Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?

1. niryna ( 01/02/2007 17:47)
Izay zavatra mitranga amintsika amin'izao fotoana izao dia efa saiky ao anaty baiboly daholo.Misy fitenenana ao milaza fa tokony manome tso-drano ny zanak'israely isika dia omen'Atra tso-drano ihany koa."God bless to those who bless Israel"
Mety tsy dia misy ireo Jiosy aty amintsika fa ny ankabeazan'ny olona izay niasa amin'ny Jiosy dia saika nijaly.Tsy fantatro ny antony aloha fa ry zareo nijaly ara-tsakafo tamin'ny andron'i Hitlera.Vokatrio dia na ny sary milaza ny nanomoana azy aza dia miakatra fitsarana mihitsy raha tratra manoratroratra io .
Koa raha misy firenena roa miady ve tsy tokony samy hivavahana daholo izy ireo fa ahoana ny iray ihany no hivavahana sy tsofin-drano?
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:31
2. Zina ( 01/02/2007 18:11)
Tsy fantatro ny antony aloha fa ry zareo nijaly ara-tsakafo tamin'ny andron'i Hitlera.Vokatrio dia na ny sary milaza ny nanomoana azy aza dia miakatra fitsarana mihitsy raha tratra manoratroratra io

matoa ny zanak'izarael nijaly dia satria ny nataony ihany. Iza mona no nihizingizina ny hanatona an'i Jesosy teo ambon'ny hazo fijaliana? ry zareo ihany... jereo eo @ isaia 53 misy ny tantara.

Koa raha misy firenena roa miady ve tsy tokony samy hivavahana daholo izy ireo fa ahoana ny iray ihany no hivavahana sy tsofin-drano?


kanefa kosa rehefa naharesy teo @ hazo fijaliana i Jesosy dia tsy misy INtsony ny oe ireto no zanak'Andriamanitra... Na jentilisa na jiosy na iza dia lasa zanak'israel spiritoaly daholo...ary zanak'andriamanitra daholo.(bien sur izay rehetra manaiky azy an...)

Tokony samy hivavahana daholo ny firenena rehetra ary tokony omena tso-drano daholo....
3. xxx ( 01/02/2007 23:22)
ampio ny fanazavana ry niryna fa azo ah
4. LazaDaddy ( 02/02/2007 00:04)
niryna:
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
=))
5. cutie ( 02/02/2007 00:59)
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?

in njay aza ty ry niryna
:roll::roll::roll:
6. linarako2 ( 02/02/2007 12:56)
Zina:

Tsy fantatro ny antony aloha fa ry zareo nijaly ara-tsakafo tamin'ny andron'i Hitlera.Vokatrio dia na ny sary milaza ny nanomoana azy aza dia miakatra fitsarana mihitsy raha tratra manoratroratra io

matoa ny zanak'izarael nijaly dia satria ny nataony ihany. Iza mona no nihizingizina ny hanatona an'i Jesosy teo ambon'ny hazo fijaliana? ry zareo ihany... jereo eo @ isaia 53 misy ny tantara.

Koa raha misy firenena roa miady ve tsy tokony samy hivavahana daholo izy ireo fa ahoana ny iray ihany no hivavahana sy tsofin-drano?


kanefa kosa rehefa naharesy teo @ hazo fijaliana i Jesosy dia tsy misy INtsony ny oe ireto no zanak'Andriamanitra... Na jentilisa na jiosy na iza dia lasa zanak'israel spiritoaly daholo...ary zanak'andriamanitra daholo.(bien sur izay rehetra manaiky azy an...)

Tokony samy hivavahana daholo ny firenena rehetra ary tokony omena tso-drano daholo....



Tsodrano nomeny io mivavaka ny israel io aloha e.Efa naheno koa aho.Satria ny israel no voafidin'Andriamanitra
7. dailynews ( 02/02/2007 14:41)
hoy ny TA
salamo 122:6=> mangataha fiadanana ho an i Jerosalema; hambinina anie izay tia anao.

genesisy 12:2-3=> dia hahatong aanao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa ianoa; ary hitahy izya manisy soa anao Aho fa hanozona izay manozona anao, ary aminao ho hitahiana ny firenena rehetra ambonin ny tany.

ie, sitrapon Atra ny mpino ny mivavaka ho an i Israely sy momba azy. teniny izany.
8. dailynews ( 02/02/2007 14:42)
azafady fa tsy nijery loatra aho dia be ny diso tsipelina.
9. dailynews ( 02/02/2007 14:48)
LazaDaddy:

niryna:
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
=))

F'inn no mampikakakaka:?: Ny tsy fahafantarana ny tenin Andriamanitra no betsaka.


10. dailynews ( 02/02/2007 14:50)
LD> azafady fa masiaka loatra angamba aho.
11. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:53)
niryna:
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
TSIA, tokony hivavaka amin'Andriamanitra isika fa tsy Israely. :)
12. dailynews ( 02/02/2007 14:54)
hivavak HO an ny firenena israley. Fa tsy hoe hivavaka amin i Israely
13. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:59)
hivavak HO an ny firenena israley. Fa tsy hoe hivavaka amin i Israely
Diso izany ilay fanontaniana napetrak'i niryna fa tsy voasoritra mazava tsara.

Raha arak'io tenin'i Dailynews io indray dia tokony hivavaka ho an'ny firenen-drehetra tsy misy ankanavaka isika. :)
14. dailynews ( 02/02/2007 15:15)
Marina izany fa tokony hivavaka ho an ny firenena rehetra. Fa ny fivavahana manokana ho an ny firenena israely mihitsy dia misy teny fikasana manaraka ary ihany koa miaro fankatovana an Atra.
15. niryna ( 03/02/2007 00:58)
cutie:

Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?

in njay aza ty ry niryna
:roll::roll::roll:


=))=))=))=))tsy kivy aky cutie a tsy hitandry ve iretsy olona mila hiady milaza ny marina daholo e.Mila mianatra fivavahana tsara amin'izay akia isika a (l)
16. niryna ( 03/02/2007 01:00)
dailynews:

hoy ny TA
salamo 122:6=> mangataha fiadanana ho an i Jerosalema; hambinina anie izay tia anao.

genesisy 12:2-3=> dia hahatong aanao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa ianoa; ary hitahy izya manisy soa anao Aho fa hanozona izay manozona anao, ary aminao ho hitahiana ny firenena rehetra ambonin ny tany.

ie, sitrapon Atra ny mpino ny mivavaka ho an i Israely sy momba azy. teniny izany.



Io mihitsy no tiako ho tenenina
17. niryna ( 03/02/2007 01:03)
LazaDaddy:

niryna:
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
TSIA, tokony hivavaka amin'Andriamanitra isika fa tsy Israely. :)


Lz tsy mivavaka toy ny olona sasany miankohoka atra hafa no tiako ho tenenina fa mivavaka ho an'israely.
Azavaiko,misy namanao mila vonjy aminao dia mba mangataka fivavahana aminao.Mazava ho azy fa ny anaran'Atra no hivavahanao azy ary Jesosy kristy no mpanelanelana anao sy ilay fitarainanao an'Atra ilay namanao.

18. niryna ( 03/02/2007 01:06)
dailynews:

hivavak HO an ny firenena israley. Fa tsy hoe hivavaka amin i Israely

Misaotra daily a tsy hitako ny valiny ny anao dia nohazavaiko ilay izy .Tsy maninona fa vao maika mazava

19. niryna ( 03/02/2007 01:12)
LazaDaddy:

hivavak HO an ny firenena israley. Fa tsy hoe hivavaka amin i Israely
Diso izany ilay fanontaniana napetrak'i niryna fa tsy voasoritra mazava tsara.

Raha arak'io tenin'i Dailynews io indray dia tokony hivavaka ho an'ny firenen-drehetra tsy misy ankanavaka isika. :)

Lz Moa ve isika tokony hivavaka ny Israely no size nataoko ka.Izy tsy mino an'i Jesosy koa ahoana no hiankohonako azy :?:.Eny mila hivavahana daholo ny firenena izay tandrifin'ny vavaka ataonao,ohatra hoe mivavaka ny olona tsy manan-kialofana ianao amin'izao andro mangatsiaka izao,enga anie hianao ry Tompo mahery mba hitahy azy ireo.Ohatra ny ahy io satria mangatsiaka be aty aminay izao ary ny tena mafana ato an-trano dia mba mahatsapa sy malahelo.


20. niryna ( 03/02/2007 01:34)
O ry ireto a.Ao anaty baiboly ireo firenena niaro ny israely dia tsy naharo azy fa niala, dia niditra indray ny firenena hafa, dia avy eo indray hitsangana ny tsy mpino an'Atra ny sovietika,ny sinoa, ny mpanampy ny israely,ny amerikana ary dia hiady ny israely daholo ny firenen-tsamihafa.Io efa taona maro ka ny firenena manodidina azy dia miady aminy,ary rehefa miharatsy ny zavatra rehetra dia tsy misy firenena afaka hanampy azy intsony ka eo izy vao hiantso vonjy an'Atra indray ary dia hanavotra azy Jesosy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.437