Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
21. cutie
(
03/02/2007 01:53)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 03-02-2007 01:58:24
Lohateny : Re : Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
in njay aza ty ry niryna
tsy kivy aky cutie a tsy hitandry ve iretsy olona mila hiady milaza ny marina daholo e.Mila mianatra fivavahana tsara amin'izay akia isika a
tsy azoko :roll:
22. Zina
(
04/02/2007 02:37)
matoa ny zanak'izarael nijaly dia satria ny nataony ihany. Iza mona no nihizingizina ny hanatona an'i Jesosy teo ambon'ny hazo fijaliana? ry zareo ihany... jereo eo @ isaia 53 misy ny tantara.
nyrina io efa nolazaiko etsy ambony io ny valon'ity anao ity..
niryna [ Valio ] 03-02-2007 02:34:33
Lohateny : Re : Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
O ry ireto a.Ao anaty baiboly ireo firenena niaro ny israely dia tsy naharo azy fa niala, dia niditra indray ny firenena hafa, dia avy eo indray hitsangana ny tsy mpino an'Atra ny sovietika,ny sinoa, ny mpanampy ny israely,ny amerikana ary dia hiady ny israely daholo ny firenen-tsamihafa.Io efa taona maro ka ny firenena manodidina azy dia miady aminy,ary rehefa miharatsy ny zavatra rehetra dia tsy misy firenena afaka hanampy azy intsony ka eo izy vao hiantso vonjy an'Atra indray ary dia hanavotra azy Jesosy.
23. niryna
(
04/02/2007 07:05)
cutie:
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
in njay aza ty ry niryna
:roll::roll::roll:
Ilay masobe sanganehana aky no nampihomehy ahy anjy a
dia ilay hoe inona indray aza izy ity ry niryna,ohatran'ny hoe taiza size inona indray ary izy'ty:?:
24. Ruby
(
04/02/2007 13:25)
hay ve nisy an izany indray koa e.
ny olana dia na ny tenako manokana aza mbola tsy nentiko ambavaka.
ny olana dia na ny tenako manokana aza mbola tsy nentiko ambavaka.
25. niryna
(
05/02/2007 04:08)
Ruby:
hay ve nisy an izany indray koa e.
ny olana dia na ny tenako manokana aza mbola tsy nentiko ambavaka.
omen'Atra fahasoavana maro tokoa ianao rehefa mivavaka ny hafa satria ny olon-kafa no mety hivavaka anao
26. cutie
(
05/02/2007 14:41)
Ilay masobe sanganehana aky no nampihomehy ahy anjy a
dia ilay hoe inona indray aza izy ity ry niryna,ohatran'ny hoe taiza size inona indray ary izy'ty
:-D:-D:-D:-D
ka gaga kely za we atao in ny hivavaka an'ny israely e
mba mandeha any alou de hitan-jy ny zava -miseho any :lol:
27. Zina
(
05/02/2007 18:01)
niryna [ Valio ] 05-02-2007 05:08:14
Lohateny : Re : Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
Hoy i Ruby:
hay ve nisy an izany indray koa e.
ny olana dia na ny tenako manokana aza mbola tsy nentiko ambavaka.
omen'Atra fahasoavana maro tokoa ianao rehefa mivavaka ny hafa satria ny olon-kafa no mety hivavaka anao
Ruby a marina mihitsy io ka na dia ny fahavalonao dia azonao hivavahana.
28. prime
(
07/02/2007 06:51)
Na ahoana na ahoana fanenjehana ny Jiosy dia tsarovy fa taranaka voafidy ireo, fanjakam-pisorona, avy tao aminy no nisehoan'ilay Mpanjakan'ny Mpanjaka... ary avy amin'ny taranany ihany koa no isehoan'ny voninahitra'Andriamanitra any am-parany (fanjakàna 12)...
Ka na inona ditrany na ahoana, Andriamanitra mihitsy no miahy ireo manokana...
Marina fa ny fanjakàn'Andriamanitra dia tsy anavahana intsony na iza na iza... nefa tsy hahafoana ny Teny fikasàna ho an'ny Zanak'Israely izany...

29. niryna
(
09/02/2007 07:31)
prime:

Miombon-kevitra aminao koa aho. Ary rahoviana ihany no hody any amin'ny taniny ny jiosy?Efa naheno an'io ve prime tamin'ny mbola kely hoe rehefa mody hono ny jiosy dia ....Misy jiosy tokony ve any amintsika,toa tsy mandeha any izy sa efa tonga any/