mpiandry hono lery
41. pissoa
(
05/02/2007 17:24)
Ka efa oe tsy hainy akory ony raha tena devoly marina le nalany :-D:-D:-D
xxx:
za reto tsy mizesta fa efa nanala devoly ah.(tsy haiko koa aloha raha tena devoly marina ilay izy eh).
43. lamie
(
05/02/2007 20:21)
tena bandy aloha lery e!fa zany hoe bandy tsy fanao ianao,sendra ny malemy noho izy dia nanararaotra nefa tsy mankaiza fa eto ihany no hivarina any ankady,ary ny tody tsy misy fa ny atao no hiverina,mba nahazo succes kely dia midingin-drambo,raha tena mpiandry io olona io tsy namitaka indrindra vehivavy no nanaovana matikambo e!tsy lehilahy elà zandry a!sarimbavy elà,
44. rhanitra
(
06/02/2007 22:44)
patrick2002:
jereo fotsiny fa nisy secte izay tany dago ,nisy pasitera izay (bogosy lery ah)mbola tovolahy fa naripaky lery daholo ny sipa kely miangona ao @ fiangonany ,fa tsy mikatona mihintsy ilay fiangonana ,fa vao maika mahazo kil ary sipa manja kely ,zanak'olona manakatao daholo no miangona ao.
Asa na fantatrao fa mitory teny ao @ tv ravinala isa-maraina ilay pasitera, fa tsy haiko izao na ahoana satria izaho efa ela niala tany dago.
Mba inona ny anaran'izany secte izany ry patrick2002 ?. Amin'ny firy izany fandaharana @ misy mitory teny @ TV ravinala izany ?.
45. diamondra27
(
07/02/2007 03:03)
zao an! tsy mpiandry 'zany olona 'zany fa mpisoloky (mitondra ny anarana mpiandry fotsiny)
io le tonga @ tenin'i Baiboly we : @ andro farany dia hisy ny mpaminany sandoka sns... koa mitandrema.
Efa nisy namako vavy ho'aho efa voadona, voafitaky ny bandy, narahin'ilay bandy ny fihetsiny sy ny renseignements rehetra momba le sipa de avy eo nojonoiny mora fotsiny, nidirany ny fikambanana falehan'ilay vhv, de nikotiny le vhv de vita mariazy.
Raha vao vita ny mariazy de tsy navelany namonjy fivoriana intsony ilay vhv,sady voadaroka foana refa tonga avy any @ le fivoriana.
Hiatanreo @izany aza ny fomba fiasan'ny olona refa ampiasain'i devoly.
Nanolo-tena koa anefa io lhl io (fa tsy tena vrai conversion zany ilay izy fa tetika ataony mba hahazoany ilay vhv)
tandremo e!

46. Fiffi
(
07/02/2007 07:17)
fa ahoana no ahafantarana fa hoe misy devoly zany ny olona eh ? :roll: ary raha ohatra hoe misy aza zany ..tsy ny fivavahana hiany ve no ahafaka an'zany ?
47. paris10
(
07/02/2007 15:29)
tsy misy devoly zany ao anatiny fa izy mihintsy no devoly e!mpamitaka ,mpandainga, vehivavy ange no nahitana masoandro e!tsy nivoaka tao @ .....omby akory e!
48. hearty
(
07/02/2007 19:24)
Zao eh
Diso ny filazan'ny pissoa io satria hoy ny Soratra Masina hoe "Isika tsy miady amin'ny nofo amandra amin'ny fabjakana eny amin'ny rivotra" dikan'izany dia hoe ampiasain'ny devoly izy fa mety ho tsy conscient nefa mety safidiny koa ny ho toa izany ary izay no antony itoriana ny soratra masina mba hahalalan'ny olona ny tena zavatra marina dia avy eo izy manao zay safidin'ny fony tsy terena.
Ny fivavahana ihany no mahafaka devoly fa aza mety ho voafitaka koa satria misy olona milaza hoe manala devoly kanefa amin'ny fanompoatsampy . Fitaka koa izany fa hoy ny SM hoe " Ho rava ny fanjakana miady antrano" noho izany tsy satana mihitsy no hiady handrava ny devoly fa tetika io. Fetsy anie ny devoly e fa tsy mahery noho Jesoa izy
Mahereza

49. pissoa
(
07/02/2007 19:35)
Inn tsara ny hidiran'ny bla bla bla an'i hearty amin'ny filazako ? Tsy azoko :-D:-D:-D
51. paris10
(
09/02/2007 14:23)
valala mpiandry fasana io bandy io fa tsy mpiandry inona kory a!totozy miandry ny saka matory fa tandremo!
53. xxx
(
10/02/2007 01:29)
paris10:
valala mpiandry fasana io bandy io fa tsy mpiandry inona kory a!totozy miandry ny saka matory fa tandremo!
Ka raha izany aza, maninona ny Bobelina no navela nivoaka nefa hoe hery avy eny amin'ny rivotra no mitondra ny vatana. Midika io fa tsy na mpiandry aza izy mety ho lavo ihany raha toa ka tsy maharesy ny devoly. Raha variana amin'ny zavatra hita maso izy dia no lavo tanteraka. Malina ihany.