Voavonjy v zay rehetra miangona?

41. cutie ( 24/02/2007 18:16)
Mpandefa : prime [ Valio ] 23-02-2007 11:15:42
Lohateny : Re : Voavonjy v zay rehetra miangona?
Hoy i cutie:
ry prime sy ny tariny ve zao efa ao anatin'le voaisa sa mbola manenjika eo am-baravarana
... ka hanaraka ahy raha valiako ny fanontanianao sa faly hivanitika eto fotsiny?

hanaraka fa valio :-D:-D:-D:-D
42. fijo ( 27/02/2007 23:18)
dia tsy hita le valiny
43. linarako2 ( 03/03/2007 00:01)
fijo:

jereo anie fa misy sahy milaza fa tsy mahavonjy ny "asa e.loza be.aza gaga raha mihemotra ny firenena

Ny finoana no mahavonjy fa tsy ny asa.Tsy misy firenena mihemotra eo fa ianao no nahalala Azy kanefa nihemotra

44. fijo ( 03/03/2007 01:41)
de aza miasa ary e;minoa de minonoa fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072