FIFOHAZANA
21. prime
(
07/02/2007 12:25)
Fiffi> Dia ahoana no fahitanao azy?...
booboo> ie, zà koa tia hira zafindraony...
booboo> ie, zà koa tia hira zafindraony...
22. Fiffi
(
07/02/2007 14:03)
prime:heu....zah aloha tena tsy mahafantatra ny fandehan'ireo voalaza rehetra etsy ambony momba ny mpiandry sy ny fifohazana sns..ireo fa de eto no mamaky sy ...(mampiheritreritra be ahy daholo zao)
Fiffi> Dia ahoana no fahitanao azy?...
23. prime
(
08/02/2007 06:32)
Fahasoavana lehibe ny fahafahana manatrika asa fankaherezana ka manaiky iasàna sy mandray fitahiana... Fa raha "par curiosité" no andehanana manatrika izany dia tsy maninona ihany koa fa rehefa tonga ao dia tsara raha mifantoka tanteraka amin'ny vavaka sy ny fihainoana ny Tenin'Andriamanitra... raha tsy izany dia fatiantoka toy ny fandehanana mivavaka nefa toy ny fiainana omaly ihany ny fiainana anio...
24. Fiffi
(
08/02/2007 06:57)
prime: fa misaotra anao nanazava an'ireo.....
heu....fahasoavana lehibe marina...fa mino aho fa tsy hisy hanao an'zany hoe "par curiosité" zany no andehanana hanatrika an'zany !
Ny zavatra mahalasa saina ahy fotsiny de indrindra le hoe manala devoly.....satria hoy aho hoe raha ohatra ve ka mahatsiaro tena ny olona iray hoe misy devoly...tsy ny fivavahana mafy ary ny fangatahana an'Andriamanitra ny fanalana an'zany devoly zany de tsy ho afaka io ? fa ilaina olona manala azy ? (mpiandry)

26. prime
(
08/02/2007 12:55)
Izaho aloha tsy mahalala ny anton\'ny nandehanan\'i xxx t@ ilay fotoana... fa raha ny nambarany io ambony io dia tena tsy nifantoka t@ ilay fotoana izy fa lazainy \"natahotra\" ilay zaza no sady \"nisy zavatra hafahafa\" niseho...
Ny olona rehefa itoerany dia tsy izy intsony no tompon\'ny tenany sy ny teneniny sy eritreretiny ary lazainy fa ilay devoly mitoetra ao aminy... Izany no mahatonga ny olona rehefa afaka ilay devoly dia tsy mahatsiaro ny zavatra nisy sy niseho akory raha tsy ambara aminy izany...
Noho izany arakaraka fa tsy misy \"règles\" hoe tsy maintsy manatona Mpiandry... sady rahateo koa ny Mpiandry dia iraka fotsiny ihany fa Kristy ihany no tena miasa... ary ilay \"marary\" sy ny manodidina azy rahateo dia mila mino tanteraka...
Fiffi:... Ny olona misy devoly tsy mahatsiaro tena ho misy an\'izany... fa ny manodidina no mahatsapa zavatra hafahafa (fianakaviana, mpiara-monina, fiangonana...)
Ny zavatra mahalasa saina ahy fotsiny de indrindra le hoe manala devoly.....satria hoy aho hoe raha ohatra ve ka mahatsiaro tena ny olona iray hoe misy devoly...
Ny olona rehefa itoerany dia tsy izy intsony no tompon\'ny tenany sy ny teneniny sy eritreretiny ary lazainy fa ilay devoly mitoetra ao aminy... Izany no mahatonga ny olona rehefa afaka ilay devoly dia tsy mahatsiaro ny zavatra nisy sy niseho akory raha tsy ambara aminy izany...
Fiffi:... Misy karazany ny devoly ary misy halaliny ny firaisana aminy... misy afaky ny vavaka ary ny tena ihany dia mahavita izany raha mbola ilay fakam-panahy fotsiny... fa na eo aza dia efa ady mafy... satria na Kristy aza nalaina fanahy ihany koa ary nanohitra araka ny Tenin\'Andriamanitra ny fakam-panahy nahazo Azy... fa rehefa amin\'ilay fetran\'ny atao hoe \"demoniaka\" mihitsy (possession de corps et d\'esprit) dia tena ady lehibe mihitsy... Ny Apostoly 12 indray maka efa sendra olana goavana raha nanala devoly tamina demoniaka iray (sady moana no marenina izy izay raha tsy diso aho fa mila miverina kely ao amin\'ny soratra masina)... dia hoy Kristy indrindra tamin\'izay... io karazany iray io dia tsy afaka raha tsy amin\'ny vavaka sy ny fifadian-kanina...
...tsy ny fivavahana mafy ary ny fangatahana an\'Andriamanitra ny fanalana an\'zany devoly zany de tsy ho afaka io ? fa ilaina olona manala azy ? (mpiandry)
Noho izany arakaraka fa tsy misy \"règles\" hoe tsy maintsy manatona Mpiandry... sady rahateo koa ny Mpiandry dia iraka fotsiny ihany fa Kristy ihany no tena miasa... ary ilay \"marary\" sy ny manodidina azy rahateo dia mila mino tanteraka...
27. Fiffi
(
08/02/2007 13:13)
raha ohatra hoe misy olona misy devoly zany ve ...ozy enao hoe ny manondidina azy no mahita hoe misy devoly le olona ...de ireo zany no mitondra azy any @ "mpiandry" hanalany zany devoly zany ?
heu...non'ny vita zany ka raha tezitra io olona io fa lazain'ny manodidina azy hoe misy devoly nefa tsy manaiky an'zany izy nefa....nohentina de force mba hanalana zany devoly de ahoana ?
@ fomba ahoana no ahafantatran'ny olona fa misy devoly zany olona zany ? inona no fisehoany mahatonga ny manondidina hiantso mpanala devoly ? mamono olona ? miteny ratsy be ? ...

29. prime
(
08/02/2007 14:46)
chipie:... Ny olona voahosotra ho amin'izany dia mijery ny maso, mifanena, mifandray tanana mifampiarahaba, mandinika ny fihetsika fotsiny...sns... dia tonga dia sady mahafantatra ilay karazana devoly no mahafantatra ihany koa ny ady miandry azy (izany hoe ny herin'ilay devoly ao amin'ilay olona)...
fa aona aloha no alalana fa misy devoly ny olona iray ?
Samihafa ny fanomezam-pahasoavana omeny ny mpanompony...
Tsy vitsy ny mpanompon'Andriamanitra no mifandray tanana fotsiny dia fantany hoe mpamosavy ito olona ito, mpitahiry ody mahery momba ny izao ito iray ito, mpisikidy ity iray ity, misy devolin'ny izao ity... sns...
Ny ahalalàna fa misy devoly ny olona iray dia ny Fanahin'Andriamanitra miasa amin'ilay mpanompony (Pretra, Mpitandrina, Mpiandry...) mihitsy no miteny aminy fa misy ny olona iray manatrika azy io... ary izay ilay voalaza hoe "fanomezam-pahasoavana" manokana nomena an'ilay mpanompon'Andriamanitra ka nanomezan'Andriamanitra azy ny fahefàna rehetra handrava ny asan'ny maizina...
30. niryna
(
08/02/2007 18:03)
Tadidinareo aho nametraka resaka miteny amin'ny fiten'ny tsy fantatra? Io ilay tenenin'ny olona iray nanome size.Rehefa latsahin'ny fanahy masina ny olona manasitrana dia maheno feo izy miresaka ny fanahy na Atra direct.Izay ilay teny izay izy ihany no mahafantatra azy.Ahoana no ahalalana hoe misy devoly ilay olona? Fiainana andavanandro anie io fa tsy hoe zavatra hafa e.Ny olona tsy mino an'Atra no ampiasain'ny fanahy ratsy.Miteny ratsy, tsy manaiky fa diso, efa fantatra fa ratsy io dia mbola ataony ihany.Fiainana io fa tsy hoe zava-baovao.
Io voalaza eo ambony io hoe hanala devoly, hanasitra ny marary sns..ireo rehetra ireo dia mbola mitombona afatsy ny iray hoe hisotro poizina.
Feno aty an-dafy ary efa noteneniko fa ny tsy finoan'ny olona no mahatonga an'Atra hanome ny hafa io fahasoavana io.Jereo ny baiboly fa tsy hoe olona manana doktora,na manana diploma ambony no nantsoin
Atra.omeko fahalalana ny adala hoy izy hanasitrana ny hendry, ny malemy hanatanjaka ny mahery, ny mahantra hampanankarena ny manana.Mivavaha ary miambena rehefa mijery ny fanalana ny devoly fa mitady toerana izay arapany izy.Misy tsy sitran'ny olon-kafa intsony ny devoly ao aminy satria misy maro no ao anatiny

31. Fiffi
(
08/02/2007 22:03)
niryna:ahoana no ahafantaran'i niryna an'zany ? sa enao no efa nanao an'zany ? :roll:
Rehefa latsahin'ny fanahy masina ny olona manasitrana dia maheno feo izy miresaka ny fanahy na Atra direct.
32. niryna
(
09/02/2007 08:02)
Fiffi:
niryna:ahoana no ahafantaran'i niryna an'zany ? sa enao no efa nanao an'zany ? :roll:
Rehefa latsahin'ny fanahy masina ny olona manasitrana dia maheno feo izy miresaka ny fanahy na Atra direct.
Satria izaho efa voahantso mpiandry ary efa nandeha tamin'ireny toerana manasitrana olona ireny aho ho sitranina kanefa izaho indray no nanasitrana.
33. niryna
(
09/02/2007 08:14)
[quote=niryna]
Tadidinareo aho nametraka resaka miteny amin'ny fiten'ny tsy fantatra? Io ilay tenenin'ny olona iray nanome size.
Efa niverimberina teto foana io ary ireny olona mino an'Atra kanefa tsy mino ny asany dia lasa mandeha mitady zavatra hafa,toy ny mijery sikidy, maka ody fitia.Avy aiza ilay hery mivoaka alina?Tsy avy amin'Atra mihitsy.
Ahitsiko kely ilay resaka poizina,raha fantatrao fa zavatra tsy azo sotroina izao fa mahafaty kanefa ianao mbola misotro dia ho dangy ianao.
Vavolombelona:Nisy olona niaraka maro ary nanantsaina ny hanampoizina ity olona iray ity ry zareo.Alohan'ny hisakafo dia nivavaka izy ka rehefa vita ny sakafo dia ilay poizina tao anaty vera nivadika ho marotongotra na milles pates.Mahery ny satana fa Atra mbola mihoatra lavitra noho izany.
Nisy iray kosa anefa izay nanantena ny fahaizany ka nilalao ilay bibilavany izy ary dia nisarisary zoro no niteny hoe tsy manaikitra ity,nokakerin'ilay bibilavany izy ary dia maty noho ilay poizina.
Tadidinareo aho nametraka resaka miteny amin'ny fiten'ny tsy fantatra? Io ilay tenenin'ny olona iray nanome size.
Ny olona tsy mino an'Atra no ampiasain'ny fanahy ratsy.Miteny ratsy, tsy manaiky fa diso, efa fantatra fa ratsy io dia mbola ataony ihany.Fiainana io fa tsy hoe zava-baovao
Efa niverimberina teto foana io ary ireny olona mino an'Atra kanefa tsy mino ny asany dia lasa mandeha mitady zavatra hafa,toy ny mijery sikidy, maka ody fitia.Avy aiza ilay hery mivoaka alina?Tsy avy amin'Atra mihitsy.
Io voalaza eo ambony io hoe hanala devoly, hanasitra ny marary sns..ireo rehetra ireo dia mbola mitombona afatsy ny iray hoe hisotro poizina.
Ahitsiko kely ilay resaka poizina,raha fantatrao fa zavatra tsy azo sotroina izao fa mahafaty kanefa ianao mbola misotro dia ho dangy ianao.
Vavolombelona:Nisy olona niaraka maro ary nanantsaina ny hanampoizina ity olona iray ity ry zareo.Alohan'ny hisakafo dia nivavaka izy ka rehefa vita ny sakafo dia ilay poizina tao anaty vera nivadika ho marotongotra na milles pates.Mahery ny satana fa Atra mbola mihoatra lavitra noho izany.
Nisy iray kosa anefa izay nanantena ny fahaizany ka nilalao ilay bibilavany izy ary dia nisarisary zoro no niteny hoe tsy manaikitra ity,nokakerin'ilay bibilavany izy ary dia maty noho ilay poizina.
34. niryna
(
09/02/2007 08:19)
[quote=niryna]
Ireo atao hoe fahasoavana nomen'Atra na gift of spirit amin'ny manaraka resahiko.Matetika dia ny olona tsy mino no omen'Atra io fahasoavana io satria tiany haseho ny fisiany ary izany no mahatonga ny olona sasany lasa nivavaka sy nibebaka
efa noteneniko fa ny tsy finoan'ny olona no mahatonga an'Atra hanome ny hafa io fahasoavana io
Ireo atao hoe fahasoavana nomen'Atra na gift of spirit amin'ny manaraka resahiko.Matetika dia ny olona tsy mino no omen'Atra io fahasoavana io satria tiany haseho ny fisiany ary izany no mahatonga ny olona sasany lasa nivavaka sy nibebaka
35. Fiffi
(
09/02/2007 15:53)
niryna::-w:-w @ fomba ahoana moa no ahafantaranao an'zany ? lasa mampalahelo le mpivavaka raha misy an'zany .....hatramin'ny hoviana indray Andriamanitra nisafidy hoe aleo i ranona no omena an'zao fahasoavana zao sy zao ? :roll:
Matetika dia ny olona tsy mino no omen'Atra io fahasoavana io satria tiany haseho ny fisiany ary izany no mahatonga ny olona sasany lasa nivavaka sy nibebaka
36. xxx
(
10/02/2007 12:19)
Tsy misy lisitra izany ny fanomezam-pahasoavana hoe i anona no homena ary i anona tsia.
Tsy misy mahafantatra afatsy ilay olona nidirany teo @ fiainany. Azy no nifidy ary Izy no nifidy fa izay voafidy dia tena mandray tokoa.
Ny zavatra hitako eto dia be ny manana "prétention" ho mpiandry sns nefa ny tena haseho dia lasa hevitra hampandriana hadrisa matetika fa ny tena asa anie ka ny asehonao e! Fa ahoana no hitarihana ny olona hivavaka sy hino raha be siasia ny mpitarika?

37. niryna
(
11/02/2007 07:34)
Fiffi:
niryna::-w:-w @ fomba ahoana moa no ahafantaranao an'zany ? lasa mampalahelo le mpivavaka raha misy an'zany .....hatramin'ny hoviana indray Andriamanitra nisafidy hoe aleo i ranona no omena an'zao fahasoavana zao sy zao ? :roll:
Matetika dia ny olona tsy mino no omen'Atra io fahasoavana io satria tiany haseho ny fisiany ary izany no mahatonga ny olona sasany lasa nivavaka sy nibebaka
Vakio ny koritiana voalohany.Ny tantaran'i saoly,ny olona ireo mijoro vavolombelona vokatry ny tsy finoany.Matetika no teneniko eto fa tsy ny rehetra
38. lamie
(
12/02/2007 21:20)
betsaka ny olona milaza fa mpiandry,fifohazana sy ny sisa;betsaka ny milaza fa tena mpivavaka koa,tena tian'Andriamanitra ny olona manana finoana,io finoana io anefa tsy oe an'Andriamanitra ihany fa @ fiainanao manontolo,tsy misy olona sahy milaza fa tonga lafatra ny fiaianany,satria izy no 'olona parfait" raha izany,ny tsara laza sy firesaka koa tsy midika fa tena olon'Andriamanitra izy,misy ny olona sendra ny loza dia mahafaka tanteraka io loza io,oh olona mianjera, may etc..tsy midika ninoninona izany fa ny finoana no tao aminy dia nampian'Andriamanitra izy noho io finoany io,ny maha-mpivavaka tsy mandeha miangona isak'alahady tsy akory, ary ny fahasoavana tsy mideradera etsy sy eroa,anao irery io ary hanasoavanao ny mpiray monina aminao refa sendra ny loza,
39. lamie
(
12/02/2007 21:28)
ny devoly tsy misy miditra @ olona izany, ny sain'io olona io no efa mirefarefa, tsy mandry noho ny fahotany,ary raha tena manana finoana ianao dia tsy voan'ny loza,ny olona rehetra dia mpanota, tsy misy ny anjely et antany ary mandainga izay sahy milaza fa tsy mpanota ary tsy nanota ary tsy manota izy,fantatrareo moa fa ny fahatezerana dia hota?ny anaty baiboly rahavana dia t@ andro fahagola no nitranga ny tantara rehetra,tsy azo hitarafana @ fianantsika ireo satria ny olona taloha fahagola tsotra fo,saina, nisy ny ratsy satria Andriamanitra no nanome azy ireo ny fahefana t@ ratsy,Izy no nanafaka ireo koa,isika samy nomen'Andriamanitra ny sahaza sy tandrify antsika avy satria tiany isika ary satriny isika ho tonga zaza avokoa
40. niryna
(
13/02/2007 07:32)
lamie:
,[quote devoly tsy misy miditra @ olona izany
Samy nomen'Atra fahasoavana avy ny rehetra ary tsy misy izay iray tsy manana fahasoavana.Mety ho iray ary mety ho maro.Na ny mihaino olona mitaraina fotsiny aza dia efa izy izay.Maro ary fantaro ny anao
Efa nahita olona nalana devoly ianao? Raha ohatra ka tsia dia mandehana mijery fa hitanao izany herin'ny maizina izany.Olona miteny manao feon'alika,mandoha, mivoaka farorabava fotsifotsy , mianjerazera, mihinjitra, midaraboka tsy tompon'ny tenany,sns.Inona no antony? Vokatr'ilay fivavahana ary ny herin'ny fanahy tonga amin'io fotoana io ka tsy mahazaka ilay devoly na fanahy malato ao amin'ilay olona.Tsy fidiny ho azy ireo no toy izany.Eritrereto fa vehivavy lehibe izao lena ny pantalohany,dia ho sitrapony ve no nandena ?