Fanalana demony
42. cutie
(
29/01/2007 18:06)
: nikopol [ Valio ] 29-01-2007 18:56:01
Lohateny : Re : Fanalana demony
Tena tsy arako intsony ry reto a fa za mihevitra hoe diso mieritreritra loatra .Tato ho ato, indraindray rehefa matory iny aho dia ohatrany misy lohan’olona kely balitika mivoaka tampoka eo aminy fotrako eo, sady miteny aminy teny tsy misy azoko no be feo be zany.. Dia rehefa sokafako nefa ny masoko dia tsy mahita anizaniza za.
Asa ? fa henoko hoe misy zavatra hafahafa fotsiny ao anatin’ny kiboko ao.
Misy fotoana tsapako tsy mahita ny masoko na misokatra aza, nefa misy sary efa taloha be ao andohako tsy mety miala , dia ireny sary ireny aty aoriana hitako any aminy olona hoe tena nisy, dia ny secret an’olona ireny ohatrany fantako zany nefa ilay olona tsy milaza na inona na inona amiko.
Fa tena tsy mampino ahy , dia lasa donto be zany aho, dia tsy maheno maharary mintsy za ,matetika io no miseho. Ary lasa mafy be zany za amin’iny fa mahavita zavatra be de be dia tsy mety reraka amin'iny fa rehefa avy eo nefa KO be
Asa e! Fa eo aminy kiboko eo indraindray misy ohatrany olatra zany dia tsy hita tampoka
misaotra e
=))=))=))=))=))
44. sitlo
(
30/01/2007 00:29)
Tsikoko letsy ny anaran'ireny ry nikopol fa tsy demony ah.
Sasana fotsiny ireny dia afaka.
Sasana fotsiny ireny dia afaka.
50. pissoa
(
30/01/2007 20:38)
sitlo:
Tsikoko letsy ny anaran'ireny ry nikopol fa tsy demony ah.
Sasana fotsiny ireny dia afaka.
=))=))=))
51. pissoa
(
30/01/2007 20:43)
nikopol:
Tena tsy arako intsony ry reto a fa za mihevitra hoe diso mieritreritra loatra .Tato ho ato, indraindray rehefa matory iny aho dia ohatrany misy lohan’olona kely balitika mivoaka tampoka eo aminy fotrako eo, sady miteny aminy teny tsy misy azoko no be feo be zany.. Dia rehefa sokafako nefa ny masoko dia tsy mahita anizaniza za.
Asa ? fa henoko hoe misy zavatra hafahafa fotsiny ao anatin’ny kiboko ao.
Misy fotoana tsapako tsy mahita ny masoko na misokatra aza, nefa misy sary efa taloha be ao andohako tsy mety miala , dia ireny sary ireny aty aoriana hitako any aminy olona hoe tena nisy, dia ny secret an’olona ireny ohatrany fantako zany nefa ilay olona tsy milaza na inona na inona amiko.
Fa tena tsy mampino ahy , dia lasa donto be zany aho, dia tsy maheno maharary mintsy za ,matetika io no miseho. Ary lasa mafy be zany za amin’iny fa mahavita zavatra be de be dia tsy mety reraka amin'iny fa rehefa avy eo nefa KO be
Asa e! Fa eo aminy kiboko eo indraindray misy ohatrany olatra zany dia tsy hita tampoka
misaotra e
Tena malady grave elah fa manatona mpanala demony na mpanala tsikoko ASAP
=))=))=))=))=))
52. sitlo
(
30/01/2007 21:40)
Fa vazivazy iray andalana fa tena mila mivavaka ialahy raha izany.
Tadidiko aho tamin'ny mbola kelikely iny, 17 taona teo ho eo. Dia isan'andro dia manonofy ratsy foana. Natahotra aloha aho tamin'ny voalohandohany fa rehefa hoa lava ilay izy dia lasa ohatra ny normal izany. Dia taty aoriana, dia raha vao akipiko fotsiny aza ny masoko dia mahita zavatra ratsy izany. Ohatra hoe fatin'olona, na karana na volo ngeda be mifaringodringotra eo akaikin'ny olona voretra be ... Dia farany aho nikozy tamin'ny olondehibe dia nolaziny hoe izany ange ny mahatonga ny olona hivavaka alohan'ny hatory eh.
Dia aoka izay fa lava loatra.

57. niryna
(
15/02/2007 06:37)

Tsy ratsy kosa ilay fitaritany sy fampianarana hivavaka.dia nanao ve aloha ianao e
60. tynah
(
11/03/2007 15:35)
Nokopol ah! zah tena mahita olona manala devoly fa tiako ho fantatra fotsiny hoe: aiza ianao io zao? any dago ve sa aty ampita? tena serieuse io an. Io tsy vohatery hoe misy ianao fa jerena aloha hoe misy sa tsia d raha misy d halana. Mivavaha mafy aloha sao mba tsy mahatanty ilay vavaka ilay demony d lasa .:-*