Mba nino ihany raha nisy ara-tantara i Jesoa

41. xxx ( 16/02/2007 06:30)
xxx:

Eto dia tsimandrava ihany no menafotsy no sady nanao xxx tsy nitonona anarana o^oo^oo^oo^o


Misaotra an'Atra aho rankizy fa efa manomboka mivoaka ny satana eto,takatry ny hafa ihany ny asa ratsiny.
42. xxx ( 16/02/2007 11:59)
dray dray dray , aza afangaro ka, izaho no nanoratra an'io t@ 12-02 fa tsy i tsimiandravola ka, fa tsy mety mamaly "xxx" intsony hono izy
43. fijo ( 16/02/2007 22:19)
izahay sy tsimiandravola samy tsy mino kristianina.saingy za mino fa nisy io jesosy io,saingy tsy olona masina izy fa jiolahimboto tamin'ny fotoanandrony.
44. xxx ( 16/02/2007 23:58)
fijo:

izahay sy tsimiandravola samy tsy mino kristianina.saingy za mino fa nisy io jesosy io,saingy tsy olona masina izy fa jiolahimboto tamin'ny fotoanandrony.

Tsy efa miteny anareo aho fa ianareo tsy nino ahy io izy fa nivaky ny faharatsiany,hay va re e,izay no mahatonga azy hanenjika ireo mpivavaka,ny olona tsy manana an'i Jesosy matetika tsy manana fifaliana:twisted::twisted:

45. niryna ( 17/02/2007 06:49)
xxx:

[quote=fijo]
izahay sy tsimiandravola samy tsy mino kristianina.saingy za mino fa nisy io jesosy io,saingy tsy olona masina izy fa jiolahimboto tamin'ny fotoanandrony.

Tsy efa miteny anareo aho fa ianareo tsy nino ahy io izy fa nivaky ny faharatsiany,hay va re e,izay no mahatonga azy hanenjika ireo mpivavaka,ny olona tsy manana an'i Jesosy matetika tsy manana fifaliana:twisted::twisted:


Mety manana fifaliana ihany izy fa fifaliana any amin'ny filan'ny nofo ka :roll:


46. cutie ( 17/02/2007 21:01)
Mety manana fifaliana ihany izy fa fifaliana any amin'ny filan'ny nofo ka

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. fijo ( 21/02/2007 23:51)
fa niryna ngaha tsy tia fifalian'ny nofo????????rehefa mananona izany dia izay hampahandeha ny an'ny lahy dia vita neny an.
48. cutie ( 22/02/2007 02:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
49. soanja ( 22/02/2007 06:54)
tsimiandravola:

Ka io no antsoin'ny vazaha hoe "malentendu".Nino an'i Jesoa ihany aho taloha satria nisy ara-tantara KOA izy arana ny nasaina ninoako.Nony tena nozohiana ny tena marina:hay i lery TSY NISY ara-tantara,tsy nisy ara-nofo.

Iza ary no sahy mitondra porofo MATOTRA ny amin'ny nisiany?Ka tsy vitan'ny sahy ihany,fa mametraka an'izany porofo izany ho tsy azo kianina?

Ento ary,fa raha tsy misy sahy..dia efa manome rariny ny fanantitranterako sahady ny amin'ny tsy nisiany.

Izaho kosa nefa afaka manome porofo maro dia maro ny amin'ny tsy nisiany.

Misaotra!


Ka izay no maha finoana azy ry Tsimiandravola a. Ny finoana dia zavatra tsy azo tsapain-tanana. Ka raha toa ka nahatsapa mantsy dia tsy finoana intsony fa fahitana na fahatsapana.
Ilaina ny finoana satria mitaky an'io ity vatantsika ity. Ny anao moa izany dia ny tsy fisiany no hinoanao. Manaja ny hevitrao tanteraka.


50. fijo ( 23/02/2007 00:02)
ny fisian'ny jesosy kosa anie misy porofo siantifika e.izay no hinoako azy hoe nisy.fa tsy masina.
cutie an,ireny le sipa mikentrona lava satria tsy mahita fafiny ko
51. niryna ( 23/02/2007 03:04)
fijo:

ny fisian'ny jesosy kosa anie misy porofo siantifika e.izay no hinoako azy hoe nisy.fa tsy masina.
cutie an,ireny le sipa mikentrona lava satria tsy mahita fafiny ko

Marina tanteraka io

52. xxx ( 27/02/2007 13:59)
tsimiandravola a, mbola d'actualité ilay resaka existence physique n'i Jesosy

jereo eto
53. cutie ( 27/02/2007 20:34)
cutie an,ireny le sipa mikentrona lava satria tsy mahita fafiny ko

:-D:-D:-D:-D:-D
54. fijo ( 28/02/2007 06:29)
loza be fa tandremo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2899