Voavonjy v zay rehetra miangona?
21. Fiffi
(
15/02/2007 13:56)
prime: azoko tsara kah ! misaotra anao....ka hoy zah hoe "tsy misy afatsy ny finoana hiany no ahavonjy....ka mihombon-k'hevitra @ nao zah @ io....
22. fijo
(
16/02/2007 06:13)
ka rehefa izay no izy "araka io voalazan'i prime io,hoe tsy ny fankanesana any ampiangonana sns"dia aleo tsy mankany fa mirevy miaraka amin'ny akama ety ivelany.ny fo faly ,ny namana hita,ny revy vita
23. xxx
(
16/02/2007 07:08)
fijo:
ka rehefa izay no izy "araka io voalazan'i prime io,hoe tsy ny fankanesana any ampiangonana sns"dia aleo tsy mankany fa mirevy miaraka amin'ny akama ety ivelany.ny fo faly ,ny namana hita,ny revy vita
=))=))=))
Mifohaza fa tsy ho fantatra izay fiaviany,variana mirevy ny akama dia nanadino ny tenin'Andriamanitra.Hay moa tsy any mihitsy lery koa atao ahagaga ve izany8-)
24. prime
(
16/02/2007 12:46)
fijo> ka tombony ve izany sa fatiantoka?... ny lazaiko mantsy tsy hoe tsy ilaina ny mankany am-piangonana fa hoe tsy voavonjy avokoa izay mankany...
Fa tena ilaina ny mankany am-piangonana ho an'ny mpino satria any no ihaonany amin'Andriamanitra feno dia any no koa tena ahafahana miray Aminy...
Fa tena ilaina ny mankany am-piangonana ho an'ny mpino satria any no ihaonany amin'Andriamanitra feno dia any no koa tena ahafahana miray Aminy...
25. xxx
(
16/02/2007 13:17)
misy ny mivavaka fa tsy any am-piangonana fa tsy ianareo no hiteny fa tsy mety izany, miala tsiny.
Ny teny dia hoe "fa raha misy 2 na 3 miangona noho ny anarako dia eo ampovoany aho..." noho izany tsy mila mankany akory izy dia afaka mivavaka!Indrindra fa raha efa vita batemy izy na batisa koa!:?::?:

26. prime
(
16/02/2007 14:15)
xxx> Marina izany lazainao izany sady izany rahateo no voasoratra... Mbola misy koa aza fampianaran'i Kristy ny amin'ny hoe raha mivavaka dia ao amin'ny mangingina... fa tsy misy miteny kosa hoe mety na tsy mety fa hoe voavonjy ve?...
Ny adihevitra eto mantsy tsy hoe mety ve sa tsy mety ny mankany am-piangonana raha hivavaka fa hoe voavonjy avokoa ve ireo izay mpiangona...
Ny adihevitra eto mantsy tsy hoe mety ve sa tsy mety ny mankany am-piangonana raha hivavaka fa hoe voavonjy avokoa ve ireo izay mpiangona...
27. mpanota
(
16/02/2007 14:28)
Efa voaisa anie hono , ny ho voaray any andanitra eh , ary zay no lahatra nataon'Atra ka tsy azo edi-kevitra intsony eh , ny fanontanina zany dia hoe enao zay miseho hoi mpivavaka io v efa ao anatin'ny izay isa vitsy zany sa isan'ilay voaozona koa , zay voalahatra zany dia tsy azo edi-kevitra intsony , DIA AIZA NY LIBRE ALBITRE @zany eh EFA VOAOZONA ISIKA EH :evil::evil::evil:
29. fijo
(
16/02/2007 22:08)
tsika tsy voahozona ka,safidy ny antsika.misy te handany andro mivavaka,misyte handany andro miaraka amin'ny akamany.ny ahy izao io faharoa io no tiako.
30. xxx
(
17/02/2007 00:28)
xxx:
misy ny mivavaka fa tsy any am-piangonana fa tsy ianareo no hiteny fa tsy mety izany, miala tsiny.
Ny teny dia hoe "fa raha misy 2 na 3 miangona noho ny anarako dia eo ampovoany aho..." noho izany tsy mila mankany akory izy dia afaka mivavaka!Indrindra fa raha efa vita batemy izy na batisa koa!:?::?:
Mandehana mivavaka amin'ireo 2 na 3 ireo ary,aza ampiana indray ny fahankahalana ny hafa,niditra niryna,baz,ny hafa,manomboka handrato an'i prime indray.Hay moa tsy mamaky baiboly ity xxx mpandoto-rano sy ampiasain'ny devoly ity fa teo no niala ka mbola mahay kely.Aza atao ara-bakiteny fa tsy ho lasa mihitsy ianao e ary tsy ho tapitra koa ny fanaratsianao sy ny fanebahanao ny mpivavaka ato:twisted::twisted:
31. cutie
(
17/02/2007 00:55)
Mpandefa : mpanota [ Valio ] 16-02-2007 15:28:13
Lohateny : Re : Voavonjy v zay rehetra miangona?
Efa voaisa anie hono , ny ho voaray any andanitra eh , ary zay no lahatra nataon'Atra ka tsy azo edi-kevitra intsony eh , ny fanontanina zany dia hoe enao zay miseho hoi mpivavaka io v efa ao anatin'ny izay isa vitsy zany sa isan'ilay voaozona koa , zay voalahatra zany dia tsy azo edi-kevitra intsony , DIA AIZA NY LIBRE ALBITRE @zany eh EFA VOAOZONA ISIKA EH
ry prime sy ny tariny ve zao efa ao anatin'le voaisa sa mbola manenjika eo am-baravarana :-D:-D:-D
32. cutie
(
17/02/2007 00:56)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-02-2007 21:33:24
Lohateny : Re : Voavonjy v zay rehetra miangona?
Hoy i mpanota:
EFA VOAOZONA ISIKA EH
nahoana no hoe efa voaozina isika ?
satria mpanota koa :lol:
33. mbolasoa
(
18/02/2007 14:18)
Izay Rehetra mino no ho voavonjy, "Minoa an'i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao".
Ny olona tojo fahasahiranana no mila vonjy.
exp : - ra marary enao d minoa fa Jesosy T. no mpanasitrana tsara indrindra, - Ra malahelo d minoa fa J. T. no pamafa ny alahelo sy mpizara fifaliana...
Ny olona tojo fahasahiranana no mila vonjy.
exp : - ra marary enao d minoa fa Jesosy T. no mpanasitrana tsara indrindra, - Ra malahelo d minoa fa J. T. no pamafa ny alahelo sy mpizara fifaliana...
35. fijo
(
21/02/2007 23:39)
cutie an,tsika aleo mihaona de mifaly fa tsy handany andro hifanenjika toa ireo XXX roa ireo.samy ùino fa mifanenjika koa
36. niryna
(
22/02/2007 06:36)
Marina io tenin'i mbolosoa io,izaho koa manaiky izany.Ny finoana irery ihany no ahavonjy antsika fa tsy ny asa hoy izy.
37. cutie
(
22/02/2007 21:59)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-02-2007 00:39:06
Lohateny : Re : Voavonjy v zay rehetra miangona?
cutie an,tsika aleo mihaona de mifaly fa tsy handany andro hifanenjika toa ireo XXX roa ireo.samy ùino fa mifanenjika koa
fijo ie hihihihi:lol:
38. fijo
(
22/02/2007 23:49)
jereo anie fa misy sahy milaza fa tsy mahavonjy ny "asa e.loza be.aza gaga raha mihemotra ny firenena
39. prime
(
23/02/2007 10:15)
cutie:... ka hanaraka ahy raha valiako ny fanontanianao sa faly hivanitika eto fotsiny?:lol::-D:-D
ry prime sy ny tariny ve zao efa ao anatin'le voaisa sa mbola manenjika eo am-baravarana