mpiandry hono lery

21. cutie ( 03/02/2007 03:13)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 31-01-2007 15:10:33
Lohateny : Re : mpiandry hono lery
Ka hitany teo @ point faible-ny izany le sipa kou!
Tena hitako marina fa ny sipa tena mora sodokanio fivavahana ,fivavahana io ,tsy hoe ilay fivavahana noratsy fa hoentiny olona hanararaotana ny afa ilay izy mampalahelo.

:-D:-D:-D:-D:-D
tsy mba ho za zany a :-D
22. sitlo ( 03/02/2007 03:30)
fa angaha cutie vhv eh.
23. fijo ( 03/02/2007 06:33)
ka lery kosa mpiandry fa tsy mpanabe ko.
24. Fiffi ( 03/02/2007 09:01)
Zina:
fa inn aloha ty mpiandry e?
zah koa akia de tena tsy mahafantatra an'io an ! heu....efa mba nisy nanazava hiany fa tsy arako....:roll:


25. lamie ( 03/02/2007 16:24)
ka ny devoliny aza tsy afany, sady @maha devoly azy dia io hoe "mpiandry" io no entiny hanaronana ny asa maizina ataony,sy ny maha satana azy hisitomana sy andavoana reo malemy noho izy, satria izy lehilahy dia ny vehivany izany no kendreny sy alainy,mazava tsara izany,ka hoy aho hoe mitandrema ianareo vehivavy ary alaviro ireny demony ireny fa izay saika azy dia hijaly avokoa,ary tsy amelany raha tsy hindaosin'ny mangidy indrindra, fahavalo ireny ka tsy mendrika akory ny hitomaniana!hiataho alavitra ary misaora ny Tompo fa afaka ianao ry namana,aza manaiky ny ho lavony,hatrakao ny loha ary banjio Andriamanitra mahery lavitra noho izy! mahereza ry namana!
26. sitlo ( 03/02/2007 16:32)
sao dia mody nataony hoe mpiandry marina?
Nefa mpiandry vavahady? (gardien) :-D
27. lamie ( 03/02/2007 18:31)
ka ho andry zalahy tsy mivavaka io no itadiavany dera,fa ry zavavy tsy mahalala voa mafy koa!
28. cutie ( 03/02/2007 20:36)
: Fiffi [ Valio ] 03-02-2007 10:01:31
Lohateny : Re : mpiandry hono lery
Hoy i Zina:
fa inn aloha ty mpiandry e?

zah koa akia de tena tsy mahafantatra an'io an ! heu....efa mba nisy nanazava hiany fa tsy arako....

olona voantson'Atra hono , mitovy ny pasitera sy ny mopera ihany , fa ny mpiandry koa toa malaza mpanala demony:lol:
29. cutie ( 03/02/2007 20:53)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 03-02-2007 04:30:23
Lohateny : Re : mpiandry hono lery
fa angaha cutie vhv eh.

aza mampime wa :-D:-D:-D:-D
30. xxx ( 03/02/2007 21:44)
Olona voantso hanao ny asa toy ny misionera, nomena formation ho mpiandry ary voahosotra rehefa vita ny fianarany ho mpiandry.Afaka manala ny devoly sy ny ozona .
31. xxx ( 03/02/2007 22:35)
za reto tsy mizesta fa efa nanala devoly ah.(tsy haiko koa aloha raha tena devoly marina ilay izy eh). Nefa izaho tsy vita batisa, batemy sns... Tsy mankany ampiangonana akory ary aho rehefa mivavaka.

Fa fahendrena sy fahamasinana ihany no mitondra an'io hoy aho. Dia fahatokisana an'Andriamanitra. Ireny mpanala devoly ireny ange tsy izy no manala azy eh. Jesosy no antsoiny sy iangaviany hanala azy.
32. xxx ( 04/02/2007 00:39)
lol kou ity sitlo ity amle oe mpiandry varavarana "gardien "tapatsinay rery tato mintsy aho
33. Fiffi ( 04/02/2007 07:42)
olona voantson'Atra hono , mitovy ny pasitera sy ny mopera ihany , fa ny mpiandry koa toa malaza mpanala demony
Olona voantso hanao ny asa toy ny misionera, nomena formation ho mpiandry ary voahosotra rehefa vita ny fianarany ho mpiandry.Afaka manala ny devoly sy ny ozona .
anjekaky ooo :{:{:{ de manao an'zao zavatra nataony voalaza eto zao ve ? :roll::roll:
34. xxx ( 04/02/2007 12:32)
Be dia be io izao any mada ka mahagaga fa na dia tsy matotra akory aza dia miditra manao an'io.:(
35. Fiffi ( 04/02/2007 13:50)
de aleo ry zareo hanao an'zany fa misy valiny daholo ny zavatra hatao rehetra.....
36. sitlo ( 04/02/2007 16:02)
marina zany fiffi ah,
37. hearty ( 04/02/2007 21:18)
Zavatra efa voalaza ao amin'ny Soratra Masina anie izany eh Tadidinareo le hoe " Tsy efa namoaka,demonia t@ Anaranao v zahay ?" hoy ilay olona teo anatrehan'ny fitsarana farany dia hoy Jesoa hoe "Tsy fantatro akory ianareo mpanao meloka!"
Izany hoe misy olona mpiandry mety anarana fotsiny fa tsy Jesoa no ao anatiny ary tsy fantany akory izy.Mety misy pasitera koa sns eh...

Noho izany mila mailo lalandava isika @ olona milaza azy ho izy kanefa sinagogan'ny satana

Miambena ry reto a! Efa mihartatsy anie zao fiainana izao eh
Sa ahoana hoy nareo?
Minoa an'i Jesoa Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao
38. cutie ( 04/02/2007 21:24)
Izany hoe misy olona mpiandry mety anarana fotsiny fa tsy Jesoa no ao anatiny ary tsy fantany akory izy.Mety misy pasitera koa sns eh...

:-D:-D:-D:-D
39. Fiffi ( 04/02/2007 22:00)
hearty:
Miambena ry reto a! Efa mihartatsy anie zao fiainana izao eh
Sa ahoana hoy nareo?
indrisy.....tena marina mihintsy zany lazainao zany an ! fa ny zavatra tsy azoko de hoe tana nahavita an'zao zany bandy zany ! le sipa no tena mampalahelo....


40. Fiffi ( 05/02/2007 17:18)
xxx:
za reto tsy mizesta fa efa nanala devoly ah.(
xxx efa nanala devoly ? fa ahoana kay zany ?:roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084