\'inona no anamavoanay ny anaranao?\" Malakia 1:6
46. fijo ( 21/02/2007 23:36)
tena nisy ve izany nefa????tsymisy porofo daholo mantsy izany fa dia hoe finoana fotsiny.
io toa ny olona misotro rano maloto.ita be fa maloto le rano"any inde" ohatra,fa finoana hoe masina io dia madio hoazy.
47. prime ( 23/02/2007 10:04)
fijo> Ahoana moa no hoe tsy nisy?:wink:... foronina ve?...:)
48. fijo ( 24/02/2007 06:14)
betsaka ny zavatra noforonina tao anaty baiboly tao.ny sambofiaran'i noe ohatra dia zavatra noforonina io.
ny saha edena dia noforonina io.
ny tantara namaky ny ranomasina dia noforonina io.
ny tantara ny fananganana ny maty dia noforonina daholo.
ny hoe virjiny miteraka dia fanatsarana resaka fotsiny mba tsy hinoanareo ny marina fa zazasary io rangahy io.
49. Salut ( 25/02/2007 09:47)
Fijo: Mba porofoy aminay ary fa tsy Andriamanitra no namorona ny rivotra ohatra, dia omeko fanazavana ampy ianao amin'ny maha virijiny an'i Maria sy maha Andriamanitra an'i Jesoa.
Ampiasao ny saina rehefa maty ny fanahy.
50. nambinina1 ( 27/02/2007 08:38)
Fijo:Mba mamakia ianao Baiboly satria mety tsy ampy anao ny fahalalana bebe kokoa an'Andriamanitra, ny Fitiavany antsika olombelona, ny nanomezany antsika ny Zanany tsy foiny indrindra , ho ANAO, ho an'ny rehetra .
Mbola tsy tara ianao izao fa fotoanany izao , de mibebaha , aza metehatra loatra ny fahaizana na ny harena , fa afaka alain'Andriamanitra amin'indray mpimaso ireny.
Mivavaka Anao aho.
51. fijo ( 27/02/2007 23:12)
ny rivotra tomoko dia mameno izay toerana banga rehetra.io dia efa natoraly.any amin'ny planeta sasany izao misy koa io rivotra io,saingy ny singa ao aminy no tsy mitovy amin'izay misy aty amintsika.
dia porofoy amin'izay ny maha virja an'i maria fa te ahalala mafy aho.
52. mbolasoa ( 05/03/2007 20:24)
fijo : mahatsapa ve enao fa misy hery hafa noho ny herinao sy fahaizano sy fanananao miaro anao @ andavanadronao? sa oe enao ihany no micalculer anzé mety hitranga aminao ?. Za mino fa nisy ny nahary anao dia Andriamanitra ray tsy toa izay ary manana ny programany aminao izy ary na d ireo zavatra lazainao ireo aza d efa nataony hiseho mba hanamafy orina ny mino azy, plus enao mamaly ôtran'ireo ataonao ireo, plus misy valinteny manaporofo ny fisian'Andriamanitra ho vakian'ny rehetra
53. tywa68 ( 05/03/2007 20:36)
Izay tena miantso an'Atra dia mahatsapa ny fisiany @ fiainany andavanandro ! tsy hoe mahay manazava an'itsy sy ry dia izay no tsy mampisy Azy na hoe ampy hampandroso eo @ fiainana (dia avy eo inona no tohiny ?)

Ilay olona mivavaka anie izany mikatsaka ny fanjakan'Atra, ary mangataka azy hitsinjo ny ankohonana ihany koa mandra-pahatongan'io fotoana io e ! ary fantatr'i fijo tsara zany fa mampiresaka anareo fotsiny izy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2098